ankamantatra malagasy
101. sonwin
(
20/05/2005 10:07)
pissoa, mifenty> diso daholo :)
inona ary zany:
Gaga ny jamba mahita ny moana mibitsibitsika amin'ny marenina?
inona ary zany:
Gaga ny jamba mahita ny moana mibitsibitsika amin'ny marenina?
105. pissoa
(
20/05/2005 23:30)
ny an'sonwin zany lazainy fotsiny we diso zay fa tsy omeny akory ny valiny marina? Sa vao hamorona elah :roll::roll:
de inn ndray zao no valin'io iray io?
de inn ndray zao no valin'io iray io?
115. pissoa
(
21/05/2005 16:09)
misy areti-mifindra mahazo ny lelah ato fa ra zah bebe tsy asaiko miditra ato alou i dadabe de'ny mbola tsy voa
116. dadabe
(
21/05/2005 16:17)
pissoa >zah efa manana vakisiny fa kalma fotsiny ndry
yonika>:-*:-*:-*(l):-*:-*
oay le inona klou le size???????
yonika>:-*:-*:-*(l):-*:-*
oay le inona klou le size???????
117. sonwin
(
21/05/2005 17:44)
ilay sizé>
Inona ary zany: Gaga ny jamba mahita ny moana mibitsibitsika amin'ny marenina :cool:
Inona ary zany: Gaga ny jamba mahita ny moana mibitsibitsika amin'ny marenina :cool:
118. yonikafopl
(
22/05/2005 10:58)
sonwin hihih tsy hay
pissoa hihihi dadabe aky mafy loha tsy azo tenenin ange e! avelao izy hanao ny sitrapony fa rehefa misy aretina tonga de soloiko hafa :(:-P
pissoa hihihi dadabe aky mafy loha tsy azo tenenin ange e! avelao izy hanao ny sitrapony fa rehefa misy aretina tonga de soloiko hafa :(:-P
119. pissoa
(
22/05/2005 16:18)
mendy elah dadabe fa mitanjema tsara alou atoato! :-D
sonwin, efa we valio am'zay fa zay tsy mahay kou ny an'lah kou! :wink:
sonwin, efa we valio am'zay fa zay tsy mahay kou ny an'lah kou! :wink: