mam-pitokiky

101. sasa ( 07/07/2005 04:36)
salut elah dadabe
toa elaela tsy nanabe tare
niaraka tamin'ny namana be
teto amin'ny serasera klé

ary elah aza lasa saina
fa dory aloha ny maina
satria efa ela aho no tsy nahita
ity fiarahana tsy mety ritra

tsy manala anjy aho ry akamatiana
fa juste fotsiny milaza ny marina
fa njy tena sipa mahaliana
ka mendrika ny omena fitahiana

tsapako izao fa njy no mahay
fa tsy za velively no tena milay
sady njy kou sipa mahavita
tsy mena-mitaha amireo any zamerika

fa le namana sasany ary mbo nakaiza
toa isika njy irery no mifampitaiza
amzato ady rima tsy misy farany
ka ny hafa toa tsy mba mandoa sarany
102. yonikafopl ( 07/07/2005 07:20)
za klou mbola mitazana
fa hay nareo reto tena mazana
tena mahay mampiady rima
tafaray ny tia sy ny tiana

dadabe etsy tsy mahita atao
fa ny pounk ihany de lasa zao
eo izy klou mba omeo maina
de amzay lery mba tsy mangaina

tena tsy tazana doly marina le namana
fa nisy inona no tsy tamana?
tsy manin fa nentsika ampiadina ny rima
hisafononoka foana am hafaliana.

tsika njay tsy misy miala eto
na de hobataina am laborety
ataontsika milay fona
tsy maintsy miteny fa manjary moana.

103. sasa ( 07/07/2005 10:28)
reveko be le fikanjy
tsy manary ity site ity
miaraka am le endrika mirana
ka sanatria izay ho sahirana

za kou akia mandalo eto foana
na tsy d betsaka aza ny fotoana
satria ny fiarahana misy etoana
eto amty isika no mihaona

i dadabe akia tsy be teny
asa na mitady safosafo
izany mantsy no fanao ireny
bebe omeo kely izy fa mila sakafo

aiza njy ry akamatiana
fa mank anjy ny fiainana ato
jereo dadabe fa miandry anjy ry tiana
satria zokinjy efa ho avy ato ho ato
104. akamatiana ( 07/07/2005 11:18)
salut doly ny akama
aona , salama?
tonga njay zah ty
anolotra ilay ftia

aona njay less ry sasa
lah wa tena manapaka anah
mahita zao teny retsa zao
ka tanjemo iany fa so de mandalo ravao

zah less sipa venjana kely
tsy azo ampitana amireny zamerika reny
mamenatsa anah ny filazan'lah azy
nefa na zany aza de eto iany zah manalazy

io njay i bebe fa tonga
amalifaly an'reto klounga
mbo teneno iany re i dadabe
fa tsy maty afo ka manawaina be
105. dadabe ( 07/07/2005 16:14)
oujyyyy zah fona no resahandry le :evil::evil::evil:
106. sasa ( 08/07/2005 04:46)
dadabe aza tezitra lah
ovay any io sary kely io
fa tena ilainay elah
miaraka amn'io maina io

jereo i bebe sy akamatiana
fa efa manao izay mety
nefa elah toa variana
milalao amin'ny kanety





107. akamatiana ( 08/07/2005 06:18)
dadabe zah tsy miresaka anlah
fa ny hitako no ambarako wa
ka lah ne efa we dadabe
de mila tanjemana ny ain'se
fa tsy io maina maina io fona
fa io ne mampiena ny taona:-P
108. dadabe ( 08/07/2005 08:04)
:evil:minera kely tssssss
109. Mifenty ( 08/07/2005 08:44)


tonga ny noely
misokatra ny vava
dadabe noely
lava volom-bava

Tonga ny noely
Maika ery ny hody
dadabe noely
lava-volom-bava

tonga ny noely
tsy misy te hatory
bebe noely
lava volom-bava

Tonga ny noely
Mba mifaly ny mpangataka
dadabe irery
lava volom-bava



Andalo eto zao i bebe fa jereo tsra ndray
110. yonikafopl ( 08/07/2005 08:59)
=))=))=))=))=))kayy leeeee

oadray re ry mifenty
dia inona no de nahazo vetivety
noely no mody ataonlah vatsy
ho ady rima teny ratsy

dadabe less mbola variana
mampiditra avy aoriana
amin'ilay malalany
ka sahirana ny tanany.

za njay klou ry sasa
na de be aza ny asa
ny mba hitazana anlah
namana tsy mba mihafahafa.

ny antsika tsiky fona
zay no handaniana fotoana
dia manalanala azy
miaraka am vazivazy


111. Mifenty ( 08/07/2005 09:06)

fa iza no niteny ratsy?
Noely efa atsy ho atsy
fa ny sainao no lasa lavitra
Mieri-javatr'hafa ka lasa miambatrambatra

za né mi anticipé
mijery zé mba hampimé
kou maninn ra noely
ho an-dradada manirery

Oay, hay radada mbola miasa
Sasatra ery na tsy nisasa
mampidi-dava avy aoriana
an-dramalala olon-tiany

O radada a, ny maso anie ka ho fijery
eny fa na manirery
Refa eo aloha no ho zara asany
aza atsofoka any am tsy tokony ho lalany.
112. sasa ( 08/07/2005 10:09)
he he he he d tonga koa ramifenty
vao maika masaka ny fety
sady i bebe manao izay mety
miaraka am akamatiana vedety

miresaha elah ry dadabe
fa tena mangina be
ny akama miaraka am maina
no sady efa velon-taraina

akamatiana sy bebe
ramifenty sy dadabe
ianareo no hisaorana hatrany
mandalo foana eto izany
113. akamatiana ( 08/07/2005 10:52)
dadabe zah less tsy minera
nefa zame kou ny ho masera:-P
fa ny hanao ny milay iany
Ny mbo reveko ato an-tany

hey aza alefa lavitra ny saina
fa so de lasa be taraina
fa ny milay nolazaiko io
de le ady rima , omaly sy anio

io njay njy mou sa lah ry sasa:?:
ra mba mety d mba valio re zah
manjary vahotra ny lela
zay vo tena we minera

zah wa tsy vedety
fa akamatiana tsotsa iany
tenenina fa mety
fa io no akama hatrany hatrany


114. dadabe ( 09/07/2005 05:09)
oadray le ary zah kay no lasa size ato klele :evil::evil:
115. Mifenty ( 09/07/2005 08:18)


Oadray ry radada be lelo
sasatra namaly izy efa ho in-telo
Fa oe tsy minera ary tsy hanao masera
Ka ajanony any zany fa mandany lera


Voavaky ve oa radada ilay sary lasa any
Sa nankafy izay tsy izy ka lasam-binany
Manontany lava hoe : ary raha mba i bebe?
no indray andro any no ho capturée!!!!


O lt'y radada ah, i pela sahisahy
Mampiady rima io sa tsy hitan'ialahy?
mampatsiahy ireo horonana, niaraha-nankafy
hahahaha tsiky sy tokaka, hoy frera faly ery...
116. yonikafopl ( 09/07/2005 14:56)
inn we ry mifenty??
ty foroninlah vetivety
fa iza klou ty bebe
ho capturen ise???


117. dadabe ( 10/07/2005 14:13)
:-$:-$ njy ve mitady hifaninana aminay @ resaka film e!!tsss mbay tany fa vita matavy eo kle
mifenty tsy misokatra less fa efa tany @ cuyber zah de be ol lotra de aleoko tsy nisokafa kle
118. Mifenty ( 10/07/2005 15:15)


tsy koi e,

ijery fika afa a andefasana azy fa ndraindray kou tsy tafa né lty le tapatapahana eh.

hahaha hihihi
yonikafopl marina ity

mbô te ahalala
ny kozin'ny akama
ts'idiran'ny sanàna

ny sasany aza
efa noesorina
tsy mahazaka domina

le oe, aza andefasansa tsony
irony sary irony
fa toa mamon-drongony

de niara-nimé
isika r sé
fa nalatsaka be

teny afaran'ny tsy hay
no nalefan-drangahy
nahalatsaka anay

hahaha hihihi
yonikafopl marina ity

na i bebe aza anie
tsy mahalala an'izany
fa de lasam-binany e

ny resaka tao
tsy atoroko anao
fa i sasa izay m...;

sao aona ry frera
aleo iany ny afera
ho antsika mazéra !!!!


hahaha hihihi
yonikafopl marina ity.
119. yonikafopl ( 10/07/2005 16:21)
Za kou tsy mitady
ny hahafantatra akory
ny film ratsinareo bandy
zava- manorisory

za nge fopl ee, tsy laviko
zay no tsy itiavako
ireny sarinareo reny
fa aleoko ny tena reely

za kou tsy hivaky loha
sady tsy hanontany koa
izay kozinareo any
fa aleoko mankafy hatrany
ny ady rima eto
de mandefa vetsovetso.


120. dadabe ( 11/07/2005 04:09)
:{:{:{:{:{:cry::cry::@:@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092