Be Fitiavana be

21. radriana ( 06/07/2005 07:11)
Mbola tohizako ihany fa mahafinaritra ilay resaka,
Ny ahy indray lehilahy no hitako mpanao an'izany surtout aty andafy e, mitady vehivavy efa manana situation amizay mamantambonona fotsiny dia mody manao hoe tena tia sns, indraindray vehivavy efa manambady amanjanaka izao aza mbola adalaina dia manimba tokantranon'olona mihitsy nefa juste hanana situation fotsiny dia avy eo mitady sipa hafa amizay.
Tsy ny vehivavy ihany hoa fa ny lehilahy koa io, Ny fiainana sarotra koh, samy manao izay hahatafavoaka azy, tsy misy afaka miaina @ fitiavana sy rano mangatsika hoy ny vazaha
22. dadabe ( 06/07/2005 07:19)
aiza indray e!! tsss resaka tiana hatavy zany e,ny bandy anie bogosy doly e,sady henjy doly e(ohatranah:wink:)
23. xxx ( 06/07/2005 07:33)
le fitiavana aloha tsy mahavoky e! sady efa tsy haharitra ela ihany ! ka tsy aleo ve miaraka am mpanambola de mba miadakadana sady voakarakara tsara. le bogosy tsisy sosy kosa tsy lasa e! sady misy mpanambola mba mitia koa nge e! ny kibony fotsiny no manahirana indraindray. :P
24. akamatiana ( 06/07/2005 07:58)
fasaly zany ve ?? tsy haiko njay klou eh

dadabe ahannn!=))=))=))=))
25. ari.malala ( 06/07/2005 08:29)
xxx:

le fitiavana aloha tsy mahavoky e! sady efa tsy haharitra ela ihany ! ka tsy aleo ve miaraka am mpanambola de mba miadakadana sady voakarakara tsara. le bogosy tsisy sosy kosa tsy lasa e! sady misy mpanambola mba mitia koa nge e! ny kibony fotsiny no manahirana indraindray. :P



hita mintsy koa enao zany we interessé(e)! mampalahelo zay olona sendra anao!

26. radriana ( 06/07/2005 08:40)
dadabe, mety hisy ihany aloha ilay hoe bogôsy sy hendry dans un monde parfait e,
xxx, Ary tsy mba misy ve ny sady bogôsy no misy sôsy ? sa ireny indray mitady ny manja sy manambola , toa ho raharaha be izy ity
27. xxx ( 06/07/2005 08:41)
arimalala ie, za intéressée (sady intéressante) ary fière de l'être :lol:
28. haingo23 ( 06/07/2005 12:49)
Amin'izao fotoana izao dia miova ny rehetra. Misy karazany maro ny fitiavana (fiarahana) @ olona iray izay miankina @ zavatra kendreny :
- te-hahazo vola
- hahazo tombotsoa hafa (tsy vola fa asa na ...)
- te-hiala voly (plaisir)
- tokandrano (vady)

Ny olona tsirairay dia tsy maintsy manana tanjona iray @ ireo. Ka anjaran'ny tsirairay no mikaroka hoe inona marina no tena tadiavin'ilay iray. Dia izay ianao vao manao izay fomba hitanao fa mifanaraka @ izany.
29. mamzelkely ( 06/07/2005 13:07)
:°) tsy hitako zay lazaina fa zay le fiainana e!!
30. ari.malala ( 06/07/2005 13:35)
haingo23:

Amin'izao fotoana izao dia miova ny rehetra. Misy karazany maro ny fitiavana (fiarahana) @ olona iray izay miankina @ zavatra kendreny :
- te-hahazo vola
- hahazo tombotsoa hafa (tsy vola fa asa na ...)
- te-hiala voly (plaisir)
- tokandrano (vady)

Ny olona tsirairay dia tsy maintsy manana tanjona iray @ ireo. Ka anjaran'ny tsirairay no mikaroka hoe inona marina no tena tadiavin'ilay iray. Dia izay ianao vao manao izay fomba hitanao fa mifanaraka @ izany.



euh, raha za alo no miteny de fitiavana mivaly fitiavana ê: tsy mitady confort materiel zany fa tsy mateza izany! Refa ao ny fitiavana de mizotra ny rehetra.


31. fasaly ( 06/07/2005 14:03)
ka io efa toetsaina nisy hatrizay elabe fa zao vao tena miahrihary be lay izy e! taloha raha mba bandy mikoty na sipa ho kotiana de jerena aloha ny kata, jerena ny kiraro raha marika fa raha tsy izay de tsy izy izay, fa izao ny vola no tena mibahana ao antsaina no ny hasarotan'ny fiainana e! aty andafy aza anie efa misy izany e! ka mitady izay ahazoany tombontso avy lay olona e!

32. fasaly ( 06/07/2005 14:04)
xxx: raha te hitady sipa sy tena fitiavana zany toi de aza mandeha mijery sy mitily ny mpandeha boite tsony e! ireny efa lasan'ny vazaha sy ny karana ary ny sinoa zany mandehàna mijery any amy toerankafa...
33. dadabe ( 06/07/2005 14:24)
any ampiangonana:D
34. cocorie ( 06/07/2005 14:35)
Mba hendry ianao ry xxx tamin'iny an! sendra ny taolana angaha, zao no tadidio: matoa ny sipa manao izany dia misy ny bandy ni tenter azy tao, fa raha ny izy ny sipa misaina sy matotra, ary be fitiavana foana, fa ianareo lehilahy no mampidera vola, sy miseho milay ka mila fahaizina
35. jentilisa ( 06/07/2005 14:40)
fasaly:

xxx: raha te hitady sipa sy tena fitiavana zany toi de aza mandeha mijery sy mitily ny mpandeha boite tsony e! ireny efa lasan'ny vazaha sy ny karana ary ny sinoa zany mandehàna mijery any amy toerankafa...

izaho indray miteny hoe jereo izay mandeha boite dia ialao lavitra ireny fa manimba ny fonao, zara aza misy toerana ahitana ny olona manana toe-tsaina tsy tianao.

36. jentilisa ( 06/07/2005 14:45)
kally:

Io ho'a lazaiko anareo mitaraina tratran'io toe-javatra io foana : Mbà mihetsika fa aza miveraka.Ilaozana mitaraina fa tsy jerena hoe inona no tsy nanana mihoatra amin'ilay nahataraiky an'ilay vehivavy dia mihetsika e!

Tsy resaka fampideran-karena kosa no atao hitadiavana namana e! marina fa mahajamba ny sipta ireny saingy ny hitango ireny no ataony rehefa izany no tadiavina atao. ilay fitia no mitady ho diso adiresy fa tsy mendrika ny fitiana'i xxx ilay olona sa...?

37. fasaly ( 06/07/2005 15:11)
dadabe:

any ampiangonana:D



dadabe :
marina mintsy zany!!!!!
38. Icare ( 06/07/2005 16:50)
Manahoana daoly e! za ihany no tompon'ny le lohahevitra e:oops::lol:
misaotra anareo rehetra namaly sy nankahery:)
fa mba misy precision tiko apetraka kely

1. sans vouloir etre pretentieux aloha an, za de bandy mba misy endrika ihany ary mba manana ny ampy ihany fa tsy hoe akory tena tsy ariary tsy ampaosy:-D

2.tsy hoe le sipa io niaraka t@ sinoa na karana loatra no nampalahelo ahy fa lay izy mody tsy nahafantatra ahy.
akamatiana> za aloha miaiky fa misy koa ny bandy tia vola, saingy mbola tsy nahita aho no tsy naheno hoe bandy gasy niavonavona t@ sipa fantany

kally> tsy hoe nihanahana za fa tena niresaka taminy mihintsy, saingy tena nodiany tsy fantatra za nony teo ny olona be vola

radriana> tsy haiko aloha ny ditran'ny bandy gasy any ivelany e, saingy tsy hoe ny adalan'ny sasany no atao ho excuse hanaovana betises

dadabe> aza matahotra fa tsy kivy akory ny tenanay

jentila> marihiko fa tsy tany @ boite no nahitako an'io sipa io voalohany fa par hasard no nifanenako t@ny tany

farany, ny fitiavana no tena zavadehibe eo @ fiainana:-*(l) ka raha te ho sambatra ianao de io tadiavina:D
l'argent peut faire plaisir , mais ne fait pas le bonheur
On peut payer pour avoir ou se faire plaisir, mais le bonheur n'a pas de prix:oops::-*

VIVE L'AMOUR(l)(l)(l)

io ny mail ho an'zay te hanoratra na hiady hevitra
chancelast4@yahoo.fr:):D:wink::-D


39. fasaly ( 06/07/2005 17:08)
nofarananao sahady angaha lay ady hevitra "icare"????
40. hery ( 06/07/2005 17:20)
Icare no tompon'ny lohahevitra? :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1918