ankamantatra malagasy
62. dadabe
(
14/05/2005 10:58)
le eo ambony tsy voavaly de efa mametraka ry zalahy tssss
mifenty>fitombenana lesy zany a
sonwin>aleo klou hisaina kle :@
mifenty>fitombenana lesy zany a
sonwin>aleo klou hisaina kle :@
63. mishou
(
14/05/2005 13:51)
zay rangahy mamaky hatrany @ voalohany ka hatrany @ farany fa tsy arako intsony izay lohany sy fitombenany, fa inn izao no hovaliana @ izao
sady tsy misy haiko izay valiny rahateo moa ny mampametraka fanontaniana ilaozany manamaina, hangatahanay fanivanana any io resaka io fa tsy mahamatotra resaka mihitsy an :wink: :wink: :wink:
sady tsy misy haiko izay valiny rahateo moa ny mampametraka fanontaniana ilaozany manamaina, hangatahanay fanivanana any io resaka io fa tsy mahamatotra resaka mihitsy an :wink: :wink: :wink:
65. pissoa
(
15/05/2005 10:45)
lanitra, de inn kou zao no hidiran'ny krika @'io :-w
Inn ary zany, ny lohany marokoroko, ny tanany marokoroko, ny tongony marokoroko, ny kibony feno tsikoko?
Inn ary zany, ny lohany marokoroko, ny tanany marokoroko, ny tongony marokoroko, ny kibony feno tsikoko?
67. mishou
(
15/05/2005 21:23)
sao de mba sokatra zany marokoroko dol dol zany ry pissoa :/ :/ :/ :/
71. dadabe
(
16/05/2005 11:51)
hamafisiko "inona ary izany ilay mahia miankindrindrina?" :@ tige 1 ihany cherie a
75. sasa
(
17/05/2005 05:42)
oadray marina tsy hita intsony hoe iza valiana, za tsy hamaly intsony kan
76. mamzelkely
(
17/05/2005 08:56)
tsy haiko? tsy azoko akory le fanotanina ry sonwin!!! zay mba te hamaly fa le hainay efa misy mamaly dôly donc hyanamaina miaraka am dadaba za :@:@
78. Mifenty
(
17/05/2005 10:14)
i bebe io bainah (le pasohana vao maika mikorikoritra)
ary le hoe hano aho hihinanako anao?
79. mamzelkely
(
17/05/2005 10:47)
ka marina kosa ange ky zany ry yonik fa tsisy haiko le izy de tsy aleo ve mba mitady zvt atao hafa e!!!:wink::°)
80. majakely
(
17/05/2005 12:43)
sakay io mifenty ah !
-inona ary izany !tendrombohitra iray feno tsilo zato!
-inona ary izany !tendrombohitra iray feno tsilo zato!
