Ny zavatra rehetra dia miova avokoa.

1. Herimiafina ( 29/09/2005 06:22)
Ny zavatra rehetra dia miova avokoa. Tsy mitovy ny zavatra hitanao izao sy tamin'ny adiny iray lasa teo ary tsy mitovy ny zavatra ho hitanao afaka adiny iray ho avy sy ny zavatra hitanao izao.
Ny rano dia mikoriana, ny fotoana dia mandeha, dia torak'izany koa ny fihetsehampo rehetra toy ny fitiavana.

Miova io, mitombo, mihena, mitombo, mihena, dia torak'izany hatrany.

Tokony hiatrika izany isika olombelona mba tsy ho diso fanantenana lava. Miomana mi-preparer ny extreme rehetra: ny pire sy ny meilleure, ny ratsy indrindra sy ny tsara indrindra.

Omeko ohatra ianao: lehilahy iray mihevitra fa tia azy ny vadiny, milaza fa hainy toy ny paosiny ny vadiny, milaza fa tsy hahavita hampirafy azy mihintsy ny vadiny.
Inona no mitranga hoy ianao raha toa ty vadiny ka mampirafy tampoka? Angamba dia loza be, fahadisoampanantenana tsy misy toa izany, alahelo, sns, satria tsy niomana tamin'ilay pire.

Ny tokony hatao dia gerer-na isan'andro ny fitiavana noho io fiovana io, kolokoloina hoy isika, fa tsy ny fomba nitondranao ny vadinao tamin,ny voalohany no mbola hitondranao azy roa taona aty aoriana.

Izay ilay surprise e. Manaova surprise be dia be hiantrehana ireo karazampiovana mba tsy ho diso fanantenana ianao.

novalian'i lilbon ny 08/10/2005 04:48
2. sasa ( 29/09/2005 07:16)
ewa bass, marina daholo ny tenino rehetra tsy misy diso mintsy
3. xxx ( 29/09/2005 08:47)
fa nga misy olona mbola mihevitra ohatran' zany ihany hoe tsy miova ny fiainana e!
tsy olona efa tena dépassé'an'ny fiainana ve zany e !
:(( , zany tsy olona manao "sur place" , tsy olona efa t@ 19è siècle ve zany e! na dé tena jamba be sy tena marenina be aza ve ....raha mahita olona toy zany ianareo zalahy dé mba toroy hevitra izy e ! o=>

4. ari.malala ( 29/09/2005 09:28)
dakoro 100% @ herimiafina! ary enao mahay an! :)
5. pika ( 29/09/2005 09:43)
tsy misy kianina e
miombonkevitra aminao
6. mumu ( 29/09/2005 10:32)
Herimiafina =D =D
7. fasaly ( 29/09/2005 11:06)
hery:
ny ahy ny fiainako tena mi profita seconde par seconde mintsy aho e ankafiziko be mintsy fa misosa be ny ora sy ny fotoana ary ny andro amam-bolana ka zay lasa tsy azoko averiko tsony na samboriko tsony.
8. xxx ( 29/09/2005 12:01)
D tsy maintsy miomana foana zany satria indray2 mety tsara no miseho indray2 mety ratsy? Tena tsara indray izany fomba fisainana izany fa aleo enarana! Izany tokoa no mahatonga ny oul hamono tena tampoka sns...Bravo!!!
9. Veloo ( 29/09/2005 15:36)
hery a lava lotra dia tsy vovakiko :-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 29/09/2005 16:23)
Misy isankarazany ny fiovana, misy isankarazany koa izany ny fomba fiantrehana azy, fa tsy lalàna tokana, hevitra iray figé (tsy mihetsika).
Tsy fanazavana iray ihany no azo omena mandritry ny fotoana roa samihafa fa fanazavana roa satria efa toetra roa samihafa ny zava-mitranga no hita.

Ny olana dia nasiantsika lalanany be ny fitiavana kanefa io lalana hampiharintsika io dia tsy valable foana noho ny fiovana.

Misy nefa ny antsoina hoe "Vicarious experience", izany hoe toe-javatra niainan'olonkafa nandalo teo amin'ilay toerana ka mety ho mety aminao raha toa ianao ka manadalo eo amin'io toerana io.

Tsy valable à 100% nefa izy ireny satria samihafa ny olombelona tsirairay sy ny antsoina hoe contexte misy azy, fa najaranao ny mi-adapter azy amin,ny toerana misy anao.
11. Veloo ( 29/09/2005 16:59)
lava lotra ilay resaka :-D:-D
12. Herimiafina ( 29/09/2005 17:12)
Ka za tia zavatra lava kah. ny anao ngah fohy? hehehehe:-D
13. Veloo ( 29/09/2005 17:16)
ny resaka fohy no tsara :P:roll::twisted:
14. Herimiafina ( 29/09/2005 17:29)
Tsy ampy hahafantarako anao tsara nefa izay, dia manjary midi-kizo za raha toa ka mijabaka aminao... heheheheheheh:-D
15. cutie ( 29/09/2005 18:16)
tandremo aza sao de blablabala eo fotsiny :-D
16. Herimiafina ( 29/09/2005 18:55)
Asehoko aminao tampoka eo ny setriny fampiarana ara-bakiteny pratika vao mivadika aminao ny tany ry cutie an. Mila ny adiresy hicontacter anah ve ianao? hehehehehehehe:-D

17. ari.malala ( 30/09/2005 07:06)
ary ty Herimiafina ity ngamba wa filôzofy ê! :) sa nandalina manokana momba ny fitiavana enao?
18. Herimiafina ( 30/09/2005 19:35)
Taranja efa nisy taloha elabe tany io, ka na idivirana lavitra aza dia eo foana manaraka toy ny aloka, sarotra alavirina.

Ka leo nandositra io "fitiavana" io aho dia hoy aho taty aoriana hoe, rehefa tsy azo alvirina ihany dia aleo maitriser-na e. Aza manaiky maitriser-ny fitiavana izany fa ianao no tokony haha-maitrizy azy e. hehehehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
19. vivi ( 30/09/2005 19:38)
ato ndray ianao ry hery an! tsy maintsy asiana maitrise io fitiavana io fa raha tsy zany d eo, sady mezany lay akama fotsiny!
20. Herimiafina ( 30/09/2005 19:46)
Ny anah zao efa doctorat mihintsy no prepareko, Ph-D amin'ny fitiavana, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5989