ankamantatra malagasy
27. Mifenty
(
12/05/2005 17:28)
fa le izy anie oe ny fahatelo iany no mamaly ary tokony ho marina eh.
ry frera kou am zany tena manao étalage mitsy kle.
iza ary zany, tam mbola kely izy de mpitangorona ambody fatana fa miandry kaly masaka
refa lebé izy de zé ankamantatra miseho retra de lery no tonga de mamaly azy
valiny ex papa sonwin the first.
29. mishou
(
12/05/2005 18:28)
hi hi hi hi merci cly fa za efa saika romotra fa sonwin tsy mahazo resaka mihitsy, mitaky angamba ny isann'y ramanenjana nohaninana :-D :-D :-D :-D
31. Narilala
(
12/05/2005 21:30)
Lanto! fa inona kalongany no tianao ho jerena e! le soavaly ao anelakela-pe ve?
32. mishou
(
12/05/2005 22:27)
lanto, narilala> fa aiza ny ankamantatra sa ny valiny fa tsy arako intsony, de hanao inn eto aho izao :?: :?: :?: :?: :wink: :wink: :wink:
33. yonikafopl
(
12/05/2005 23:34)
sonwin so de mba tsy mety kosa e!! zao i booboo de tsy hita njay
dadabe, lah kou mbola ho voatsongo maharary angamba vao hipetraka an ^^ ^^ :evil: i booboo mba efa niangavy we ataovy serieux le lalao
tsssssssssinona no hovaliako eto zao?
sa hametraka ankamantatra ve? nefa mbola vao hieritreritra kalou

34. dadabe
(
13/05/2005 03:14)
inona ary izany alao ny atiny ,alao ny aferony de avelao izy hisosa any?
c ly io a :-* ,sady manamaina ihany e :@
c ly io a :-* ,sady manamaina ihany e :@
35. sasa
(
13/05/2005 05:07)
tsy hitako izay valiana dia hametraka aho
inona ary izany nonon'i bebe mitarozaka ?
inona ary izany nonon'i bebe mitarozaka ?
36. booboo
(
13/05/2005 06:09)
ouh dryyyyyyyyy ! misy tsy manaraka fitsipika dé lasa mikorontana lé lalao :^) :^) :^)
39. pissoa
(
13/05/2005 10:51)
tsy lakana fa akoho
sonwin, inn njay ty nataonao, manala-baraka mihitsy :wink:
de mifenty nama aza mandany kahie otran'io rehefa manoratra ah! :-D :-D mandingandingana tsy mahita tsipika :-D :-D
sonwin, inn njay ty nataonao, manala-baraka mihitsy :wink:
de mifenty nama aza mandany kahie otran'io rehefa manoratra ah! :-D :-D mandingandingana tsy mahita tsipika :-D :-D
40. sonwin
(
13/05/2005 10:51)
tena aleoko ts mikoz zany fa toa za ihany mahazo tsiny ato klé :?
aleo manamaina zany :@ :@
poupoun kely aza e
sasa >tsotra be io :D
aleo manamaina zany :@ :@
poupoun kely aza e
sasa >tsotra be io :D