Be Fitiavana be

121. sonwin ( 20/07/2005 08:27)
EM sy L hitan'leiry dolo
sasa taitsa be ari.malala vo misy resaka akondro:)
122. fijo ( 20/07/2005 21:05)
sasa an 28 taona ahono nipetraka tany majunga ,ka aza gaga raha maro ny zavatra haiko any.
ari taitra ve ndry maheno le akondro?
123. sasa ( 21/07/2005 04:40)
fijo fa izahay nipetraka 35 taona tany ve tsy nahita nin nin
124. fijo ( 21/07/2005 04:49)
35 taona ve letsy dia tsy hain'ialahy angovavay le? sao 3 dia lasa aloha dia nampiana 5 indray
125. ari.malala ( 21/07/2005 06:14)
fijo, misaotra @le fanazavana ê!

ho anareo rehetra, tsy le akondro no nanaitra ana fa le we sasa sy fasaly... gaga b za we hay koa v fasaly virja mahay raha ê! misy namany ihany le virjako! :-D:-D:-D
126. sonwin ( 21/07/2005 14:12)
mhh fa nanomboka ovina ndray fasaly no virja:-w,izy aza he he he aleo ts lazaiko klou:)
127. fijo ( 21/07/2005 21:08)
sonwin virja koa io ka.elah ve maninonane
128. ari.malala ( 28/07/2005 06:14)
euh... efa nifampisava tany ho any ndray ny sasany d tratra we tsy virja tsony an!!! henhenhen...
129. fijo ( 28/07/2005 20:52)
iza indray izany mifampisava izany e
130. ari.malala ( 29/07/2005 11:20)
ko i fasaly sy sw ko! :-D raha tsy zany v i sonwin hahalala fa efa tsy virja tsony i fasaly ê! :-D
131. fijo ( 02/08/2005 19:49)
ngah fasaly tsy vija indray le.ary elah ra son mahita mihintsy an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2425