Mitady ankizy ny Affinitéplus

1. xxx ( 27/06/2005 11:13)
Tsy fantatro raha mba hafaka mifandray aminareo avy amin areo ankizin i affinitéplus aho .
répondu par fijo le 01/08/2005 21:37
2. tranokely ( 27/06/2005 14:11)
hazavao tsara fa tsy azoko
3. dadabe ( 27/06/2005 15:38)
de misehoa fa zah tsy hiteny raha tsy misy ps eo :-w
4. xxx ( 27/06/2005 15:40)
Tsy fantatro ianao raha mahalala misimisy ny momban ny Affinite-p,fa ny tiako ho lazaina dia mahaliana ahy ny mety hahafantatra ny momban ny Claudia zaza niaraka nianatra mantsy izahay fantatrao ve izy ?.
e=tranokely]hazavao tsara fa tsy azoko
[/quote]


5. dadabe ( 27/06/2005 17:35)
iza klou enao e??:-w
6. fijo ( 27/06/2005 23:20)
lolo io bedada fa hialao an
7. mandrindra ( 28/06/2005 10:53)
i Claudia iza? Ilay mpitaingitamboho teo ambany andrefana, se ilay mpihanika paiso tery atsimo, se le mpatsaka teo amin'ny bassin
8. ari.malala ( 28/06/2005 11:27)
Claudia ê! Claudia le niara nianaatra t@ i xxx ony! :-D i Claudia ve tsy fantatrareo ê! :)
9. mamzelkely ( 28/06/2005 12:15)
ayyy ve claudia e!! fantaétro iny!!:-D
10. mandrindra ( 28/06/2005 12:24)
ilay misy maso roa sy lavakorona roa iny, ie, haiko tsara ka :D
11. ari.malala ( 28/06/2005 12:53)
Hay hainareo ihany ko nareo koa mba manatsafa eo! :-D fa le akamantsika mitady anazy nge toa diso adiresy ê! affiniteplisy zany ony no itadiavany olona ko nga aty zany? :-D

12. mandrindra ( 28/06/2005 13:15)
fa aiza no misy an'izany ry ari.malala ? atoroy azy amin'izay izy tsy very e!!
13. ari.malala ( 28/06/2005 13:32)
tsy haiko ze misy anzany fa ny ato amintsyka namana serasera fa tsy afiniteplisy zany ko! :)
14. mandrindra ( 28/06/2005 14:25)
marina izany !!
15. dadabe ( 28/06/2005 15:48)
ialao marina fa lolo ty kle:{:{:{ maty aho rey razako :{:{
16. fijo ( 28/06/2005 21:41)
namana mitady affinité izany koa nareo ko mba loza.
hay claudia zandrin'i raclaudy.lery iny anie haiko e,fa ny zandriny mbola namafa lelo no hitako ka tsy tsaroako loatra
17. dadabe ( 29/06/2005 01:53)
:-D:-D:-D
18. fijo ( 29/06/2005 04:17)
kozy izany e
19. dadabe ( 29/06/2005 04:29)
milay lesss e hehehehe:°)
20. ari.malala ( 29/06/2005 05:53)
ary sôde mbô za aza le tadiavina kle! :roll: za manko t@za mbola mpianatra de zay claudia zay mintsy no anarana fiantsoana ana! :P ty za fa ahoana ê! :wink:misehoa masoandro raha zaza niananianatra tamiko?:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2241