Ny zavatra rehetra dia miova avokoa.
42. Herimiafina
(
03/10/2005 22:49)
Cutie: aiza ary za raha fantatrao tokoa o?:-D:-D:-D:-D Mody mahay mitsatoka an?
44. Herimiafina
(
03/10/2005 23:50)
De mody mampifila an. tsy mahafantatsa akory nefa, de tsy mahita avaly de mody mampifila ery, fikan'antitra be zany fika ampiasainao zany e. hehehe:-D:-D:-D
48. Herimiafina
(
04/10/2005 00:07)
Antitra mirevy e. Kay enao tsy antitra akory, zany de tsy fantatrao, tsss. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
50. Herimiafina
(
04/10/2005 00:10)
Na za tampoka teo kou aza kou, hihihi.
Toutazy ne zah ty e. Sady touty dimansiô. Sady touty matiera. hehehe:-D:-D:-D:-D
Toutazy ne zah ty e. Sady touty dimansiô. Sady touty matiera. hehehe:-D:-D:-D:-D
52. Herimiafina
(
04/10/2005 00:22)
Sady touty moandjanii. hehehehehe:-D:-D
Ka misitery zany anaka fa tsy idirana lalina, maro ireo vaky loha be nikaroka ny momba an'i herimiafina, nisy no niabandonne fa nisy ihany kou ny ni-persista. hehehehehehe, njainjay kou za vevavy, de njainjay lelahy. hehehehe:-D:-D:-D:-D Mi s'adapta be e.

53. lilbon
(
04/10/2005 05:27)
tsy dakôro za !
misy tsy miova eto @ny fiainana!
ohatra> isa maraina de tsy maintsy mifoha fa hikanja
ohatra>misy foana ny potika de misy foana mamotika hihih
misy tsy miova eto @ny fiainana!
ohatra> isa maraina de tsy maintsy mifoha fa hikanja
ohatra>misy foana ny potika de misy foana mamotika hihih
55. tsangana
(
04/10/2005 12:37)
Ny fitiavako malagasy dia tsy mety miova mihitsy na dia maro aza ny antony nahatonga aho ho diso fanantenana .Mino aho fa mbola tsy lasa adala .
56. Herimiafina
(
04/10/2005 22:34)
Efa miova daholo izany e. Ny ora nifohazanao zao de efa tsy mitovy, ny nofinao alina iny tsy mitovy, ny humeur-nao vao maraina dia efa tsy mampitovy azy.
Ny sakafo haninao maraina iny dia efa tsy mitovy.
Miova daholo hoa ny zavatra rehetra fa isika fotsiny no miezaka mitazona le stabilité be.
Amin'ny thermodynamique ny antsoina hoe repos parfait, stabilité, équilibre dia "la mort".
Tout est en deséquilibre, raha tsy izany tsy misy ny antsoina hoe "énergie".

57. cutie
(
05/10/2005 02:50)
tsy miova daholo kosa ngamba fa enao no miova, enao zany no mampiova azy . :-D
60. Herimiafina
(
06/10/2005 02:19)
Izay zao de efa niova sahady ny teninao, jereo anie e. Tetsy ambony inao niteny hoe...., dia eto injay niteny hoe.....
hehehehehehe.
Ireo zavatra ataontsika hoe tsy nmiova dia ohatra ny hoe:
-Mbola eto antany foana isika.
-Mbola miaina amin'ny rivotra foana ny olombelona.
-Mbola mihinankanina foana ny olombelona. sns.
Kanefa miova ihany ireo: raha eto ambonin'ny tany ny olombelona dia miovaova izany, misy any Frantsa, misy any Zamerika, sns.