mam-pitokiky
121. sasa
(
11/07/2005 04:36)
tonga indray za
fa lundi wa
tonga hiresasera
fa tsy hitaveravera
ary elah ramifenty
toa sahihany miteny
pela angaha no tsy ampy any
ela toa tara hatrany hatrany
Mifenty sy dadabe
lisany toa be vinany be
amzato film tsy mandé
:x
fa lundi wa
tonga hiresasera
fa tsy hitaveravera
ary elah ramifenty
toa sahihany miteny
pela angaha no tsy ampy any
ela toa tara hatrany hatrany
Mifenty sy dadabe
lisany toa be vinany be
amzato film tsy mandé
:x
122. Mifenty
(
11/07/2005 07:47)
hahaha hihihi
hay ve ra sasa ity?!?
fa le pela anie lty
d elà le mankafy
indray hariva azo sary
fa variana nitokaka
io ra pela misabaka
de tsy lany hatram vary
i frera ery manampy
dadabe sanandro vaky
mankamamy ilay tantara
lé film nah lasa adala
an-drasasa zay tsy mahalala
nefa né lery no tara e
hahaha hihihi
hay ve ra sasa ity?!?
123. mamzelkely
(
11/07/2005 07:56)
betsak lôtra reto miady rima
sady talanjona za no tena varina
aiza dôly ary no azahonareo anzany
ngamba inspiraka sa tsy marina zany!!!
:-P:°)
sady talanjona za no tena varina
aiza dôly ary no azahonareo anzany
ngamba inspiraka sa tsy marina zany!!!
:-P:°)
124. yonikafopl
(
11/07/2005 08:26)
Mifenty kosa wa
raha mba hanala an'i sasa
efa we izy milay
mpanao ady rima miaraka aminay
iny kou mamzelkely fa tamy
nitondra ny ady rimany avy any
miaraka am le inspiraka milay
ndao kou njy raha hiaraka aminay:wink:
raha mba hanala an'i sasa
efa we izy milay
mpanao ady rima miaraka aminay
iny kou mamzelkely fa tamy
nitondra ny ady rimany avy any
miaraka am le inspiraka milay
ndao kou njy raha hiaraka aminay:wink:
125. sasa
(
11/07/2005 10:44)
Elah aloha ramifenty
Dia mbola hitelina kanety
za anie mahatanty foana
na inon'ninona midona
le film anie ka efa hitako
fa tena elah le miaraka amiko
mody fanina amzany
kanefa d milaza tena hatrany
mamzkely misaotra anjy
tsy nisalasala nankaty
fa izahay akia faly be
indrindra moa rehefa eo i beb
Dia mbola hitelina kanety
za anie mahatanty foana
na inon'ninona midona
le film anie ka efa hitako
fa tena elah le miaraka amiko
mody fanina amzany
kanefa d milaza tena hatrany
mamzkely misaotra anjy
tsy nisalasala nankaty
fa izahay akia faly be
indrindra moa rehefa eo i beb
126. Mifenty
(
11/07/2005 19:43)
hahaha ra sasa
elah tô tady sahisahy?
ny soziako nefany iny
nisaosy be an'là iny.
hahaha ra sasa.
127. dadabe
(
12/07/2005 03:01)
:{:{oadray le inona doly ty le!!tena sasa sy mifenty hono :{:{
humm aiza klou le pilansy fa hisy alerta ihany raha zao mitohy kle...
humm aiza klou le pilansy fa hisy alerta ihany raha zao mitohy kle...
128. sasa
(
12/07/2005 04:54)
ramifenty miala bala
nefa efa tafiditra am-bala
he he he he tratra elah
fa aza miala pah
sozian'lery hono le nisosy
nefa lery no tena tsy nibosy
fa variana nanao filma milay
ka tena tsy mety mbola fay
fa mitady hatrany hatrany
hoe rahoviana indray no hisy otrizany
wajay kou ity dadabe
mahana sahady klé
elah foana no reraka eo
fa ny aty tsy mankeo
fa lasa aiza doly ny sipa tato
no tena mangina ny tanana ato
nefa anie mila voninkazo
handravaka ka tsy halazo
nefa efa tafiditra am-bala
he he he he tratra elah
fa aza miala pah
sozian'lery hono le nisosy
nefa lery no tena tsy nibosy
fa variana nanao filma milay
ka tena tsy mety mbola fay
fa mitady hatrany hatrany
hoe rahoviana indray no hisy otrizany
wajay kou ity dadabe
mahana sahady klé
elah foana no reraka eo
fa ny aty tsy mankeo
fa lasa aiza doly ny sipa tato
no tena mangina ny tanana ato
nefa anie mila voninkazo
handravaka ka tsy halazo
131. Mahatsangy
(
18/07/2005 10:31)
ié koboko jiaby lé tonokalon'laisany
zé mamly eo de hitondra faisana
na dadabe nizaiza le pseudo là
de miomana daholo fa hahalala ahy
ilaisany zany de manatena jiaby
fa hirima eto d hazaka viavy
tsy eleo ve lesy maka fotoana
de mapirevy sipa fa izy mety noana
nareo sipa ndray aza mapifila
fa ny kofa tonga eto noana sady mila
le zavatra ao ambany tena tiko be
aza mody fanina e! le anelakelam-pé
enao mamaky io zao lazaiko
matoa zà manoratra be no ho tantaraiko
ka aza maika ny hamaly fa mi étudiévà tsara
fa za le kofa ray namadika tantara
de zay sy zay alou fa courazy dôly dôly
fa za haka aina avieo zà hanamôly
refa kelykely hivoaka ande hiety
za kofa tsotra ihany , fa ny saiko no poety!
sur 'é
zé mamly eo de hitondra faisana
na dadabe nizaiza le pseudo là
de miomana daholo fa hahalala ahy
ilaisany zany de manatena jiaby
fa hirima eto d hazaka viavy
tsy eleo ve lesy maka fotoana
de mapirevy sipa fa izy mety noana
nareo sipa ndray aza mapifila
fa ny kofa tonga eto noana sady mila
le zavatra ao ambany tena tiko be
aza mody fanina e! le anelakelam-pé
enao mamaky io zao lazaiko
matoa zà manoratra be no ho tantaraiko
ka aza maika ny hamaly fa mi étudiévà tsara
fa za le kofa ray namadika tantara
de zay sy zay alou fa courazy dôly dôly
fa za haka aina avieo zà hanamôly
refa kelykely hivoaka ande hiety
za kofa tsotra ihany , fa ny saiko no poety!
sur 'é
132. Mifenty
(
18/07/2005 12:25)
moramora kely
ito vava ry mahatsangy
sao dia ataoko mivonto eo ty nangy
noana angaha
no tsy dia ampy any?
fa sao de hisotro ny ranon'am..... aoka le
tsy elà velively
no hanova tantara
tsy ilaozan'izay ankiray hamarara
tsy misy mandà
fa mandefa vinany
ny akama rehetra tsinjovina hatrany
Koa moramora kely
ity vava ra Tsangy
fa ngôdy ho vaky eo tkou ito nangy.
133. sasa
(
19/07/2005 05:00)
wadray izany zavatra hitako ato
fa toa tonga ingahy mpanarato
toa tena tonga d miseho milay
milalao anie ny eto ny kofboy
aoka re ry mahatsangy
aza atao tafahoatra ny sangy
ny sipa eto tsy misy noana
satria efa manao foana
fa ilay fiten'lah aloha
tonga d mankarary an-doha
fa mba eritrereto ihany
satria ny fiainana mankany mankany
misaotra lesy ramifenty
rehefa miaraka am'lah d mety
indrindra fa rehefa eo mishou
tena milay elah sady mahavou
Siora foana e
fa toa tonga ingahy mpanarato
toa tena tonga d miseho milay
milalao anie ny eto ny kofboy
aoka re ry mahatsangy
aza atao tafahoatra ny sangy
ny sipa eto tsy misy noana
satria efa manao foana
fa ilay fiten'lah aloha
tonga d mankarary an-doha
fa mba eritrereto ihany
satria ny fiainana mankany mankany
misaotra lesy ramifenty
rehefa miaraka am'lah d mety
indrindra fa rehefa eo mishou
tena milay elah sady mahavou
Siora foana e