Sao dia rariny ilay fiakanjo!
41. sasa
(
06/05/2005 05:37)
za aloha tena mbola fan's club an'i ari-malala sy mishou ary veloo e; sa kosa angamba ny azy le string na 300000fmg dia avoaka eny ivelany ho hitan'ny olona kou
42. ari.malala
(
06/05/2005 06:58)
sasa> :-*
miombon-kevitra tanteraka @ mishou.
cutie, tsy mino mintsy aho hoe tsy hanana akanjo afa tsy 1 ny olona 1 na hoe atao karazany mitovy daolo hoe taille basse daolo ny patalohany! Tena tsy mino aho! indrindra hoe olona mahatakatra pataloha lin zany! Lafo anie ireny ê! dia araka ny tenin'i mishou hoe misy fotoanany daolo ny fanaovana ny akanjo! Ataovy ary hoe andro mafana be ianao hanao manteau tsy ho
lazain'ny olona fa na enao marary na enao mivika?!
sonwin, aminao ve mitovy ny tarehy sy ny dodosy? :-D Azoko anie ny tinao hatongavana ê! hoe refa afenina ny any ambany de manao tchadri ohatran'ny vehivavy afghane koa zany, tsy zay nefa no solution fa ny fahalalana hoe hoaiza de atao mifanaraka @ iny ny akanjo anaovana. Ny mahagaga ahy dia izao, refa handeha fanasana na hamonjy mariazy dia mailaka mividy akanjo ary atao tsara sy mihaja be, fa rehefa handeha hivavaka dia izay sendra ny tanana eo no raisina!!

44. sonwin
(
06/05/2005 09:24)
cutie cly (l) hita mitsy isika hoe :*
fijo ok an! mitovy hevitra mitsy isika
ari-malala>aiza kosa dia hoe mitovy :-D ..andeha hivavaka izy mailaka erý mividy string ka..dia in ratsy amizany?
Tsy hitako mitsy ange ny hifandraisan\'ny vavaka sy ny string e, ilay sipa ve no manao string dia ingahy ao aorina no ts mivavaka?
refa mifantoka amin fivavahana ny fo amam-panahy tsy mahita izay anaovan\'ikala sy bozy any ianao, akipio ny maso dia mivavaha mafy, refa tapitra ny vavaka vao mijerijery dia izay vao miteny hoe ooaayy zany string e!.raha tena mifantoka aloha amiko ..ts hanlingelina mihitsy ny fomba fitafin\'ny hafa e..azy zany fa tsy ahy

45. ari.malala
(
06/05/2005 14:41)
ô! r\'i sonwin â! dia tena sahy milaza ve enao fa tsy manelingelina anao zany?! Gaga ihany aho satria za aza vehivavy mahatsiaro tafintohina satria tena manimba maso kosa ilay triangle mitranga eo ê! tena serieux kosa ê! mitory tsy fahamaotinana! @ antsoin\'i mishou oa oe, raha handeha hanao entretien d\'embauche de tsy hovoaray ra tsy hanao mannequin angaha! fa raha handeha hivavaka ve no hanao pataloha lin fotsy manify kely + string + haut mihantona kely!!! Tena tsy rariny kosa ê! Ny fividianany string anie fiainany ê! fa le izy aderaderany no mahatsiravina, surtout le toerana tsy approprié @ le paoziny akory! Raha tany @ bal izy nekeko ihany! Zay oa no mahagaga ahy avreiko fôna, oe refa handeha hamonjy fanasana na mariazy atao mihaja be sady mba maotimaotina ny akanjo fa refa handeha hivavaka de zany no paozy! Sa ve Andriamanitra tsy mahamenatra?!
:roll: :roll: :roll:
:roll: :roll: :roll:
47. cutie
(
06/05/2005 20:03)
marina mitsy za cly sw :-* (l) (l)
ari-malala tsy tokony asinao pble mitsy ny ze fiakanjon\'ny olona sasany any. hendeha hivavaka ny antodinao any fa anga hijery ny akanjon\'ny sasany . :d
ari-malala tsy tokony asinao pble mitsy ny ze fiakanjon\'ny olona sasany any. hendeha hivavaka ny antodinao any fa anga hijery ny akanjon\'ny sasany . :d
48. pitchou
(
07/05/2005 03:20)
nenà zany ny tsy azoko @ity resaka ity d izao e! le olona tsy mifantoka @ fivavahana nefa handeha hivavaka no alehany any am-piangonana tsy mahay mitsikera sy manome tsiny ny tenany fa ahiliny any @ hafa ny tsy fifantohany? zany hoe aminy zany ny hafa fôôôna no diso fa tsy izy tsy mahavita mihitsy? :-w
49. ndrena
(
07/05/2005 14:03)
Marina kosa aloha ny an'i ari.malala e! tadidio fa ny maso no nidiran'ny fahotana voalohany t@ Eva tao @ saha edena ary dia vokatr'izay dia niara-lavo taminy koa ny vadiny.Tsy azo ambaniana fa mbola tsy tanteraka isika matoa mandeha any am-piangonana noho izany dia tokony atao ihany izay tsy hanimba ny hafa e!izay no tena fitiavana.
50. sonwin
(
08/05/2005 10:06)
ari.malala> tena sahy milaza za fa tsy manelingelina ahy izany..na ny ankoatr'izay aza ts koi mihitsy.Hoy ianao hoe Andrimanitra ve tsy maha-menatra? fa ahona no ho menatra? ny any am-po tsy miloaka aza hitany koa?vokatry ny fahotana nge no nanafenana io zavatra io e,..ka ny ahy amiko ny akanjo izany tsy misy olana izany ka.
ndrena > tsy manimba ny hafa izany ny fomba fitafy amiko. Fa ny saina ihany no mitondra ny zavatra rehetra
cutie :wink:
ndrena > tsy manimba ny hafa izany ny fomba fitafy amiko. Fa ny saina ihany no mitondra ny zavatra rehetra
cutie :wink:
52. ari.malala
(
09/05/2005 05:40)
le oe tsy nifantoka kosa alo r'i pitchou tsy any, laviko tanteraka! tafintohina aho nahita azy niditra sy vao nipetraka satria nitranga le triangle, fa avy eo za nifindra teny aloha hoa, ary adinoko tanteraka ny fisiany sy ny hadalan'ilay vehivavy nandritra ny Srorona masina, ary tena nifantoka tanteraka t@ fivavahana ny saina amam-panahiko, fa ny ampitso efa teny an-dalana ho aty am-piasana aho vao nahatadidy azy satria hitako indray izy nifanena tamiko de nalefako teto ity post ity hitandreman'ireo mahatsiaro sy mihevi-tena fa fampiderana ny dodosiny any am-piangonana. :)
Veloo > :-*
Veloo > :-*
54. sonwin
(
09/05/2005 09:25)
mampidera dodosy be izy ari.malala? :-D :-D :-D
tsy izany kosa fa mikarakara vatana izy hanome endrika kanto azy...dia mba ataony izay fitafy manendrika azy :lol:
tsy izany kosa fa mikarakara vatana izy hanome endrika kanto azy...dia mba ataony izay fitafy manendrika azy :lol:
55. ari.malala
(
09/05/2005 10:10)
manendrika sy maneva ve ny miboridana? Aiza ilay soatoavina maha malagasy?! sa izay manendrika ny vazaha de forsena hanendrika ny gasy? @ antsoin\'le mpihira izay hoe raha miboridana ny lamaody vaovao de hiboridana koa zany ny mpanara damaody rehetra! ary ho anao r\'i sonwin, tsy menatra an\'Andriamanitra ianao hoy ianao satria ny any am-po tsy miloaka az afantany, ko maninona ianao no mbola mifona nefa ve tsy efa fantany ihany hoe i sonwin anie ka nanota t@ zao sy t@ zao?! sa sanatria routine fotsiny izany?! sanatria hoy aho an, averiko indray! :)
56. sonwin
(
09/05/2005 15:56)
Aleo aloha hajanona fiakanjo ny resaka ari.malala a! raha miditra fifonana izany isika efa resaka hafa indray :) ...ny string aza nge ny gasy manendrika azy kokoa noho ny vazaha e :D za tsy manda ny soatoavina malagasy fa za kosa an mpakató ny safidin'ny tsirairay...refa iny ny akanjo hitany fa meva aminy andeha hivavaka dia izay izany...resaka norme nge io e, fa refa ts mitovy amin be sy ny maro ve de ts mety (ny be sy ny maro ilay norme eto)...fitafy io , aleo ny ankizy mba histyle raha izay no mahafinaritra azy e...tohizako ihany..refaveo
57. Veloo
(
09/05/2005 18:54)
ari.malala a marina ny anjy lasa hatraiza ity fikanjon'ny gasy kle? raha tena gasy ilay kala tsy hanao an'izany kle :lol: :lol:
58. pitchou
(
09/05/2005 18:59)
tsy haiko aloha ze tena maha-choquée an'i ari malala, fa raha sahala amiko mandeha milomano, nefa aho gasy 100% an, ny ankamaroan'ny olona manao bikiny faran'izay tsy mandany lamba d tsy choquée izany aho ary tsy manelingelina ny masoko mihitsy izany! izaho rahateo tsy hanao akanjo lava tanana sy pataloha malalaka rehefa hilomano!
ko nahoana moa aho no handeha hivily ny saiko raha misy olona manao pataloha taille basse sy string na aiza na aiza? raha izaho d ny ataoko ihany no ataoko! azy ny azy
ko nahoana moa aho no handeha hivily ny saiko raha misy olona manao pataloha taille basse sy string na aiza na aiza? raha izaho d ny ataoko ihany no ataoko! azy ny azy
59. Veloo
(
09/05/2005 21:26)
pitchou a raha ny fahafantarako ny hevin'i ari.malala aky dia izao ny mankany an-piangonana no tena tiny ho lazaina. :wink: sa tsy izany ry ari.malala?
60. fijo
(
09/05/2005 21:32)
hozy ari malala hoe "manimba saina ny mahita le telozoro kely mitranga"????manimba saina an?????vao miha maha miramirana azy iny ko.