Ianareo Katolika ve......???????

61. fijo ( 12/05/2005 21:42)
izany hoe ny lalana kristianina dia lalana nato fotsinyy,fa tsy misy tokony hanarahana azy
62. maditra ( 12/05/2005 23:22)
haha> Izany tokoa moa izy ity? 8O :roll: :-D
63. dadabe ( 13/05/2005 03:55)
ahan :{ :{
64. Mifenty ( 13/05/2005 20:31)

ehé...
:?: :?:
65. yonikafopl ( 14/05/2005 08:56)
fijo hihihi tsy terena enao hanaraka azy ka.

maditra ,izao ange ilay izy e, ireo didy folo ireo no fototry ny didy maro rehetra,ny hoe tiava ny namanao tahaka ny tenanao, tsy noforoninao io ka, fa voasotratra ao am baiboly, jereo ange ao am levitikosy 19ao e, vakio doly, ary ny faha 18 no milaza io. Betska ny didy sy lalana nomen\'Atra ao amin\'ny baiboly ao, fa ny didy folo no mahafehy azy rehetra ireny.
66. dadabe ( 14/05/2005 16:57)
karazana lalam-panorenana izany ry malala a
67. maditra ( 16/05/2005 02:36)
Zah aloha tsy mahita izany tiavo ny namanao tahaka ny tenanao izany ao amin'ilay didy folo e. Ary raha lalam-panorenana io, tsy midika izany fa tsy lalana ireny lalana hafa ireny. Tsy haiko aloha e, fa izay no fandraisako azy. Fa raha tsy izany dia tsy dia misy dikany firy ny nandehanan'i Jesoa Kristy tety an-tany raha toa ka ampy ilay didy folo. ( finoako manokana io )
68. Mifenty ( 16/05/2005 09:07)


ady hevitra lalina b ny ato zany fa aleo miapa kle.

69. yonikafopl ( 16/05/2005 14:40)
hihihihih mifenty toa mitsoaka matanjaka kle :-P
70. dadabe ( 16/05/2005 16:47)
Kristy anie ry maditra nanatanteraka ny lalan fa tsy nanova nandika lalana e,eny fa na dia nanome didy vaovao aza izy mmanao hoe \\\\\\\"didy vaovao no homeko anareo dia ny mba hifankatiavanareo\\\\\\\",ireo zay mino sy manaradia Azy no nolazainy t@izany fa ireo zanaky ny fahaverezana kosa dia efa naloan\\\\\\\'ny vavan\\\\\\\'i Kristy .Ka nainona ataontsika dia tsy ho maro an\\\\\\\'isa mihitsy ny manaradia an\\\\\\\'i Kristy fa vitsy ,mba ahatanteraka ny faminaniana hoe \\\\\\\"tery ny lalana mankany @ fiainana mandrakizay fa mikodana ny lalan makany @fahaverezana \\\\\\\"
71. maditra ( 16/05/2005 18:10)
Zah aloha, na dia lazaina fa tery, ary tery tokoa ny lalana mankany amin'ny fiainana, zah tsy mino hoe, olona tena vitsy an'isa kely sy efa voafaritra tsara hoe izao no andeha ho any. Marina fa misy soratsoratra otraotran'izany ao amin'ny Apokalipsa, fa tsy mino aho hoe, tena io ihany no isan'olona ho any an-danitra. Izao ange: Tsy nohon' ny herintsika na ny fahaizantsika Baiboly na miady hevitra, tsy nohon'ny haben'ny finoantsika akory no ahafahantsika mahazo ny Fiainana mandrakizay fa nohon'ny fahasoavan'i Jesoa Kristy.
Maditra
72. dadabe ( 17/05/2005 06:38)
ekena kanefa ihany koa ny soratra masina dia milaza hoe \"ho ringana ny olona ,noho ny tsy fisian\'ny fahalalana \"
73. Mifenty ( 17/05/2005 09:39)


hangina aho ka tsy hiloa-bava ...
74. ari.malala ( 17/05/2005 10:53)
maditra:

Zah aloha tsy mahita izany tiavo ny namanao tahaka ny tenanao izany ao amin'ilay didy folo e. Ary raha lalam-panorenana io, tsy midika izany fa tsy lalana ireny lalana hafa ireny. Tsy haiko aloha e, fa izay no fandraisako azy. Fa raha tsy izany dia tsy dia misy dikany firy ny nandehanan'i Jesoa Kristy tety an-tany raha toa ka ampy ilay didy folo. ( finoako manokana io )



Tsy ao anaty didy folo io, marina ny voalazanao, fa asa raha hainao ny nahatonga an'i Jesoa niteny an'io teny io? tsy tsaroako moa ny references fa jereko dia raha vao hitako dia omeko eto ihany. Nisy lehilahy mmpanoradalàna nanontany an'i Jesoa hoe inona no lehibe indrindra @ didy dia io teny io no navalin'i Jesoa azy hoe "tiavo ny Tompo Andriamanitrao @ fonao manontolo, fa mbola misy koa didy iray lehibe mitovy @ io ihany, tiavo ny namanao tahaka ny tenanao" izany hoe raha milaza tena ho tia an'Andriamanitra izany dia tokony ary tsy maintsy tia ny namana satria mitovy ireo didy irao hoy Jesoa.

75. Mifenty ( 17/05/2005 13:47)



hangina aho ka tsy hiloa-bava...salamo.
76. maditra ( 20/05/2005 03:27)
arimalala> haha! ary toa manamafy ny zavatra teneniko fotsiny enao izany. Miala tsiy amin'y fahataran'ny famaliana. Didy io hoy aho, ary ny didy lehibe indrindra tsy hita ao amin'ny didy folo. Dia mbola averiko ihany fa io no didy mampiavaka ny Kristianina, izany hoe ny fifankatiavana. Tiavo ny fahavalonao, sns. Ny mampalahelo anefa dia toa adinontsika izany.
Fa ny zavatra tiako ampiana fotsiny dia ny hoe, ny mampiavaka ny didy amin'ny lalana dia matetika manan-danja kokoa ny didy. Fa raha lalana no resahina, ny boky dimy voalohany ao amin'ny Testamenta taloha dia bokin'ny lalana avokoa. Izany hoe, tsy ireo didy folo ireo ihany tsy akory no lalana mifehy ny Kristianina, ary mbola maro hoy aho fa ohatra fotsiny no omeko.
77. isambilokely ( 20/05/2005 05:25)
netsika Katolika ihany ry Ari.malala na de misy manitsoka aza any an-danitra any hihihi

Le-Mbilo iraika ity e
:lol: youpiiiiiiiiii
spoopy01.skyblog.com
www.amontana.com
78. ari.malala ( 20/05/2005 10:40)
maditra, izay izany fa nifandray ihany ny tiantsina dahy ambara ê!

79. routa ( 20/05/2005 13:55)
isambilokely> fa angaha misy mpanitsika any an-danitra ?

80. dadabe ( 20/05/2005 15:38)
:?::?::roll::roll:
mbola hangina aho lo ka tsy hiloa bava
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048