Ianareo Katolika ve......???????

41. yonikafopl ( 07/05/2005 07:23)
dadabe :) :-*
42. dadabe ( 07/05/2005 07:29)
yonika :D :-*
43. marozevo ( 08/05/2005 00:24)
Ie !!! Tena be lalàna tokoa ny Fiangonana Katolika. Raha tsy diso aho toa mihoatra ny 1700 ny isan'ny artiklan'ny Droit Canon nivoaka tamin'ny 1983. Fa zakanay foana io rangahy ity ah... Satrinay aza misy an'io mba tsy hikorontana an-trano izahay. Fa ny mahagaga dia misy tsemboka alohan'ny mihevina any ho any, na koa hoe sarotiny alohan'ny tompony.
44. cutie ( 08/05/2005 00:44)
ho maro anaka zany nareo yonika sy dadabe fa tsy mampiasa kapoty :d
Fa in kay ny mahararatsy @ le fampiasana kapoty??
45. isambilokely ( 08/05/2005 01:16)
Ka ny sexes dia appareils génitaux no anarany fa tsy hoe appareil de plaisir.

Na ny biby aza tsy mampiasa aza io raha tsy hanao reproduction. Ka ianareo ve zany ho ambanin'ny biby.

Ilay valeur morale no tsy tafitra fa mila mianatra sy mandalina tsara ny tantaran'ny zanak'olombelona aloha izany ianareo eto.

Marina izany ry Marozevo. Ny efa zatra mihoa-pefy no tena tsemboka be sy sarotiny alohan'ny tompony. Ny tsy mpanara-dalana ihany no mahita hoe be lalana fa ny mpanara-dalana tsy mahalala hoe misy lalana betsaka izany. Izay ilay hoe tsy misy mafy hidi-trano toy ny mpangalatra.

Mbilo
:lol:
www.amontana.com
46. marozevo ( 08/05/2005 23:58)
Isambilokely > Double fisaorana no omeko anao : Voalohany dia momba ny hevitra nolazainao. Faharoa momba ny amontana.com. Saingy tsy mahay teny Anglais ny havanao dia nijery masinina fotsiny. Aza mba nandra toa anay ihany marina moa.
Mihoatra ny 1700 ho'aho ny artiklan'ny DC katolika. Asa na mba misy firy ny an'ny Protestants ? tsy haiko. Ao amin'ny Salamo ao misy teny hoe :"Tsy misy lalàna intsony, ka inona no hanjò ny olo-marina"? Miala fondro fa tsy tadidiko ny réference.
47. yonikafopl ( 09/05/2005 00:52)
marozevo, ny an'ny protestanta dia misy 10, dia ilay didy sy lalana nomen'Andriamanitra hotanterahana sy arahana, io 10 io fotsiny aza efa mila tsy ho tanteraka fa misy dikaina isanandro vaky izao, maika fa mbola hiampy 1690 ve, tena ianareo aza mahazaka marina, fa mahatanteraka ve?za kalou mety ho tsemboka be mihintsy vao hahatanteraka izany 1700 zany kle, 10 io aza wa efa tena manao hezaka mafy vao mahatanteraka nefa mbola mibolila ihany indraindray,

cutie, zahay na tsy mampiasa an'io aza mahay mikajy tsara ny ho isan'ny zanakay ka, sa tsy izany dadabe :wink: :-*

isambilo, dia ianao io ambanin'ny biby sa amboniny ary?? lazao ny marina, isaky ny hanao reproduction ihany izany ianao vao mampiasa ilay appareil genital ve?,izany hoe raha vao manao firaisana dia bevohoka ramatoa?, izay ilay hoe mamenoa ny tany , izay fotsiny zany?


:-w
48. dadabe ( 09/05/2005 05:02)
yonika>avelao any zany c ly a ny antsika :-* foana foana
49. ari.malala ( 09/05/2005 14:12)
isambilokely, marina ny voalazanao fa ataovy moramora fa aza entim-po, tsy sasatra aho miteny anao. Tapaka lalan-dra @ tsy antony eo ianao! :)
50. maditra ( 09/05/2005 18:45)
yonikafopl> tena folo fotsiny ve?
:roll:
51. isambilokely ( 10/05/2005 05:55)
Ary Yonikazofôpl anh ...
Adika amin'ny anarany ny fampiasana azy.
Appareils génitaux ny anaran'io ... ny biby aza mampiasa azy amin'ny tena ilana azy ko... Ka entina am-pisainana io ry Vonikazofôpl fa tsy entina amin'ny fo. FA raha entina am fo ry zareo io dia taraiky eo nareo fa ho sasatra ny hanala zazah eo njy io knoooooooo

O ry sylv... Ari.malala io za anie tsy entim-pofa vao maika mandrangitra e.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
52. booboo ( 10/05/2005 05:58)
maditra>mahita hafa angaha enao ?
53. ari.malala ( 10/05/2005 06:00)
isambilokely:

Ary Yonikazofôpl anh ...
Adika amin'ny anarany ny fampiasana azy.
Appareils génitaux ny anaran'io ... ny biby aza mampiasa azy amin'ny tena ilana azy ko... Ka entina am-pisainana io ry Vonikazofôpl fa tsy entina amin'ny fo. FA raha entina am fo ry zareo io dia taraiky eo nareo fa ho sasatra ny hanala zazah eo njy io knoooooooo

O ry sylv... Ari.malala io za anie tsy entim-pofa vao maika mandrangitra e.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com


ie, misaotra anao nanonona ny anarako r'i Nirina Ratam, fantatro anie ianao sy ny fankahalanao olona ê! efa samy hifanonona ihany!





54. yonikafopl ( 10/05/2005 09:56)
ari malala hihihihih

booboo eny wa aky? so de mahita hafa ankoatra io i maditra, io 10 io feno sady ampy tsara .

isambilokely , tssss, anontanio an'i dadabe ny fampiasanay azy. :-P
55. dadabe ( 10/05/2005 18:14)
yonika>tsika tsy manala zany an! ny antsika na 10 aza tezaina foana :wink:
56. Mifenty ( 10/05/2005 19:18)


efa naita anle kapoty virtoaly v lty lisany radada ah.

ny fofony toa oe jumbo izy zay.

57. maditra ( 10/05/2005 22:25)
booboo, yonikafopl> Izahay mbola manana maro araka izay efa nolazaina izay fa ity misy iray tokony ho haintsika fa lalana raha mba Krstianina isika: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao. Tsy haiko fa noforonin'i maditra io na tsy raisinareo ho lalana fa lalana ambony indrindra io amiko sy aminay Katolika satria izay io no tena maha-Kristianina ahy sy enao, atsika, enareo, araka i Kristy. Io izy lehibe indrindra io saingy tsy fanatrareo no nakako an'io, sao dia tsy ampy ny fanazavana Baiboly sy ny fandalinana nataonareo. Mbola betsaka ny lalana ao amin'ny Baiboly ao, na amin'ny Testamenta taloha na vaovao, fa samy isany manko ny Kristianina sy ny olona, samy manana izay hitany fa lalana amin'ny maha-Kristianina azy.
Maditra
58. marozevo ( 11/05/2005 01:20)
Yanikafopl kosa eh ! Iny lalàna folo iny aloha andao hiombonana eh.. satria tsy lalàn'ny Eglizy manokana hoe kato iny na Protestant, fa ao amin'ny Baiboly. Dia avy eo hampianatra ny Fiangonana, hitondra sy hanoro ny làla-marina. Tsy ilàna lalàna ve izany araka ny hevitrao ? Eny eh.. Tsy maninona na tsy ampiasaina aza ilay teny hoe lalàna fa teny hafa, ohatra hoe fitsipika, fifampifehezana sy ny hafa koa.... Dia tena tsy misy tokoa ve ?
Fa le Kapoty kosa aloha tsy tafiditra anatin'ny làlanan'ny Katolika eh... eny na voalaza aza fa be dia be ny lalàn'ny Fiangonana Katolika. Ireny manko dia eo amin'ny lafiny fitondran-tena (Morale - Ethique) no resahina fa tsy hoe be lalàna araka ny anombohan-dRambofrau ny resaka. Raha vao miresaka Morale na Ethique, dia ny hitsim-po (conscience) no tena zava-dehibe fa tsy ny herin'ny lalàna na ny herin'ny raisonnement.
59. dadabe ( 11/05/2005 06:54)
maditra a>de ahona nefa i isambilokely ??? :{ :{
60. maditra ( 12/05/2005 00:23)
Ino probleme-ko amin'isambilokely? Tsy misy olana, io anie samy isany ny fandraisany ny zava-drehetra e, fa ny en generale sy ny nampianarina ahy ary ny ataoko no resahiko. Tsy koi izany, ary tsy manome tsiny azy koa zah, izy ihany no tena mahalala ny zavatra tiany tenenina amin'io fa tsy zah!
dadabe> Nice try :{ :{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.085