mam-pitokiky
42. Dezy
(
27/06/2005 09:59)
Za hono de mechant
Nefa ny fitiavako an'i ari.malala no nanariko gant
I sasa no nisisika
De aleoko nipitika
Nefa ny fitiavako an'i ari.malala no nanariko gant
I sasa no nisisika
De aleoko nipitika
43. Dezy
(
27/06/2005 10:12)
Mamzelkely ka njy ange tsy teo
Fa nanaovako hira ,ny hiran'ny mahaleo
Tsy we akory adino sanatria
Fa mbola mandoro mafy lay fitia:*:*:*=))
Fa nanaovako hira ,ny hiran'ny mahaleo
Tsy we akory adino sanatria
Fa mbola mandoro mafy lay fitia:*:*:*=))
44. sasa
(
27/06/2005 10:12)
majakely za d lehilahy
fa in ity mampiahiahy
ny oul rehetra mahafantatra
fa njy irery no toa tsy mba nahatakatra
dezy hita elah fa masiaka
no sady tsy mahita fika
Za no lazain lah fa misisika
Nefa elah no efa te hipitika
fa in ity mampiahiahy
ny oul rehetra mahafantatra
fa njy irery no toa tsy mba nahatakatra
dezy hita elah fa masiaka
no sady tsy mahita fika
Za no lazain lah fa misisika
Nefa elah no efa te hipitika
47. Dezy
(
28/06/2005 09:26)
ari.malala> zay nga aky miady fa mampiady rima fotsiny hihihihi sa ahona ry sasa???
48. ari.malala
(
28/06/2005 09:45)
Dezy> ekena ê! :) sady ze miady tsy mahazo bisous! :) ;) (tsy miady rima tsony! :P)
50. mandrindra
(
28/06/2005 13:01)
samy faly, samy tafaray dia tohizo ary e,
tafahona ny tia sy ny manina
koa avy hatrany dia misonanina
harosoy amin'izay ary ny hanina
fa aza manao mody fanina
tafahona ny tia sy ny manina
koa avy hatrany dia misonanina
harosoy amin'izay ary ny hanina
fa aza manao mody fanina
52. yonikafopl
(
28/06/2005 19:39)
dadabe fa inona ty mampihozongozon-doha?
raha nahita an'i ari malala sy sasa miara-droa
sa malahelo ilay tiana sy lalaina
nifindra lasy fa ngamba velon-taraina
tamin'ny fampirafesana nataonlah taminy
ka i sasa indray izao no ahitany maminy??
efa marary mihintsy ny fony
fa na ao am tsaty aza tsy hainy intsony
ny tsy hitondra ilay ps nao
saingy tsy nety fa nasiany rambony tsotra izao
dadabe ooo, mafy ny mahazo ilay malala tia anao
fa mba jereo de tolory indray ilay fitiavanao.
mba topazy maso izy fa efa miantso hatraiza hatraiza
efa mila vonjy amin'ny namana aman-tsakaiza.
raha nahita an'i ari malala sy sasa miara-droa
sa malahelo ilay tiana sy lalaina
nifindra lasy fa ngamba velon-taraina
tamin'ny fampirafesana nataonlah taminy
ka i sasa indray izao no ahitany maminy??
efa marary mihintsy ny fony
fa na ao am tsaty aza tsy hainy intsony
ny tsy hitondra ilay ps nao
saingy tsy nety fa nasiany rambony tsotra izao
dadabe ooo, mafy ny mahazo ilay malala tia anao
fa mba jereo de tolory indray ilay fitiavanao.
mba topazy maso izy fa efa miantso hatraiza hatraiza
efa mila vonjy amin'ny namana aman-tsakaiza.
53. akamatiana
(
28/06/2005 20:17)
=))=))=))=))kaiileee any zany
Tena izy fa tsy hanihany
Tena mamay be le kozy
Ka aleo klou anampy dozy
:-w:-wklou yonika
fa io iany no haintsika
d ampiko=D=Dindray
fa njy tena otsotsizay:wink:
Tena izy fa tsy hanihany
Tena mamay be le kozy
Ka aleo klou anampy dozy
:-w:-wklou yonika
fa io iany no haintsika
d ampiko=D=Dindray
fa njy tena otsotsizay:wink:
55. sasa
(
29/06/2005 05:12)
yonika:D
aza asiana mafy toy izany ilay malalako
fa efa izy irery izao no hany fananako
ny fahatsorany tamiko no hitiavako azy
fa tsy ny taranainy amin'izay ol manala azy
Mafy ka mafy tokoa ny manjo
rehefa tojo ny mafy loha
nefa atao ahoana fa zay le tantara
ka za eto hanampy sy hitantana anao ry malala
ari aza matahotra njy fa za mbola eto
jereo foana ny fiarahana teto
Fa njy d sipa matotra be
Ka mendrika homena le fitiavana be:*:*:*:*
dadabe:-D:-D:-D
Aza tezitra elah
fa teneno fotsiny ny rafotsin'lah
aza asiana mafy toy izany ilay malalako
fa efa izy irery izao no hany fananako
ny fahatsorany tamiko no hitiavako azy
fa tsy ny taranainy amin'izay ol manala azy
Mafy ka mafy tokoa ny manjo
rehefa tojo ny mafy loha
nefa atao ahoana fa zay le tantara
ka za eto hanampy sy hitantana anao ry malala
ari aza matahotra njy fa za mbola eto
jereo foana ny fiarahana teto
Fa njy d sipa matotra be
Ka mendrika homena le fitiavana be:*:*:*:*
dadabe:-D:-D:-D
Aza tezitra elah
fa teneno fotsiny ny rafotsin'lah
56. yonikafopl
(
29/06/2005 08:03)
fa hono ho aho kay ry sasa.
fa inona no tokony hitenenany(dadabe) ana?
za nge tsy mamely mafy ny malalanao
fa ny marina hitako no nolazaoko tao
hatreto ka hatrany am tsaty
hita mihintsy izy we tsy mahatanty
ny nifindran'i dadabe
nanomezany fitiavana ho an'i bebe
za nge ry sasa ka vehivavy ihany
arako daholo ny fika ataony
hanehoany ilay fony mbola tia
saingy injisyyyyyyy,mampahonena satria
matotra loatra ngamba izy
fa inona no tokony hitenenany(dadabe) ana?
za nge tsy mamely mafy ny malalanao
fa ny marina hitako no nolazaoko tao
hatreto ka hatrany am tsaty
hita mihintsy izy we tsy mahatanty
ny nifindran'i dadabe
nanomezany fitiavana ho an'i bebe
za nge ry sasa ka vehivavy ihany
arako daholo ny fika ataony
hanehoany ilay fony mbola tia
saingy injisyyyyyyy,mampahonena satria
matotra loatra ngamba izy
57. yonikafopl
(
29/06/2005 08:13)
tsssss lasa tampoka le izy nefa mbola tsy tapitra kleee
aleo tohizana eto njay
matotra lotra ngamba izy hoy aho
saingy ilay tiany toa mampiahiahy
de naleony niova lasy any aminao
any njay no hisy fahamatorana vao
tano mafy izy sao hiverin-dalana indray
fa bedada efa hialan'ilay malalany iray.
he he he eh de ity koa ho an'i dadabe
mba mailomailo ihany ry se
sao ho votso-droa, ho votso-telo
izay vao tena hitomany hampanaelo
mba tandremo ihany, aza milalao fitia
sao lahy,hosolafaka ny dia.
de ho anjy njay razanjy kely
njy wa tena akama mamely=D=D=D=D
tsy maintsy manaraka anjoky hatrany
na ankafaliana , na am tomany
mifanohana eny fona tsika roa
fa izany no atao hoe mpiray tampo.
aleo tohizana eto njay
matotra lotra ngamba izy hoy aho
saingy ilay tiany toa mampiahiahy
de naleony niova lasy any aminao
any njay no hisy fahamatorana vao
tano mafy izy sao hiverin-dalana indray
fa bedada efa hialan'ilay malalany iray.
he he he eh de ity koa ho an'i dadabe
mba mailomailo ihany ry se
sao ho votso-droa, ho votso-telo
izay vao tena hitomany hampanaelo
mba tandremo ihany, aza milalao fitia
sao lahy,hosolafaka ny dia.
de ho anjy njay razanjy kely
njy wa tena akama mamely=D=D=D=D
tsy maintsy manaraka anjoky hatrany
na ankafaliana , na am tomany
mifanohana eny fona tsika roa
fa izany no atao hoe mpiray tampo.
58. dadabe
(
30/06/2005 01:31)
he he he eh de ity koa ho an'i dadabeoadray leaza inona daholo aza ity :@ sao de mba tsy mety kosa izao ry yonikafopl:-w
mba mailomailo ihany ry se
sao ho votso-droa, ho votso-telo
izay vao tena hitomany hampanaelo
mba tandremo ihany, aza milalao fitia
sao lahy,hosolafaka ny dia.
hoy ianao hoe
fa angaha olana izany ,rehefa tsy misy intsony de aleoko manao :-D:-Dmopera kle:@:@:@
59. akamatiana
(
30/06/2005 04:26)
=D=D klou ry zareo
d:):) fa aza mitoreo
ny kozy eto ne mamay avkou
fa anjaranao mandanjalanja ny fo
Ny mail z nalefanao io
ajanony kely fa so lasa tadio
fa ny kozy eto d vazivazy
hoy enao nanoratra ho azy
he he he dadabe
lah ko less tena mampme
fa nga lah tena mpilalao fitia
ka manjay vrai l kozin'i cherie
sa efa vaky doly ny vera
ka andeha anao mopera??:-w
d:):) fa aza mitoreo
ny kozy eto ne mamay avkou
fa anjaranao mandanjalanja ny fo
Ny mail z nalefanao io
ajanony kely fa so lasa tadio
fa ny kozy eto d vazivazy
hoy enao nanoratra ho azy
he he he dadabe
lah ko less tena mampme
fa nga lah tena mpilalao fitia
ka manjay vrai l kozin'i cherie
sa efa vaky doly ny vera
ka andeha anao mopera??:-w
60. sasa
(
30/06/2005 04:44)
izao fotsiny no lazaiko anareo
ny zavatra rehetra natao teto
noheveriko fa sangisaginareo
kay ve ka tena izy daholo hatreto
manomboka arako fa tsy virtoaly intsony
satria tena nisy ny fitiavana namony
tsy azo sakanana anefa izany
ka anjaranareo ny tsy mifamaly
fantatro izao ary manomboka arako
fa teny misy milalao fitia
ary aleo tsy ho tohizako intsony ny tantarako
Fa sao hasorena ireo mpakafia
dadabe ny ahy lesy ny eto d virtoaly hatrany fa tsy haiko ny an'lah mitandrema ihany lesy.
ny zavatra rehetra natao teto
noheveriko fa sangisaginareo
kay ve ka tena izy daholo hatreto
manomboka arako fa tsy virtoaly intsony
satria tena nisy ny fitiavana namony
tsy azo sakanana anefa izany
ka anjaranareo ny tsy mifamaly
fantatro izao ary manomboka arako
fa teny misy milalao fitia
ary aleo tsy ho tohizako intsony ny tantarako
Fa sao hasorena ireo mpakafia
dadabe ny ahy lesy ny eto d virtoaly hatrany fa tsy haiko ny an'lah mitandrema ihany lesy.