Mitady ankizy ny Affinitéplus

101. cielbleu ( 25/07/2005 17:56)
xxx:

Tsy fantatro raha mba hafaka mifandray aminareo avy amin areo ankizin i affinitéplus aho .

Manao ahoana ianano izaho no Fanja t@affinité plus no nahitako ny vadiko efa ho 2taona zao,fa aiza ianao no mipetraka fa sao dia mba mifanena isika .Izaho mipetraka aty France le Mans saingy mbola somary lavidavitra kokoa,iza no tena anaranao raha mety ianao dia omeko num @manarake

102. cielbleu ( 25/07/2005 18:04)
ari.malala:

:-*:-*:*:*


fa aiza enao no mipetraka e!
103. fijo ( 25/07/2005 22:10)
any an trano ka
104. ari.malala ( 26/07/2005 05:58)
bien dit cly!

ô ry cielbleu â! any antranonay za no mipetraka fa tadiavinao ho aiza? sa sous le ciel bleu de l'Italie? :-D
105. fijo ( 26/07/2005 19:57)
italie izao efa hisy orana ko
106. ari.malala ( 27/07/2005 06:02)
d sous le ciel bleu de Madagascar zany
107. fijo ( 27/07/2005 19:44)
izay angamba
108. ari.malala ( 28/07/2005 06:17)
tsy ngamba fa zay mints ka!
109. fijo ( 28/07/2005 20:53)
izay izany e
110. ari.malala ( 29/07/2005 05:37)
111. fijo ( 01/08/2005 21:37)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1265