Ianareo Katolika ve......???????

81. dadabe ( 20/05/2005 15:39)
:?::?::roll::roll:
mbola hangina aho lo ka tsy hiloa bava
82. dadabe ( 20/05/2005 15:39)
:?::?::roll::roll:
mbola hangina aho lo ka tsy hiloa bava
83. maditra ( 21/05/2005 15:14)
dadabe> hiandry inona le? An'i Paoly ve?:lol:
84. marozevo ( 24/05/2005 23:38)
Marina tokoa fa voasoratra ao amin'ny Apokalipsa ny hoe 144 000. Saingy tandindona io fa tsy realité zalahy ah ! Aiza re ianareo izany eh ??.. Ny Apokalipsa manontolo (Ilay boky fa tsy Mahiol akory), dia boky mirakitra tandindona hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany. Raha tsy tandindona no ambarany, dia tena science fixion be ranofotsiny izany io. Ary tena horreur mihitsy aza angamba... saingy tsy izany no izy, fa tandindona nampiasaina tammin'ny fotoana niaretan'ny Fiangonana fanenjehana tsy roa aman-tany.
85. sorom ( 26/05/2005 14:20)
Tsy tsara kokoa ve ry Sakaizako raha ampandeferintsika izay rehetra mahatonga ny \"izahay\" sy ny \"ianareo\"? Iverenako kely indray ilay efa voalazako ary amin\'ny pejy hafa:
\"Fa ianareo rehetra dia iray ihany ao amin\'i Kristy Jesosy. Koa amin\'izany dia hisy intsony na Grika na tsy Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy na vavy.\"
Raha mbola hiady hevitra amin\'ny anaram-piangonana sy ny fototra ijoroan\'ny fiangonana tsirairay isika dia hanafintohina ny hafa sy ny tenantsika foana. Ka tsy aleo ve atambatra ny hery, fohana ny rivotry ny tolerance, dia mandeha mitory hatrany?
Tsy hahatondra olona eo amin\'ny Tompo mihitsy isika raha tsy mahay mifanaraka ato anatiny aloha... Sa ahoana? Manjary verezin\'ny finoana hafa toy ny Silamo, ny Bodista, etsetra...
Teny atsipy ho antsika manam-panahy ihany iny e.
86. dadabe ( 26/05/2005 16:33)
hoy i marozevo

Ny Apokalipsa manontolo (Ilay boky fa tsy Mahiol akory), dia boky mirakitra tandindona hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany. Raha tsy tandindona no ambarany, dia tena science fixion be ranofotsiny izany io. Ary tena horreur mihitsy aza angamba... saingy tsy izany no izy, fa tandindona nampiasaina tammin'ny fotoana niaretan'ny Fiangonana fanenjehana tsy roa aman-tany.
ekena sy marina izany e!

o rahalahy a,diniho ihany lahy sao hanenenanao izany teninao izany,tena ampitiavana no hilazako izany a
87. marozevo ( 27/05/2005 00:05)
Tsy azoko ny tian'i dadabe hambara amin'ilay fehezan-teny farany io.
88. ari.malala ( 30/05/2005 13:59)
ny inona no hanenenana?
89. dadabe ( 30/05/2005 19:00)
hay ve e zao ary e

ise anie nilaza hoe ny apokalypsa dia milaza tandindona fotsiny hatramin\'ny 1 er ka hatramin\'ny farany ary horera mihitsy aza angamba ....

de zay no nahatonga ahy nilaza hoe diniho ihany fa tsy araka izany lazainao izany fa tena karazana vavahady hidirana any @fanjakan\'ny lanitra io boky io ,ary misy zavamiafina izay tsy hain\'ny olona rehetra hafa tsy izay voaatso sy voafidy ary mahatoky ihany :D
90. ari.malala ( 31/05/2005 09:40)
tsy azoko, iza no voaantso dia za no voafidy dia iza no mahatoky?
91. dadabe ( 31/05/2005 14:05)
ao anaty baiboly avokoa no mamaly izany ,donk mila mamaky baiboly zany ndry :wink:
92. marozevo ( 01/06/2005 00:25)
dadabe ah > Vakio tsara kosa moa izay soratan'ny namana fa aza agravene eh... Tsy nilaza aho hoe milaza tandindona FOTSINY. Tsy misy fotsiny izany eo.... Avy eo dia ivereno vakiana ilay voasoratro io no-citenao io, dia ho hitanao fa mitovy ny hevitra tiako holazaina sy izay ambaranao. Izay ko inona indray ???
Miangavy an'i dadabe aho... vakio tsara ilay lazain'ny olona moa eh... Misaotra dadabe, dia rahampitso indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3014