Sao dia rariny ilay fiakanjo!
61. isambilokely
(
10/05/2005 04:25)
Ka ny vehivavy foana anie no misary adala e. Aiza ko mahita izany hoe tay basy, tay pistole, tay kalaknikovy zany. Ny bandy angamba mba misy an'izay ?
Efa mitotongana ny saina satria lasa any amin'ny fitombenana na ny ravim-body izany no aderadera. Na koe hoe efa nifindra toerana ny ati-doha ka lasa any ambany dia any no asongadina.
Efa midina le sandan'ny marsandizy e ! Iny no ambany indrindra dia izay no itsarana azy izany. Mbola misy ivo 6 voa tonga any amin'ny tampony. Any izany ny azy ny valera.
Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com

62. sasa
(
10/05/2005 06:06)
veloo ary nareo mivady toa tsy mitovy hevitra mintsy, efa nisaraka angaha
sonwin ny fiakanjo revin'lah aloha efa haiko haiko ihany fa raha ny ahy lesy aleoko le maotina tsy mahasarika mpijery ireny na mankaiza na mankaiza klé, manjary sao dia hiadivako am'lah
sonwin ny fiakanjo revin'lah aloha efa haiko haiko ihany fa raha ny ahy lesy aleoko le maotina tsy mahasarika mpijery ireny na mankaiza na mankaiza klé, manjary sao dia hiadivako am'lah
63. ari.malala
(
10/05/2005 06:12)
sasa> :) dia tena hiady ve?!
raha handeha hilomano kosa ve moa aky ndry r'i pitchou hanao akanjo lava tanana sy pataloha tsy ho hafahafa ihany, fa handeha hoany am-piangonana anie le resaka ê! sa ndry koa hanao bikini hoany am-piangonana? ;)

64. sonwin
(
10/05/2005 10:52)
N'aiza n'aiza aleha amiko dia izay akanjo mahafinarita ny saina ihany ka...manja foana io hoa fa ny saina no mitondra azy.
isambilokely> asio misaro-tava sy misarona lamba be ny vadin-ndrangahy, aza aseho na loha-tanana aza dia fonosy tsara ny entana fa sao hafangaron-dry zalahy ny lohany sy ny fitombenany refa miondrika.

65. ari.malala
(
10/05/2005 10:58)
sonwin> :-D :-D :-D mampime koa le oe saronana lamba be ny tena iray manontolo! ko tsy ho sempotra ve r'i sonwin? :-D de enao koa zany r'i sonwin handeha hivavaka ne hanao short? hay atao ary hoe asaina mamonjy mariazy enao ê! de hanao t shirt sy short kosa ve enao na zany aza?
66. sonwin
(
10/05/2005 15:06)
refa mande mivavaka za indraindray de kapa sy short no hanaovako...mahazo aina ery za fa maiva-maivana.Raha hamonjy mariage indray? mifampidera kata nge any matetika fa tsy mitovy amin'ilay hande hivavaka kosa e, mande mivavaka ande hiresaka amin'Atra donc ts koi izay akanjo miainga eo.
67. Veloo
(
10/05/2005 17:19)
sonwin a tssssssssss aiza kosa lesy a mba ampisehoy ny tena maha gasy an\'ise kle.. Sur mihitsy aho fa tsy izany no nampianarin\'ny maman-njy anjy.
sasa a ie rehefa tsy eo @ hevitro dia tsy tiko ka aleo i fijo ande any tsisy prob. =)) =)) =)) =))
ari-malala :-* :-* njy oeeeeeee
isambilo a lasa lavitra ndray ny description\'i se @ akanjon\'ny vaiavy =)) =)) fa marina ihany aloha e :{ :{ :{ :{

68. sonwin
(
10/05/2005 17:30)
veloo> fa ny maha-gasy ahona aza? aza misy misilipo aza nareo fa ny vehivavy gasy nge ka tsy nanao izany silipo izany e, dia tokony malabary foana koa zany ny anaovan'ny kofa sa...? ny fitafy nge ka miova manaraka ny toetr'andro e...sa andao aza hiverina hisalaka daholo indray e :D
69. pitchou
(
10/05/2005 19:18)
sasa> ka ny sainao ihany io! na mankaiza na mankaiza! ary nahoana moa ary no misarika le izy raha any am-piangonana fa tsy hita raha an-toeran-kafa! io ange tsy vaovao fa ny tantara hatrizay ihany no mivoatra e! ohatra zao ndry raha t@1900 no nanao akanjo mampiseho lohalika dia pire noho ny fihevern-dry ny taille basse sy string ny fiheveran'ny olona an-dry!
io koa manko rehefa tiana tsikeraina dia mety foana na akanjo mamiratra aza! raha izao tokoa izao no hoe tsy tokony hisy na dia 1cm² akory aza hita @ tena rehefa handeha hivavaka dia asa foana ze réaction eto!
veloo> inona tsara moa izany ilay fitafiana tena malagasy entinao mivavaka? sao dia fitafiana tsy ilay tena malagasy fa ... hihihi! aleo ihany aza anaovana fa sao vao maika choqués be ny namana ato ka!

70. Veloo
(
10/05/2005 20:08)
sonwin , pitchou a an3 tsy misy oe fitafina gasy speciale ka, juste hoy ny mamanay oe manova akanjo mety (ny dikan'ny zany tsy manao extra, superful, na mampi-choque oul aky a) :P
71. sasa
(
11/05/2005 07:29)
pitchou tsy any am-piangonana irery no lazaiko kan any am toerana rehetra; raha manaraka toe-trandro le akanjo dia tokony hanaraka ny toerana koa satria ireny fampiderana string sy fanaovana zipo fohy kely ireny lesy no maha-tonga ny viol sy ny harantsiana isakarazany;
Marina fa samy manana ny akanjo tiany ny oul samy manao izay maha a l'aise azy nefa mba tokony ho dinihina ihany hoe hatraiza no fetrany
Marina fa samy manana ny akanjo tiany ny oul samy manao izay maha a l'aise azy nefa mba tokony ho dinihina ihany hoe hatraiza no fetrany
72. ari.malala
(
11/05/2005 08:52)
miombon-kevitra tanteraka @ sasa @ le oe ny fiakanjo no matetika mihantsy ny lehilahy hoe ty za tolomy! dia miroboroo avy eo ny viol! te hatao ve hoe maharaka ny toetr'andro? fa angaha rana tsy mampidera string sy fe tsy atao hoe maharaka? tsy haiko alo fa ny ahy ny maneva ahy no lamaody amiko ê!
73. sonwin
(
11/05/2005 12:21)
tonga any ami viol njay zany ny kozy he he.Ny lehilahy zareo samy manana ny maha-taitra azy a. raha za izao (sanatria anie izany) no mpi-viol dia ilay manao zipo lava somary midorobaka, ravi-damba malefaka ireny n tsy matiko lolo..string izany norm be amiko, tsy mampiotsona
ari.malala> ts resaka hoe maharaka sy tsy maharaka kosa fa mba hoe io n mahafinaritra ny saina ka
ari.malala> ts resaka hoe maharaka sy tsy maharaka kosa fa mba hoe io n mahafinaritra ny saina ka
74. ari.malala
(
11/05/2005 12:46)
hihi, soa ihany ianao tsy mpi viol raha izany fa za manko ireny zipo lava ireny no tena tiako! ;) de ny pataloha fa tsy taille basse mampiseho string akory! Inona kay no maha takon-kenatra raha haderadera ilay izy?!
75. sonwin
(
11/05/2005 16:38)
ari.malala an hi hi hi :wink: ary soa ihany ianao fa tsy miray fiangonana amiko fa mety voasarikao ny masoko :D
Fa izy nga mampidera? tringle nge ny hitanao fa tsy zavatra hafa e, sa ianao mahita ny anatin'ilay triangle? ilay ao anatiny no takonana fa tsy ilay fanakonana ka :wink:
Fa izy nga mampidera? tringle nge ny hitanao fa tsy zavatra hafa e, sa ianao mahita ny anatin'ilay triangle? ilay ao anatiny no takonana fa tsy ilay fanakonana ka :wink:
76. dadabe
(
11/05/2005 16:41)
sonwin>aokan'lah izy a :wink: sa atambatra izy frera a :wink:
pounk kely klou e ;-) :-P 8-) :°)
pounk kely klou e ;-) :-P 8-) :°)
77. sonwin
(
11/05/2005 16:45)
:-D mampiné leisy elah ka :-D :-D aleo aza aloha za hitazana kely e 8) eo leisy frera a