Ny zavatra rehetra dia miova avokoa.

21. vivi ( 30/09/2005 19:50)
reny manana doctorat reny no tena ataony mimpenompenona rehefa tratra sady marary an!
22. Herimiafina ( 30/09/2005 20:04)
Anisan'ny théorie étudier-ko mihintsy io lazainao io, hehehehehe, maitriser-o aloha dia doctoriavo otran'ny nanaovako azy e. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
23. vivi ( 30/09/2005 20:15)
za aloa miezaka ny tsy ho tratra fa tena tsy tiako io sentiment ray io !aleo iany mody tsy tia foana fa raha tsy zany d vizana
24. Herimiafina ( 30/09/2005 20:27)
Za ndray nefa mitady izany fahadisoampanantenana izany izao. Mahafinaritra ahy ilay malahelohelo be konetaka iny, le mijalijaly be refa maheno hira manjamanja mandé amin'ny radio. Mazô mazô.

Te-hanao akterana film damoro tampoka njay aho zany. hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
25. vivi ( 30/09/2005 20:41)
feux de l'amour ve! an an aleo ihany jemima ka !
26. Herimiafina ( 30/09/2005 20:45)
Le filma damoro vré fa tsy le foronina kah, le tena izy ny scene gain gain fa tsy le mody mifampikasokasoka afenina ambany drap ireny e. heheheheehhehe:-D:-D:-D
27. vivi ( 30/09/2005 20:51)
aza maniry loza fa rehefa tratran'ny bomba zay anie tsy t hiana et amboniny planeta ty e
28. Herimiafina ( 30/09/2005 20:56)
Za nefa efa imbedabe nandalo teo fa tsy tsaroako tsy te-hiaina izany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Mafy ihany refa gidro e, voadaroka baomba foana. hehehehehe. Tsy mafy kambony e. Favy.
29. vivi ( 30/09/2005 21:07)
an an za aloa tsy mahatanty sady mipenopenona mihitsy !lasa manaonao foana , lasa mitady sipa haingana fa tsy manaiky gisitra
30. Herimiafina ( 30/09/2005 21:11)
De mandaroka baomba ilay sipa hitanao njay ianao amin'izay de mamaly faty be zany e. De mampanaelo be le bandy. Za lou tena roue de sekoro be ôtsan'izany ataonao amin,izay hitanao izany kou e. Fa tsy maninn zarako aza mba nahazo an'izay aloha na de laozany aza avy eo. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
31. vivi ( 30/09/2005 21:17)
ratsy b zany koa fa rehefa misy fisarahana na ady dia tokony samy maka saina sy maka soufle fa tsy mety ilay manao action avy hatrany fa lasa fo no miasa d simba lay zvt efa tsara orina
32. Herimiafina ( 30/09/2005 21:24)
Ka le zava-mitranga de zao: mikaoty le sipa za alou de misy bandy hafa kou kay mikaoty azy de le bandy fôna no mahazaka azy.

De aty aoriana efa elabe de makany amiko foana le sipa de lasa akamako de mitaraina aty amiko de te-hiaraka amiko njay hono izy fa nanenina be niaraka tamlé bandy.

De alamiko ny azy mitsam de milamina de tsy hita tsony njay ra-sipa.

De misy kou le hoe, tsy tiako tsony ileiry, kay ileiry tsy tao fa lasa any andafy any, de manirery ra-sipa de mitady kitro hifaharana de zah foana no voafidy.

De avy eo mody tampoka ra-bandy de tsita injay rasipa.

De avy eo mody mandalo kely tsy miteny direkta fa mody atao hoe: "mampanaelo be ileiry fa ianao ihany no tiako fa tsy afaka miaraka aminao aho fa izaho sy ileiry efa poinsa be any amin'ny fianakams, dia aleo hijanona eto ny amintsika sy enao zany".

hehehehehe. Miheritreritra an'i herimiafina ho bandy dondrona mihintsy. Mba manana QI ihany anie zahay na de gidro aza e. hehehehe:-D:-D:-D:-D
33. vivi ( 30/09/2005 21:31)
eny e! fa lany indray v ny mofo @zay sa ahoana fa raha tsy lany ny mofo no somary perte kely indray ianao , fa ianao koa anie lhl d tsy maninona zany fa au contraire le QI ilay sipa no tsy d normal lotra @zany e!,zaranao aza nisy nanalana andro , andraso ary @ tournant fotsiny fa tsy maintsy tratra foana !
34. Herimiafina ( 30/09/2005 21:37)
Oainin amin-draBôfy mintsy e. Hozy raBpofy zay hoe: "inn njay no ataonareo ao amin'ny hefitrano ao tontolon'ny andro" hehehehehe. ampiany kely an'ilay hoe: "fantatro anie e. efa teo zahay no niala".

Traingy foana.

Dia asian'i maman kely an'ilay hoe: "ary mba aiza hoa i anona iny no tsy hitahita tsony e".
Na koa ilay hoe: " hitako tary i anona miarakla amin'iny bandy ratsy kely iny". hehehehehehe

Maranitra i maman an.:-D:-D:-D:-D
35. vivi ( 30/09/2005 21:43)
hihihihh!mampime b koa ianao !tsy perte zany ianao koa , au moins sami nihinana nareo 2sy ilay bandy , ary nalainy lay bandy vady v ilay sipa ? ary efa nifanena taty nareo sy ilay adverseranao?
36. Herimiafina ( 30/09/2005 21:48)
Za sy lery aza lasa mpiakama be de manao confidansa mitifitra indirekta i takaka fa tsy mahalala ze ambonin'ny tany e. Lzainy fa tsatohan'ny antsy hono ze bandy fantany fa niaraka tamin'ny sipany. Fantatro fa ho ahy manokana ny itenenany an'izay fa tsy sur fotsiny izy hoe zah le bandy. Bandy cool ileiry kah, tsy misaina fotsiny.

Ny tsy fantany de le sipa no nandeha tany amiko fa tsy zah no nandeha tany amlé sipa, sady le sipa kou nilaza tamvoalohany fa libra. hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Za ne tsy maninn e. Tsy matahotra antsy fotsiny za satria 4eme dan amin'ny Aiki-budo de folo taona nanaovana kung-fu style Wing Chun. hehehehe (dedaka an!):-D:-D:-D:-D
37. vivi ( 30/09/2005 21:59)
ary toa le olona fantasmeko reny mihitsy ianao zany , za manko mbola tsy niaraka t@ireny mpikotrana b reny fa reny miseho serieux b reny foana !ianao zany lay mahazaka sipa rehefa manao reny ! lay mitsangana io an ! hihihih
38. Herimiafina ( 30/09/2005 22:04)
Tsy natao hoa amin'izany le ara ry vivi an. Mitady sport fotsiny za de nanao kely de zatra tao de mba nijanona tao amin'ny club. hehehehehe, za aza kely endaka kely de zay mintsy no nikotranako kou.

Mba fantasmer-nao ve zah hono, hihi, de inn hono no sary hitanao ao, sao de ragidro manao kimono? hehehehehe.

Enao toa le genre Ben Afleka sy Tom Krizy reny kou. hehehehe:-D:-D:-D:-D
39. vivi ( 30/09/2005 22:16)
ny genre anie mety i ben fa ny zaka mety jim carre , ka tsy voatera hiaraka @olona revenao iabnao fa rehefa tsy mi-gener fotsiny d zay! sady ny fitiavana tsy misy tarehy , ary zay no mahafinaritra @ , zay fomba fisehony zay , ny tena mahagaga ,zay olona tsy nieritreretinao no lasa miaraka @nao , tj contraire foana ny toetra !i ben sy tom aloa beau kanefa i kevin sy mel no reveko !hitanao lay gout tena sami manana ny azy
40. cutie ( 03/10/2005 03:40)
Herimiafina [ Valio ] 29-09-2005 20:55:39
Lohateny : Re : Ny zavatra rehetra dia miova avokoa.
Asehoko aminao tampoka eo ny setriny fampiarana ara-bakiteny pratika vao mivadika aminao ny tany ry cutie an. Mila ny adiresy hicontacter anah ve ianao? hehehehehehehe

hitako ny misy anao ka :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2327