ankamantatra malagasy
1. booboo
(
12/05/2005 12:52)
Sady kolotsaina. Aza asiana mananihany ho an'izay mamatretraka fanontaniana.Valiny 1 isan'oul ihany no azo atao ary oul telo no afaka mamaly isaka ny fanontaniana iraika. Rehefa tsisy mahita ireo 3 reo dé zay vô omena ny tena valiny (tandremo sô milentika ny tokony hanome ny valiny ah!!!!).
Inona ary izany : mihiratra tsy mahita azy, mikimpy vao mahita azy ?
Inona ary izany : mihiratra tsy mahita azy, mikimpy vao mahita azy ?
répondu par dadabe le 30/06/2005 02:03
6. majakely
(
12/05/2005 14:05)
inona ary izany :zavatra lavalava ilay izy ,ary rehefa hatao ao am-bava dia miteraka zavatra fotsifotsy?
10. mishou
(
12/05/2005 15:17)
hi hi hi, mahazo mimeme ve aloha sa tsia e, mampime be loatra ilay famerana ery @ voalohany ery ry booboo an, sy ilay fanontanian'i manjakely
:-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P
Inn ary izany
Esorina ny Si de manome seranana
esorina ny ga de fanao @ laoka
atambatra izy rehetra de mahafeno trano
:-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P
Inn ary izany
Esorina ny Si de manome seranana
esorina ny ga de fanao @ laoka
atambatra izy rehetra de mahafeno trano
13. sonwin
(
12/05/2005 15:59)
hay ve sigara e :lol: marina leisy zany frera a :wink: pounk kely aza e :miam:
Fanontaniana manaraka o :-P
Fanontaniana manaraka o :-P
14. dadabe
(
12/05/2005 16:18)
kii mitady kil ndray lety booboo de lazainy fa valiny 1 isaky ny pokona a,de tsy mahazo mananihany hono :evil:
dory klou ny maina zalahy handinihina azy a
dory klou ny maina zalahy handinihina azy a
16. pissoa
(
12/05/2005 16:37)
Reto tsy mba mety hendry mihitsy ... efa asiana lalana mbola be resaka ihany ... :-D :-D
booboo, Wooeee!
Inona ary izany, hano aho hihinanako anao?
oay, sonwin
:wink:
booboo, Wooeee!
Inona ary izany, hano aho hihinanako anao?
oay, sonwin
:wink:
19. sonwin
(
12/05/2005 16:48)
hay ve sakay e :D marina leisy zany frera a
poupoun kely aza e :wink:
fanontaniana manaraka o
poupoun kely aza e :wink:
fanontaniana manaraka o