Be Fitiavana be
![](https://avatar.serasera.org/f45731e3d39a1b2330bbf93e9b3de59e.jpg)
105. sasa
(
15/07/2005 05:13)
fijo vadin'iza tsara woe otsaotsan'ny mbola ts henoko le anarana raha tsy androany
![](https://avatar.serasera.org/7ca7586bfa6629a64d7135d924779d7a.jpg)
107. patsa
(
15/07/2005 13:21)
Be fitiavana be ?
izaho koa mba be fitiavana fa indrisy voatonaka hoan'ireo namakoihany sy ho an'ilay olon-tokanaka .
FAly mihaona aminareo ny tenako (l)8)(l)8)(l)8)(l)8)(l)8)(l)8)(l)8)
izaho koa mba be fitiavana fa indrisy voatonaka hoan'ireo namakoihany sy ho an'ilay olon-tokanaka .
FAly mihaona aminareo ny tenako (l)8)(l)8)(l)8)(l)8)(l)8)(l)8)(l)8)
![](https://avatar.serasera.org/7ca7586bfa6629a64d7135d924779d7a.jpg)
108. patsa
(
15/07/2005 13:35)
Ny fitiavana teny efa tsy adino ny maro ny tena heviny angamba fa mba inona moa izany hoe fitiavana ?
Zavatra mbola azo iainana tsa ary azo tsapaina ny fitiavana ka aza kivy fa mahereza fa ny vady anjara sy lova avy amin'i Jehovanh lolllllllllllllllllll
Zavatra mbola azo iainana tsa ary azo tsapaina ny fitiavana ka aza kivy fa mahereza fa ny vady anjara sy lova avy amin'i Jehovanh lolllllllllllllllllll
![](https://avatar.serasera.org/12740732e02b77593bb52ad02abe5fb4.jpg)
110. sonwin
(
15/07/2005 14:05)
tandremp va io ilay patsa iray tsy omby vava klé:^):^)mailomailo ry sipa fa ny vava aza ts ho omby an...maika fa:°):°):°)
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
119. fijo
(
19/07/2005 19:57)
sonwin kosa le.raha akondro aloha tsy koi e.sa tsy izany ry fasaly?hi hi hi
malala sy sonwin.
ery ambony ery:"zama vadin'ny angovavy"
ny atao hoe zama an dia dadatoa;
ary ny angovavy dia nenitoa.ka zama izany vadin'ny dadatoa.
teny avy any majunga io,ny sasany manao heo "ranavavy" faangovavy no tena ampiasaina any.
malala sy sonwin.
ery ambony ery:"zama vadin'ny angovavy"
ny atao hoe zama an dia dadatoa;
ary ny angovavy dia nenitoa.ka zama izany vadin'ny dadatoa.
teny avy any majunga io,ny sasany manao heo "ranavavy" faangovavy no tena ampiasaina any.
![](https://avatar.serasera.org/f45731e3d39a1b2330bbf93e9b3de59e.jpg)
120. sasa
(
20/07/2005 04:46)
fijo elah tena mahita enti-milaza mintsy mbo san e
ari.malala fa manin no taitsa be njy!!!!:-D
ari.malala fa manin no taitsa be njy!!!!:-D