ankamantatra malagasy
186. Razah
(
15/06/2005 10:34)
tena tsy arako intsony le resaka fa efa lasa lavitra be za nefa mbola vaovao
187. dadabe
(
16/06/2005 04:40)
araho mora eo klou ry tary a:lol:
rurik humm Razah hono kofy bogany:@:@
rurik humm Razah hono kofy bogany:@:@
190. Razah
(
16/06/2005 07:26)
misaotra anareo hitantana an'ahy
fa za aloha sipa fa tsy kofa izany kan
fa za aloha sipa fa tsy kofa izany kan
193. yonikafopl
(
16/06/2005 23:39)
dadabe fa nga tsy mahazo mitantana sipakleee, rehefa tsy maharaka de tantanana, fitiava namana doly zany.
:wink:
:wink:
194. rurik
(
17/06/2005 11:50)
hita wa ry yonikafopl ko dadabe dia maninona zao raha bogany Razah :?::roll:
195. dadabe
(
19/06/2005 05:46)
sa...rurik sy bebe no mifampitantana de zah sy i razah mifampitantana,de i sasa garcon d'honera :wink::°)
196. yonikafopl
(
19/06/2005 06:44)
dadabe he he he hihih za hanao demoiselle d'honera miaraka am sasa kleeee:wink:
200. sasa
(
24/06/2005 04:28)
kay izany fosafosa ato klé, ary za tsy nahita an'io za raha tsy izao.
ahan razah indray no kandranin'ny dadabe izany an, d aleo mbo hanao demoiselle d'honneur miaraka amiko bebe raha izany no izy é
ahan razah indray no kandranin'ny dadabe izany an, d aleo mbo hanao demoiselle d'honneur miaraka amiko bebe raha izany no izy é