ankamantatra malagasy
41. sasa
(
13/05/2005 11:14)
sonwin fanontaniana tsy mipetraka am\'lah io fa ho an\'i bedada kou
in mou izao le valiako ? tsy misy; hametraka indray aho izany
In ary izany tsisy tongotra; tsisy tanana nefa mahavita trano bogo ?

42. majakely
(
13/05/2005 11:26)
sasa ianao tena mapihomehy mihitsy ka!! inona no valin'io nonon'ny bebe mitarozaka io zao ?tapaka ny tsinaiko ato! :-D
43. sasa
(
13/05/2005 11:34)
majakely avelao i dadabe no hamaly an'io fa nonon'ny bebe io kou;
fa diso le eo ambony io kay aleo averiko
inona ary izany tsisy tongotra tsy misy tanana nefa mahavita trano bongo
majakely aza mihomehy ndry fa bedin'ny booboo eo indray isika

46. mamzelkely
(
13/05/2005 12:31)
possible ve zany!!
aaa!!! za hamaly monsieur sasa monsieur sasa za hamaly!!! za waaaa!!!!

47. dadabe
(
13/05/2005 12:50)
:twisted: nonon\'i bebe mbola en plasiny letsy e :wink:
beuh...!tsy arako tsony ryu booboo fa misaritaka a,iza no ho valiana ? aleo aza manamaina kle :@ :@ de poupoun kely ary booboo a ^^ :{ :{

48. booboo
(
13/05/2005 13:00)
majakely>wouahahahaha
dadabe>zà kounkou ara tsy maharaka tsony! beuh mitsy! hihihihi. zà aleo :miam: :miam: fa zà tsy hi-douzy ôtra an'ise kah!

57. sonwin
(
13/05/2005 19:25)
Inona ary zany? atsofoka izy tsy miditra, aiditra izy tsy mitsofoka, tsy ampidirina anefa mitsofoka ho azy ary tsy atsofoka miditra ho azy. :@