fay....

41. sasa ( 11/10/2005 05:41)
sonwin hi hi hi hi
42. mamzelkely ( 11/10/2005 06:13)
:-D
43. sonwin ( 11/10/2005 09:14)
ary ndry io aza sao dia misy aretina vanitika e:cool:
44. mamzelkely ( 11/10/2005 12:37)
sonwin< andrayyyyyyyy.. possible alo zany e... ka enao anie mampiné fôna e...:-D
45. Veloo ( 12/10/2005 19:25)
ari.malala a tsisy tsiny aky a:-*
46. sonwin ( 12/10/2005 20:52)
Veloo milay ka:)
mamzel> jere ty ndry :-D
47. sasa ( 13/10/2005 05:38)
mamzelkely io kou i sonwin fa voan'ny aretina vanitika kou:-D
48. mamzelkely ( 13/10/2005 06:39)
sasa< hita waaaaa :-D
sonwin< ts koi zany fa tanora lalandava...:wink: :-D
49. ari.malala ( 13/10/2005 12:02)
euh, fa manontany basy @ anglisy ahoana alo e! tsy azoko sasa sy sonwin azavao ny hevitry ny mpanoratra :)
50. mamzelkely ( 13/10/2005 13:34)
mamaky fotsiny ihany aky ry ari.malala ny an reo anie ts mahagaga e..
51. Veloo ( 13/10/2005 15:00)
mamzelkely i sasa sy sonwin ve? :-D:-D:-D:-D
tsy mahagaga marina :-D:-D:-D
52. sasa ( 14/10/2005 05:59)
hps:

ho anao manao io hatsikana io dia mitandrema ihany na mivonona mihitsy fa ho avy toy ny pilaiso Izy ka sao mahita loza eo zay vao tena ho voafantsika tsy ho tafatsangana ohatr'Azy :miam:



ari.malala izy mampitandrina anjy io no ataonay hoe manontany basy am anglisy kou fa tsy indry anie, satria njy d olona tsy tokony ho ampitandremina intsony fa mahalala ny tokony atao rehetra.
misy antony matoa izahay sy sonwin niteny an'io kan.
azonjy amzay ve e!:P:P


53. mamzelkely ( 14/10/2005 07:50)
veloo< zay anie wa e.. ts mahagaga reo roa lahy reo.. :-D:-D
54. ari.malala ( 14/10/2005 09:28)
euh, sasa sy sonwin?????? in le tokony atao efa haiko lety????
55. mamzelkely ( 14/10/2005 12:39)
ts kopy njay le zoky vavy klé..:-D:-D
56. Veloo ( 14/10/2005 17:53)
mamzelkely a isasa ve aky tsy vavy ?????8O8O8O
57. mamzelkely ( 17/10/2005 07:02)
ts haiko... vavy ve njy ry sasa??:lol:
58. Veloo ( 17/10/2005 16:37)
mamzelkely ko :-D:-D:-D:-D
59. mamzelkely ( 18/10/2005 06:24)
ka ts haiko ko..:-D:-D
60. ari.malala ( 18/10/2005 11:37)
mamzelkely, fa in le resaka fa tsy arako e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2885