Be Fitiavana be

41. Icare ( 06/07/2005 18:02)
fasaly > ny teniko no nofaranako fa tsy ny ady hevitra ka:-D
42. Icare ( 06/07/2005 18:10)
fasaly > ny teniko no nofaranako fa tsy ny ady hevitra ka:-D
43. Icare ( 06/07/2005 18:14)
fasaly > ny teniko no nofaranako fa tsy ny ady hevitra ka:-D
44. chipie1 ( 06/07/2005 19:12)
:lol:
45. akamatiana ( 06/07/2005 19:12)
oopsss:oops:=))=))

Icare tsss ny bandy njinja no miseho milay miavona refa mba otsotizay kle, tsy te ahita sy te ahafantatra refa mbo hummm , aza mbo zah mou no ataon'izany eh=)), eo sa mbola tohizana le ady hevitra mou???=))
46. fijo ( 06/07/2005 19:25)
le miavona aloha iny tsy asiako resaka fa,fa io ze eo ihany no arovana rehefa hoatra hoatra an'izay.
fa ny ahy ny tsy tiako dia ilay "fivarinan'ilay toetsaina gasy"lasa ataon'ny olona kilalao sisa ny gasy ka izay no tena mampalahelo ahy.
47. Icare ( 06/07/2005 20:29)
akamatiana > mba iza loatra zany bandy miavona aminao zany???:twisted: tsssssssssssss
avy aty raha hitady bandy gasy be fitiavana:-*:-D
(l)
:-D marina anie zany fa tsy vazivazy e:-D
nga za ra mime de tsy serieux:-D
48. fijo ( 06/07/2005 20:32)
hummmmmm io bedada an.
49. akamatiana ( 06/07/2005 20:44)
Icare , nan tsy mbola nisy niavona tamiko an , fa mbo mikozy zah an:-P
50. fijo ( 06/07/2005 21:36)
kozio tsar ary e
51. yonikafopl ( 07/07/2005 00:03)
tena i Icare tokou ve lou le tompon le sujet eee, toa manontany tena mbakan'i hery kounkou :roll::roll:

mgola misy ny gasy milay fa aza kivy ry se aaa, raha iray no nanao ny tsy mety aza ny rehetra no atao we ratsy.
52. dadabe ( 07/07/2005 03:38)
Mpandefa : Icare [ Valio ] 06-07-2005 22:29:09
Lohateny : Re : Be Fitiavana be
akamatiana > mba iza loatra zany bandy miavona aminao zany??? tsssssssssssss
avy aty raha hitady bandy gasy be fitiavana

vita matavy toi raha i akamatina no kitikitihana :-w:-w:@
53. akamatiana ( 07/07/2005 04:25)
dadabe(l) eo mou fa lah kou eh:-P:wink::-*
54. yonikafopl ( 07/07/2005 07:31)
let him care an ' i akamatiana kosa dadabe aaaaaaa:wink:
55. Icare ( 07/07/2005 09:07)
dadabe > aiza kosa e , tena lasa hors sujet zany :-D

akamatiana> tsy hitanao zany!!!:D tsy misy bandy gasy miavona @ sipa gasy zany:wink:

yonikafopla > raha hiteraka olana dia aleo ihany izy tsy ho "care"iavana :oops::-D
56. akamatiana ( 07/07/2005 11:30)
Icare ntsss misy waaa, njaso ne fa refa tsatsa zah de miverina d teneniko eto eh lol:-P
57. sonwin ( 07/07/2005 12:41)
lavaka iray no hitodihan'io ady hevitrareo rehetra io
58. akamatiana ( 07/07/2005 14:59)
:roll::roll:
59. Icare ( 07/07/2005 15:27)
sonwin> izy ty anie tsy dia hoe ady hevitra fa mba nisy zavatra nampalahelo ahy dia nozaraina @ namana rehetra e:oops:
60. sonwin ( 07/07/2005 15:57)
Icare> kay ve ise ilay xxx nametraka ilay fitarainana e:), okay marina zany fa ts adi-hevitra, zay koa za vao namaky :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1233