Ny zavatra rehetra dia miova avokoa.

61. tsangana ( 06/10/2005 17:21)
Misy maro karazana ny fiovana:
thermodynamique,statique,mathematique,physique,philosophique.........fa ny tena mahagaga dia na ny maty aza dia miova.....fa ny fitiavako an'iGasikara dia tsy hiova mihitsy e!
62. lilbon ( 07/10/2005 07:26)
tsangana> tsara fa tohizo
ou que tu sois n'oublie pas ta lorraine natal, ton gasikara azafady !
mino enao fa mbola tsy lasa adala?
aza maika fa hivadika ny volana sy ny taona hihihih
63. lilbon ( 07/10/2005 07:27)
way mba misy malagasy mba fier de l'etre mitovy amiko ihany inn11 kle
MELSI TSANGANA :):):)
64. kiali ( 07/10/2005 19:50)
Herimiafina:

Ny zavatra rehetra dia miova avokoa. Tsy mitovy ny zavatra hitanao izao sy tamin'ny adiny iray lasa teo ary tsy mitovy ny zavatra ho hitanao afaka adiny iray ho avy sy ny zavatra hitanao izao.
Ny rano dia mikoriana, ny fotoana dia mandeha, dia torak'izany koa ny fihetsehampo rehetra toy ny fitiavana.

Miova io, mitombo, mihena, mitombo, mihena, dia torak'izany hatrany.

Tokony hiatrika izany isika olombelona mba tsy ho diso fanantenana lava. Miomana mi-preparer ny extreme rehetra: ny pire sy ny meilleure, ny ratsy indrindra sy ny tsara indrindra.

Omeko ohatra ianao: lehilahy iray mihevitra fa tia azy ny vadiny, milaza fa hainy toy ny paosiny ny vadiny, milaza fa tsy hahavita hampirafy azy mihintsy ny vadiny.
Inona no mitranga hoy ianao raha toa ty vadiny ka mampirafy tampoka? Angamba dia loza be, fahadisoampanantenana tsy misy toa izany, alahelo, sns, satria tsy niomana tamin'ilay pire.

Ny tokony hatao dia gerer-na isan'andro ny fitiavana noho io fiovana io, kolokoloina hoy isika, fa tsy ny fomba nitondranao ny vadinao tamin,ny voalohany no mbola hitondranao azy roa taona aty aoriana.

Izay ilay surprise e. Manaova surprise be dia be hiantrehana ireo karazampiovana mba tsy ho diso fanantenana ianao.




lasa filosofy lery le
65. Herimiafina ( 07/10/2005 20:17)
Miady kou klou le citation filozofikan'i Kiaki an. Hadihadio ary ny hevidehibe. :-D:-D:-D:-D
66. lilbon ( 08/10/2005 04:48)
za klou mahita zavatra miova e!
le monde bouge a tout instant !
ohatra we : teo voan'ny cyclom teto gasikara fa zao toa any amy hemisphere nord indray no mba misy!tempete , tsunami,ect...
soa ihany fa eto dago za kle :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3558