Mitady ankizy ny Affinitéplus
81. ari.malala
(
12/07/2005 07:34)
fijo:
malahelo indray ngah bedada?ataon'ny bebe rotika eo fa ataovy ary.
ndao malala an
aza idirana ny adin'ny olona malala fa ndao â! :) :-*
84. fijo
(
12/07/2005 20:26)
misy ny faly misy ny sosotra ka ahoana ary.
aleo marina miala alo malala an
aleo marina miala alo malala an
86. sasa
(
13/07/2005 10:20)
f'angaha misy miady indray ato e, toa hiala nareo klé, zay ary izao vo tonga ve d nareo handeha, aza misy miala izany klou
87. ari.malala
(
13/07/2005 11:57)
sasa, zahay ndray mila la paix fa tsy mahatanty miady ko sa aôna aky fijo cly?
95. ari.malala
(
19/07/2005 07:07)
ie, mandalo fts fa tsy manelingelina fa itambaranay 2 an! sa aôna aky? :) :*