mam-pitokiky

81. akamatiana ( 05/07/2005 06:23)
kailee iny njay tsitako ry sonwin
Fa nga lany morse , sa naninn??
Ka mamerina l tsenjery fahizay
sa arahina mini mini d lasa milay

Njy ve Yonika aona
tanjemo so de teniteny fona
inn houn mahavarina an'zareo
fa zah nga mihira d eno be we gara feo:-P

eny ary ry dadabe
vita hatreo ny amintsika
lah tsy hay tenenina fa mafy lou be
ka jere ny fitiavako lasa mangatsika=((
82. majesty ( 05/07/2005 10:35)
tena gaga sy varina
za raha nahita ty ady rima
ndrindra fa ry akamatiana
mhumm!tena mahavarina

hay ve njy ka tena favy
tena volony fa tsy tavy
soa ihany fa tsy bavy
ka azo andrangitana angady:P

ary yonika
tena sipa sahisahy
sady tsy azo ialana pa
dadabe mailo mailo ihany elah
83. sasa ( 05/07/2005 10:36)
majesty hay kou elah mahay
fa taiza foana no nandao anay
ny eto mantsy d tena otrizay
miaraka amin'ny ekipa milay

frera ary elah kou zao vao tonga
miaraka amin'ity tsianjery mafonja
mampatsiaro ny faha-kilonga
kanefa efa lehibe ka tsy afaka misomonga

tena milay njy ry akamatiana
milay be mintsy raha njy no vadiana
fa ity dadabe no toa mampalahelo
pounk foana no atao amin'ny veloo

tena mitady tsy hahay intsony klé

84. majesty ( 05/07/2005 10:41)
sasa,za less teto ihany
fa mba nandefa ny vinany
tany ambadika tany ho any
mandinika ty fiainana an-tany

mahita olona mitomany
toa hoe mananihany
hay moa zay le fiainana an-tany
85. sasa ( 05/07/2005 10:45)
majesty
ka ve zany no zava-nisy
za manko mieritreritra tsy misy
fa sady ireto namana nampisy
ity fiainana mifanandrify

d manantena an'lah
hanampy sy hizah
ireo namana milay
hiaraka tsy hitafa aminay
86. sonwin ( 05/07/2005 10:52)
Mini mini koa kay tena mamely
aiza ny kofa no ts te hil..
bebe amizany manginy fotsiny
refa indro ka mipoitra ny vod...

sali ra sasa, dia ahona elah!
inona malaza, sa elah koa ohatr'ahy?
ny ahy leisy teny ratsy no tena mba haiko
dia ny mahita an'ialahy manapaka ny tsinaiko

majesty! hay ve kofa leity e
everiko fa sipa be zeste erý
toa naman-drasasa ilay pelaka iry
kay naman'ikala mini mini

eny hoa ry zalahy fa ketraka ny saiko
ila ho latsaka hatramin'izay ts haiko
hitako androany ny maha-afrikanina atsika
kay atsy andrefana atsy ny ranomasina mozambika
aiza ve ranga zay rehetra jerena
toa mainty mangana mampahonena
ny elakela-trano, ny elakela-bohitra
ny elakela-javatra rehetra tsy ankanavaka
raha tsy maintin'ny molaly de feno lavadavaka:^)
dray marina:^):°)
87. yonikafopl ( 05/07/2005 12:01)
kay kosa less ra sonwin
fa manin zahay no ataonlah tsintsinn
asehon lah ety imasombahoaka
ny zavatra mba hafenina ty hivoaboaka

teny ratsy ve less no mba ataonlah
zahay nge gasy fa tsy we akory vazaha
ka aza de itenenana ratsy loatra
fa avelao less le sabgy tafahoatra

aleo less atao rely manja
ny teny atao mba hiady rima hifandanja
aza mba asia teny ratsy
fa manjary hialanat eto ngamba atsy ho atsy

majesty njy kou klou mamely
fa naninn no de nafenina ireny
ataontsika manja ny ady rima
hitondra tsiky sy hafaliana

sasa kou tsy latsak'izany
tena mahay fa tsy we hanihany
neveriko fa tena pelaka ise
hay tena bandy bogany be

88. sasa ( 05/07/2005 13:40)
ela ry frera aza be teni-ratsy
fa tena mampitsoaka atsy ambadika atsy
ny hafa mbola maro ny maniry ho ato
ka raha teny ratsy ho lasa ny mpanarato

njy kou ry yonika sipa milay
ka tiavo tsara i dadabeany
fa raha tratrako mibolila ataoko mamay
fa tena tia anjy ny bandy akamanay

le pelaka aloha akia sangisangy ihany
fa betsaka no mino fa marina izany
nefa fampirevena antsika rehetra
mba ho fanalana azy tsy misy fetra


89. akamatiana ( 05/07/2005 17:24)
humm=D=D ho anjy majesty
kay njy otsotsizay am'ty ady rima ty
Neveriko fa amin'le zavatsa ray iany
chutt :-$ aleo any fa aza manotany:wink:

marina ve zany ry sasa
sa mba kozy atao analana anah
Tena vady ve zany vadina?
sa kilalao iany eo ambony fanjina:-$

resaka ny ahy fa aza misaindratsy
sanatria kou zah ra iteny ratsy
tsy otran'i sonwin ery ambony ery
be teny ratsy , de lasa leo mini mini

Aleo ilamina d misesy
F'izay ngamba no zavatra mety
ka aleo klou aka aina kely njay
fa ny anjo aty tena mamay

sa misy aminareo lehilahy
no vonona mba ikopaka ahy
manepotra lotra ny hafanana
ka ampio aho ry reto fa so lasa sanana:-P

ra vonona ary lisany d ty ny adiresy
mandeha tsirairay , aleo ilamina d misesy:-P
Nefa ampahafantariko anareo iany
fa ray iany ny cheriko eto an-tany:wink:

90. scorpion ( 05/07/2005 18:05)
ary misy sipa mahay poezy
marina io tsy ikala anona iry
marary fo sy be fihetsem-po
marina io tsy harary an-doha

nefa kay sipa kely be tetika
mahay miangola sy avo fitetika
iray ihany hono ny tiany eto an-tany
nefa izy amizany mipi-maso ahy ihany

91. sonwin ( 05/07/2005 18:11)
oadray koa izato ianareo
fa aiza zay teny ratsiko teo?
mbo teny natsipy natao niady rima
fa aza faly ny hanakiana

sasa kalama elha fa sao de mitroatra
bebe, sangy inona no tafahoatra?
mini mini toa leo fa ahona?
isika aza anie ts mbola nihaona!

92. majesty ( 06/07/2005 04:51)
sasa
sonwin ve less de frera
raha izany tsy aleo azera
fa mety hanolana masera
ka tsy avela iserasera
raha vao miteniteny foana
de andraisan-ntsika laona
tsy atao miteny fa ho moana
de aleon-ntsika hisaona


akamatiana,
njy ty tena mahavariana
na jerena aty aloha na ny ao aoriana
tena manja e,mahasondriana
toa satriko foana hitosiana
na eo an-tokotany na eo am-pandriana
avelao ny kil ho gina
f'enao sady fy no tiana
ka sahiko anaovana ny dina
na ankehitriny na ny ao aoriana


93. sonwin ( 06/07/2005 05:23)
majesty
oay klé, fa ahona za no azera
za nge leity tsy mitaveravera e
fa raha vao misy mively ami laona
dia tonga de sidina be misavoana

94. akamatiana ( 06/07/2005 05:58)
scorpion taiza ary lah tam ora midona
ka tonga de miteny le sipa anoloana
Tena marina ne zany koy zany
Fa ray iany ny cheriko eto antany

taiza kou zah z nipi-maso an\'lah
sa lah vonona ny mba hikopaka anah
aleo hatreo iany klou
fa lah zay vo tazako tonga

iza less manankina an\'lah sonwin
eo ary:-*:-* tsy maninn
de etsy zany izy aza teniteny fona an
Fa mini mini houn mbola t ihaona:wink:

majesty anjay zato njy
mafinaritsa anah le ady rimanjy
tena milay fa tsy vazivazy
ary njy kou mahay manalazy a:)

ndeha ary tsika sy njy iara-dia
de tazomy tsara zah fa so de mikodia
ty tanako mbo raiso tsara
sa njy mbola misalasala:wink:

aleo ajanona hatreo kalou
fa zah mbola be zvt atao mameno ny lou
ka ho avy zah ho avy tsy ho ela
d enjaso zah an , fa mbola tsy dila ny lera


95. sasa ( 06/07/2005 10:49)
majesty
i sonwin lesy no frera
ka aoka izy tsy azera
fa manjary mandany lera
fa izy d akama tsy mba mianjera

tena marina ny voalazako
ry akamatiana malalako
fa njy no mendrika ho vadiana
sanatria izay hoe hanolo anao ry tina
96. sasa ( 06/07/2005 10:53)
tapaka tampoka le filina wa
fa tonga ny deba manao lemozy
za nefa mila manala azy kely wa
indrindra rehefa avy mipozy
97. akamatiana ( 06/07/2005 11:51)
ntssooo zato lah ry sasa
avia etsy fihiniko d aza manana ahiah
fa ra mandalo ny deba lessy
d omentsika ny kou d tety:-P

tsy asolo an'iza n'iza
tsy atakalo ve akamatiana
ty ary zah anaraka anlah rahavako
ny tenako sy ilay fitiavako

nefa tsarovy hatrany
fa eto sika eto iany
tsy anary le ady rima
fa io iany no fifaliana
98. sasa ( 06/07/2005 12:35)
ekena tokoa ry akamatiana
fa njy d tena sipa mahavariana
mahay mandamina ny retraretra
amin'izato hafalina tsy manam-petra

satriko foana hitafa amnjy
ka nin nin tsy vita aty
d ilaozako foana akia
fa tonga aho hiresaka amnjy

ary mba nankaiza akia ny zokinjy
toa ela ela tsy nandalo taty
nefa anie ny namana malahelo azy
fa raha tsy eo izy tsy milay le fanala azy

za akia hiasa kely injay aloha
fa tena miala ampiasaina kely ny ati-doha
raha tsy izany tsy tafita
toa anjy lasa any am-pita
99. akamatiana ( 06/07/2005 15:38)
tena mahay less elah ry sasa
tena ikoizana fa tsy otsanah
zah wa sipa tsy mahavarina
fa joba antsoina we akamatiana:(

zao ny zavatsa teneniko anlah
io kanja io hajao ry sasa
fa ny net ane tsy amelona
lah mila mikaly fa tsy voky am lavenona:)

ra ny hitafa amiko no tianao
de zah eto fona , ary ao amponao
ka ra manina kely ahy elah
d antsoy ny ps-ko fa ho avy zah :wink:

i zoky njay less eo iany
fa anjarako misurf klou anjoany
fa izy efa hita eto fona
ka aleo klou zah mbo ikozy fa so de lasa mona

zay ary fa maztou lah
lah efa tafita fa aza analana wa zah
zah ane ka tena donto be
tsy tia miasa saina otsan'i bebe sy dadabe:-P
100. dadabe ( 06/07/2005 16:37)
izy mitsam le:-w:-w

pounk kely aza klou e:@:@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6541