ankamantatra malagasy

141. ari.malala ( 25/05/2005 09:45)
atao ahoana aza ny fampidirana elefanta anaty 2CV?
142. Mifenty ( 25/05/2005 13:18)


firy le elefanta klou eh.

raha 4 d rou alou de rou arina.



ô radada a, mety tsy yoplait nenarany any sina fa mety oe shinjung.
143. dadabe ( 25/05/2005 16:43)
:@:@:@ka tsy azoko le resaka ka
144. sonwin ( 25/05/2005 18:53)
mamzel> voaina ny varavaran'ny 2CV, dia ampidirina ao ny elefanta

Fanotaniana> ahona ny fampidirana elefanta ao anaty fiangonana?
145. sasa ( 26/05/2005 04:45)
vohaina ny fiangonana dia ampidirina ny elefanta sa tsy izany ve lety
za tsy hametraka fanontaniana klou
146. ari.malala ( 26/05/2005 07:31)
dadaben iangaviana tsy hanetroka azafady na tsy mahazo aza fa manontany!

diso i sasa, vohaina aloha ny varavaran'ny 2CV de avoaka ny elefanta vao vohaina ndray ny varavaran'ny fiangonana dia ampidirina ny elefanta.

fanontaniana aza, nanao fivoriana ny bibi rehetra dia nisy 1 tsy teo de iza ary?
147. dadabe ( 26/05/2005 09:06)
arimalala>okay aza e fa mi :miam::miam:sisa a:-$

bibintsaonjo sa bibidia sa bibi...inona ?
148. ari.malala ( 26/05/2005 09:51)
dadabe> diso! nefa le elefanta tavela ao am-piangonana
149. sasa ( 26/05/2005 10:11)
nanao baolina ary ny biby rehetra dia nisy biby 1 tara be vao tonga iza ary io biby io? dia fa naninona kou izy no tara ?

Dia inona ary ny biby atahoran'ny olona indrindra ?
150. sonwin ( 26/05/2005 12:27)
ari.malala> ny elefanta no ts teo fa mbola ao ampiangonana

sasa> bibi be loha no atahoran'ny sipa amin voalohany fa avy eo tiany be.Ohatra:alika be volo sy beloha
151. dadabe ( 26/05/2005 17:05)
fa sasa angaha lety be loha??
152. sasa ( 27/05/2005 05:17)
sonwin diso be le valiny
dadabe ny fanontaniana aloha valiana fa tssssssss
tsy za le beloha fa hafa
153. ari.malala ( 27/05/2005 06:00)
sonwin tsy nandika ny valiny nomeko fts ve lety elà? ;)

sasa, le elefanta no tara satria izy aza tavela tany am-pianfgonana ko, de ny voay no atahoran'ny ol ndrindra.
154. sasa ( 27/05/2005 07:29)
an an mbola diso foana sady tsy tohin'ny elephanta io fa hafa mintsy
155. sonwin ( 27/05/2005 13:00)
bibikely no atahoran olona indrindra
156. Mifenty ( 27/05/2005 13:19)


i sasa kay le belou ry welie fa kobo iany no nefarany a

:-D:-D:-D
157. sonwin ( 27/05/2005 14:33)
tsy izy leisy a:)
pounk kely aloha ra sasa a:-D
mifenty> sasa leity solaloha fa ts tadidin'ialahy nga ilay sary:-D:-D
158. ari.malala ( 27/05/2005 14:49)
sary in ihany ê!
159. dadabe ( 27/05/2005 15:38)
sarina shaolin zany ry ari cherie a:wink:

sasa anie hono sola loha mpanao kung fu e:-D
160. lanto ( 27/05/2005 16:35)
inona ary izany......

:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.262