Mitady ankizy ny Affinitéplus
61. dadabe
(
07/07/2005 03:46)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 06-07-2005 10:27:17
Lohateny : Re : Mitady ankizy ny Affinitéplus
dadabe> afaka averina anie raha mila enao e!
zay 2 eme tour:*:*:*:*:*:*:*(l):*
62. ari.malala
(
07/07/2005 05:41)
:) reto tena ol mampime mintsy! :*:*:*:*::*:*:*:*:*(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l) an'i dadabe s'i fijo
63. yonikafopl
(
07/07/2005 07:54)
kayy any zany kleeeee, moramora ihany so de misy sempotra eoi kleeee:-D:-D
65. sasa
(
07/07/2005 10:54)
ahan kay ve izao ny aty e, ary za tena taraiky klé, milay be e tsara fa tohizo foana =D=D=D=D=D
69. ari.malala
(
08/07/2005 08:28)
efa we ty wa za fa iza no mila ana! efa ela b nge za no niseho teto ary tsy niafina fa nareo tsy mikoz we in le ilàvana ana ê! :)
71. fijo
(
09/07/2005 21:27)
ari,misy tezitra ko.
fa rehefa io ndry dia ndao amin'izay ary fa ela izay nitadiavana andry izay e
fa rehefa io ndry dia ndao amin'izay ary fa ela izay nitadiavana andry izay e
73. ari.malala
(
11/07/2005 05:36)
fijo, iza aky no misy tezitra malala? za ky tsy tezitra zany â! ndao amzay cheriako ary fa efa ela b ko za no niandry â! :*
77. fijo
(
11/07/2005 21:00)
malahelo indray ngah bedada?ataon'ny bebe rotika eo fa ataovy ary.
ndao malala an
ndao malala an
78. yonikafopl
(
11/07/2005 21:40)
anseeee ry fijo eeeee, fa iza klou le bebe handrotika an'i bedada kleeeeee:roll::roll: nenlah no ento mivoaka less zoky fa sao rotehan'ny sasany eo kle:-P:-D:-D