mam-pitokiky
61. akamatiana
(
30/06/2005 10:22)
fa maninn ary ty enao ry sasa
Toa lasa matotra , sa mody tsy sah
Eto ane manala azy
ka asakasak'izay manjay azy
eo fotsiny enao kalou
aza mila fa tohizo alou
Ilay ady rima fanaonao iny
Fa omeko ny hafatra izay manome tsiny:-P
Toa lasa matotra , sa mody tsy sah
Eto ane manala azy
ka asakasak'izay manjay azy
eo fotsiny enao kalou
aza mila fa tohizo alou
Ilay ady rima fanaonao iny
Fa omeko ny hafatra izay manome tsiny:-P
62. Mifenty
(
30/06/2005 12:59)
tena ouf dolou le kozy retraretra
Zay tonga mamely, tsy manisy fetra
tsy kou zé marina fa toa misy fôpla
bedada mila ho fanina, mitady hanao damôpla
fa inn tkou lou ny teto atrizay e
ry pela zato toa efa tafita milailay
mampangina ilay akama, vaodakan'i rabaofy
Aleo klou ajanoko eto ngôdy tezitra le kôfy
de inn lou no niafarany eh
ari ilay malala sa bebe hatrany hatrany
lé fanamasinan'i papa virtoaly
no nanova miandalana ilay izy ho realy
Tsy aiko lesy ka.
Zé manam-bola minana zé laniny
Zé tsy manam-bola minann 'énanany.
63. sasa
(
01/07/2005 05:25)
fa taiza foana ary elah ramifenty
izao vao tonga mamangy ny tanana
betsaka ny zavatra lasa tsy nety
satria ireo akama nandao ny tanana
akamatiana
tsy hoe matotra aho akory
fa nisy ireo zavatra izay nampahory
tsy haiko na ady na fifamaliana
fa ny namana hafa toa manao fanahiniana
Tsy haiko aloha raha za no jamba
fa misy ireo mifamelively
ka raha mety re andao hifanampy
fa tsika tsy misy manana ny ampy
izao vao tonga mamangy ny tanana
betsaka ny zavatra lasa tsy nety
satria ireo akama nandao ny tanana
akamatiana
tsy hoe matotra aho akory
fa nisy ireo zavatra izay nampahory
tsy haiko na ady na fifamaliana
fa ny namana hafa toa manao fanahiniana
Tsy haiko aloha raha za no jamba
fa misy ireo mifamelively
ka raha mety re andao hifanampy
fa tsika tsy misy manana ny ampy
64. akamatiana
(
01/07/2005 06:35)
hihi aiza kousa ry sasa
tsy we mifamely fa mba resaka wa
reo retsa reo d soratra iany
izany ny atao we virtoaly
efa volazako etsy ambony
fa asakasik'izay tsy mazaka an-tony
Fa ny anah klou d manalazy
ka tsy rarahiko na mankarary azy
izay wa le we vitoaly
ka saino sy tanjemo iany
so harary fo amin-tsisy dikany
ka enao iany no itsingidina=))=))
tsy we mifamely fa mba resaka wa
reo retsa reo d soratra iany
izany ny atao we virtoaly
efa volazako etsy ambony
fa asakasik'izay tsy mazaka an-tony
Fa ny anah klou d manalazy
ka tsy rarahiko na mankarary azy
izay wa le we vitoaly
ka saino sy tanjemo iany
so harary fo amin-tsisy dikany
ka enao iany no itsingidina=))=))
66. akamatiana
(
01/07/2005 10:52)
inn ary mahazo an'i dadabe
to mipounk isak'izay mande
fa lah ve tena marary
sa lozan'i bebe d mipouk hatrany
aza manao an'io elah
fa sipa ato bedabe ra sah
fa ra te hazaka enao
d io pounk io avelao
=))=))=))=)):-$
to mipounk isak'izay mande
fa lah ve tena marary
sa lozan'i bebe d mipouk hatrany
aza manao an'io elah
fa sipa ato bedabe ra sah
fa ra te hazaka enao
d io pounk io avelao
=))=))=))=)):-$
67. dadabe
(
02/07/2005 12:54)
de aza mihetsika klou njy amizao pozisioo zao e
de pounk kely jiaby klou e(l):°)8):P
de pounk kely jiaby klou e(l):°)8):P
68. akamatiana
(
03/07/2005 05:52)
oujyy mahalasa saina elah dadabe
fa maninn zah no tsy ihetsika refa meme
elah no mipounk lava izao
otsan'ny oul tsy mahita atao
eo we mba jereko kely lah
manao ady rima ra masah anah:-P
Fa tsy mipounk , tsy aketsika lava izao
Mankaleo ahy ny mahita anao:wink:
Eo njay :-* :-*klou
fa so lah de marary fou:P
Ka ahita angano eto zah
Ka ho avy bebe andaroka anah:-w
fa maninn zah no tsy ihetsika refa meme
elah no mipounk lava izao
otsan'ny oul tsy mahita atao
eo we mba jereko kely lah
manao ady rima ra masah anah:-P
Fa tsy mipounk , tsy aketsika lava izao
Mankaleo ahy ny mahita anao:wink:
Eo njay :-* :-*klou
fa so lah de marary fou:P
Ka ahita angano eto zah
Ka ho avy bebe andaroka anah:-w
69. dadabe
(
03/07/2005 11:51)
eo aza e !
faly manao bezour:*
avec le ceour(l) plein d'amour :*
aveo manao orevoara:-*
avec le couer(l) plein d'espoir:*
mety ve cheir kely
pounk kely jiaby aza klou e(l):°)8):P
faly manao bezour:*
avec le ceour(l) plein d'amour :*
aveo manao orevoara:-*
avec le couer(l) plein d'espoir:*
mety ve cheir kely
pounk kely jiaby aza klou e(l):°)8):P
71. akamatiana
(
03/07/2005 15:33)
oujyy, hatsizay lah teo fona
Ka maninn zao vo manao manahoana
f'nga kou lah ande
no to manao vloumm sa bedin'i bebe
Sa mody mampiady rima lah
amizay ve we masah
nefa ny oul mamaky sy mijery
de mahita fa lah manao tsenjery:-P
Innn kou mahazo anjy yonika
sa mahita an'i dadabe tsy mahay de mivanitika
sa tiany hatao tsy aketsika
de mody manao ilay fihetsika:-P
Aingana lah bedada
Malaky fa ny anjo efa tsy mazava
Omeo an'le MMS
fa lah kou efa gaigy ra anapoinsa=))
Ka maninn zao vo manao manahoana
f'nga kou lah ande
no to manao vloumm sa bedin'i bebe
Sa mody mampiady rima lah
amizay ve we masah
nefa ny oul mamaky sy mijery
de mahita fa lah manao tsenjery:-P
Innn kou mahazo anjy yonika
sa mahita an'i dadabe tsy mahay de mivanitika
sa tiany hatao tsy aketsika
de mody manao ilay fihetsika:-P
Aingana lah bedada
Malaky fa ny anjo efa tsy mazava
Omeo an'le MMS
fa lah kou efa gaigy ra anapoinsa=))
72. dadabe
(
03/07/2005 16:30)
aza mihetsika marina klou njy hoe rafotsy :@:@:@
akamatina >:-$:-$
fa pounk kely jiaby aza klou e(l):°)8):P
akamatina >:-$:-$
fa pounk kely jiaby aza klou e(l):°)8):P
73. sasa
(
04/07/2005 10:31)
miaiky anjy za ry akamatiana
tena manantalenta no sady mahaliana
fa elah ry dadabe toa tsy misy apoaka
sa variana mameno ny loaka
aza tezitra elah fa sangisangy ny ahy
fa tsy hoe akory maka fanahy
sady elah kou anie bandy akama milay
mendrika ny omena medaille
o ry bebe ary njy toa mihomehy fotsiny
nefa anie i bedada ka tena sarotiny
akamatiana ampianaro aho we
fa tena tsy ambara intsony klé
tena manantalenta no sady mahaliana
fa elah ry dadabe toa tsy misy apoaka
sa variana mameno ny loaka
aza tezitra elah fa sangisangy ny ahy
fa tsy hoe akory maka fanahy
sady elah kou anie bandy akama milay
mendrika ny omena medaille
o ry bebe ary njy toa mihomehy fotsiny
nefa anie i bedada ka tena sarotiny
akamatiana ampianaro aho we
fa tena tsy ambara intsony klé
74. majesty
(
04/07/2005 13:20)
milay be le fika ;
fa kay za no tsy nahita
na ny kôfy na ny sipa
samy te ho tafita
fa tandremo sao mivika
na koa ka hipipika
amin'ity kôzy tsy mety vita
sahala amin'ireo sima misioka
de aok'izay fa mitady hiainga ny santimaka
fa kay za no tsy nahita
na ny kôfy na ny sipa
samy te ho tafita
fa tandremo sao mivika
na koa ka hipipika
amin'ity kôzy tsy mety vita
sahala amin'ireo sima misioka
de aok'izay fa mitady hiainga ny santimaka
76. akamatiana
(
04/07/2005 14:57)
Tonga iany i sasa
Bizzz kely klou elah
eo njay tohizantsika
le tafa arahina mozikao^o
aiza no we manatalenta
fa manao ny ataon'ny rehetsa
D aza mety liana
fa zah ne no Akamatiana :-P
tsy mahay mampianatra
zavatra toy izao
Fa ra ampiaraka
etsy ho tantanako enao:wink:
fa taiza ary njy majesty
zay vo tazana teto fa varina tary?
Tsisy te ho tafita zany eto lesy
fa nga zahay makah na i kotofetsy?:-w
Ny kozy lesy zame ny ho vita
Fa sanatria ra zahay no hipika
Fa ny oul tsy mikozy reo
Tanjemo iany fa so de ivika eo
Bizzz kely klou elah
eo njay tohizantsika
le tafa arahina mozikao^o
aiza no we manatalenta
fa manao ny ataon'ny rehetsa
D aza mety liana
fa zah ne no Akamatiana :-P
tsy mahay mampianatra
zavatra toy izao
Fa ra ampiaraka
etsy ho tantanako enao:wink:
fa taiza ary njy majesty
zay vo tazana teto fa varina tary?
Tsisy te ho tafita zany eto lesy
fa nga zahay makah na i kotofetsy?:-w
Ny kozy lesy zame ny ho vita
Fa sanatria ra zahay no hipika
Fa ny oul tsy mikozy reo
Tanjemo iany fa so de ivika eo
77. akamatiana
(
04/07/2005 15:01)
wajay saika adinoko lah dadabe
io njay lah sy ny pounk kle
ra te ho cherikeliko lah
d avelao io fa avia ataovy bizz zah
io njay lah sy ny pounk kle
ra te ho cherikeliko lah
d avelao io fa avia ataovy bizz zah
78. sonwin
(
04/07/2005 20:52)
Ts aleo ve asiana tsianjery kely eto e..sady mbo mamadika kozy:)
Tamiza tany Antsirabe, dia nahita sipa manja be
nopihako maso izy dia nihomehy
notambatambazako soloka
dia nitomany nanaraka ahy
nentiko tany an-tranonay
nitsikitsiky erý baininay
netiko tany andakozia
nanaovako lasary voatabia
notambatambazako kodiny
nosafosafoiko ny vod..i...ny
nentiko tany amin Hotely
izay zahay vao nilel..nilefa kay:)
Tamiza tany Antsirabe, dia nahita sipa manja be
nopihako maso izy dia nihomehy
notambatambazako soloka
dia nitomany nanaraka ahy
nentiko tany an-tranonay
nitsikitsiky erý baininay
netiko tany andakozia
nanaovako lasary voatabia
notambatambazako kodiny
nosafosafoiko ny vod..i...ny
nentiko tany amin Hotely
izay zahay vao nilel..nilefa kay:)
79. yonikafopl
(
04/07/2005 22:11)
oadray less ry sonwin
zay lah vo hita fa nanninn?
ny olona eto mampiady rima sy teny
nenlah tsy misy afa tsy tsianjery??
tena gravy njy ry akamatiana
jereo sasa sy majesty fa tena variana
i dadabe mou tsy mahateny
fa ny pounk ihany no mba reveny
ny revy eto tena milay
mamakia fotsiny izay tsy mahay
teny ady rima no ho fiangaly
atao milay na doa we virtoaly
zay lah vo hita fa nanninn?
ny olona eto mampiady rima sy teny
nenlah tsy misy afa tsy tsianjery??
tena gravy njy ry akamatiana
jereo sasa sy majesty fa tena variana
i dadabe mou tsy mahateny
fa ny pounk ihany no mba reveny
ny revy eto tena milay
mamakia fotsiny izay tsy mahay
teny ady rima no ho fiangaly
atao milay na doa we virtoaly
