Sao dia rariny ilay fiakanjo!
81. ari.malala
(
12/05/2005 14:33)
dadabe s'i sonwin! tena kaondrana mintsy nareo reto! in no atambatr'i dadabe? matin'i bebe @zany anie enao fa ataovy tsara!
82. sonwin
(
12/05/2005 14:41)
tairo aloha ilay resaka string any ampiangonana sady mifampitazana aminay miral ihany ndry e 8)
sasa> specta aloha elah 8O
sasa> specta aloha elah 8O
84. ari.malala
(
13/05/2005 06:34)
adala! tena adala mintsy nareo r'i dadabe s'i sonwin! na hanao string aza za mandeha mivavaka tsy hataoko hitan'ol mintsy! d'ailleurs za manao fa tsy misy mahita mintsy. ;) :P
88. Veloo
(
13/05/2005 19:01)
sonwin a ny lehilahy rehetra tsy otranao ... ka tsy ho taitra rehefa mahita string.... ataon\'ny lahy hafa enao oe impuissant ko le iny :wink:
ari.malala a marina mihitsy retsy ny anjy a zany no tena mahatonga ny viol betsaka nohon\'ny fiakanjon\'ny vaivay ankehitriny... Mitady loza ho an\'ny tenany... Nefa rehefa avy eo tsy mahatanty ny vokany ireto vaiavy :(

89. pitchou
(
13/05/2005 20:48)
ka manaiky ve nareo raha izay no tsy hahasarika ny lehilahy aminareo hoe atao tsy misy na dia 1cm² aza @ tenanareo hitan'ny olona e!
io ange araka ny nolazain'iza moa etsy ambony etsy hoe tsy izay hita no tena manintona fe le afenina e! na hanao akanjo lava be hatreny an-kitrokely aza nareo (nefa efa lafo be ny lamba izao!!!) d vao maika miavaka tsara le fanonjanonjan'ny deriera iny mety vao maika pira ...

90. cutie
(
15/05/2005 23:10)
hihihihihihihi pitchou, nga tsy maintsy we hisarika lhl fona refa miakanjo . :-D
91. pitchou
(
16/05/2005 04:29)
cutie> ka izay ange no mahaviariana ahy @ le fitarainana e! na inona na inona akanjo anaovanao rehefa tiana atao hoe tsy mety d tsy mety! rehefa tiana atao hoe misarika d misarika! fa ny saina ihany no manapoizina saina ny fahitako azy!
93. ari.malala
(
17/05/2005 10:26)
tsy dia atao hoe fitarainana angamba, tsy resaka hisarihana olona ihany koa, fa ny tena tiako tenenina dia oe, refa handeha hivavaka dia tokony mba ho akanjo izay mendrika no hanaovana. Izay anie ilay noteneniko oe, raha tany @ bal izy tsy norarahiako ê! na tany an-toeran-kafa, fa ilay izy tany am-piangonana, dia nahasorena ahy satria rehefa mivavaka oa dia manao oe \"aza avela hoazon\'ny fakam-panahy izahay\" nefa ianao (ilay sipa) aza mitondra fakam-panahy sy fahatafintohinana ho an\'ny manodidina azy.
94. sasa
(
18/05/2005 05:48)
oadray adinoko le saika lazaiko aleo aloha za hiverina kely fa rehefa avy eo indray
97. Veloo
(
18/05/2005 20:13)
Tadidio kosa e, ny akamaron'ny viol dia ny fomba fiakanjon'ny vevavy ankehitriny an...:lol:
99. sonwin
(
19/05/2005 10:35)
veloo> tsy ny fiakanjo mihitsy no mahatonga ny viol fa ny filana diso tafahoatra loatra
100. Veloo
(
19/05/2005 15:59)
tssssssss sonwin za tsy mba manaiky an;izany...mety misy partie angamba fa tsy io rery an...
ra olombelona efa mi se-pencher @ io sex io, ka rehefa mahita kala zara fa miakanjo ve tsy hisokatra ny masony? :-D:-D:-D:-D:-D
ra olombelona efa mi se-pencher @ io sex io, ka rehefa mahita kala zara fa miakanjo ve tsy hisokatra ny masony? :-D:-D:-D:-D:-D