Mitady ankizy ny Affinitéplus

21. dadabe ( 29/06/2005 12:27)
hummmm!!ahoana claudia a
22. ari.malala ( 29/06/2005 13:03)
:) ie fa ahoana? mitady claudia koa angaha? Arimalala Claudia nge no tena anarako ê! :P
23. dadabe ( 29/06/2005 14:15)
aah bon !!faly mahalala zany e:D
24. ari.malala ( 29/06/2005 14:37)
:) za koa faly mahalala ê! ;)
25. fijo ( 29/06/2005 19:29)
za mitady claudia ari malala sao misy mahalala azy;
26. cutie ( 29/06/2005 22:28)
za manana namana claudia fa ahona 8)
27. fijo ( 30/06/2005 04:44)
alefaso aty ary hoe jerena sao izy
28. ari.malala ( 30/06/2005 06:14)
fijo> ty za fa aôna?
29. stephan ( 30/06/2005 08:56)
tsy Claudia Schiffer an?
30. ari.malala ( 30/06/2005 09:34)
Schiffer? an an an tsy za zany, za Arimalala Caludia ka! :P
31. dadabe ( 30/06/2005 11:49)
zah kou mitady claudia S...!!arimalala :wink:sao de mba misy mahalala ianareo?
32. ari.malala ( 30/06/2005 12:22)
ary sao de mba za mintsy aza zany fa ny deuxième prénom ako ange ka S ê!;) :P fa za tsy hiteny we in le izy raha tsy tenenina we in no ilàna ana!
33. mandrindra ( 30/06/2005 14:13)
ari.malala, avia ary bitsibitsihako hoe inn no ilana anoa dia teneno ahy hoe inn ilay S !!
34. mamzelkely ( 30/06/2005 14:36)
tsy njy ky io ry ari.malala fa za i mamzel claudia no tedaviny an!!!:P:-D
35. ari.malala ( 30/06/2005 14:51)
hehehe, miady vintana amiko njay mamzelkely an! nefa atsy ambadika manao antson'ny fo! sao ka hitsoaka eo le mba anjara manaiky hanaiky ê! hehehe:°):°):wink:
36. Samoana ( 30/06/2005 15:11)
Isa-maraina mahita an'i William Claude anadahiny za saingy affinitémoins nenay fa tsy misy resaka firy !!:lol:
37. mandrindra ( 30/06/2005 15:23)
ka nen'i samoana kosa anie vava hafa no miresaka e !!
38. fijo ( 30/06/2005 19:51)
claudia malala an ,ndao ary fa aza mitaraiky eto e.avelao mazel hijanona eto
39. ari.malala ( 01/07/2005 05:49)
:) de iza no tena hiarahako, dadabe sa fijo sa mandrindra sa... maromaro ihany mako zay efa niantso ana zay! :)
40. mandrindra ( 01/07/2005 08:50)
za prem :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1607