hasarotapiaro

81. mamzelkely ( 03/05/2005 10:09)
za alo refa mandreraka de averiko am place ataoko tsy tia ana tsony fa za tsy mrara izy no tsy hahay hiana any kooo!!!efa ana ve io mbola kitikitiana ihany!!!
82. sonwin ( 03/05/2005 12:09)
ary ny joba zany no tena sarotiny kay klé :roll: sady masiaka izy izany an 8O
83. dadabe ( 03/05/2005 16:27)
nefa tsarovy fa matetika raha manao an'ilay fihetsika nataon'i booboo le sipa ,de zay le mety mampanao fotoana tsy fidiny an'ilay bandy sy le ex ,de manjary mety hisy reconsiliation vao2 :wink: hmm gravy any zany ry booboo a
84. mamzelkely ( 04/05/2005 06:22)
tsisy an'izany fa refa mba an'olona iny de respecter-na ra mba manana fierté ihany. raha tena tia le olona enao le miôdiôdy de tsy tokony hanao n'inn n'inn fa manaja ny safidiny efa iny ny safidiny fa tsy enao fa le olona tsy manaja safidy reny ndrindra no apetraka am toerany refa mandreraka!!! :x :wink:
85. booboo ( 04/05/2005 07:22)
zay mitsy
86. sonwin ( 04/05/2005 07:51)
ka tsy mba afaka mifampisangisangy amin'ny olon-kafa mitsy izy izany? misangy fotsiny io an..finamanana madio tsy misy hevitra ambadika?
Ary henjana nareo roa ireto klé
87. booboo ( 04/05/2005 07:59)
efa oe ilay mi-drague ouvertement an'ilay olon-tianao no tsy mety nefa hitany sy hainy tsara zao efa miaraka @ olona anie ity iraika ity. Ireny no mendrika hombohina fa tsy zay mety ho namany rehetra akory.
88. mamzelkely ( 04/05/2005 11:48)
sonwin
89. booboo ( 04/05/2005 11:50)
:-D :-D tena terrible beeee kay ny hasarota-piaron'i mamzelkely lé !
90. mamzelkely ( 04/05/2005 11:57)
zany ve??? :oops:
91. sonwin ( 04/05/2005 12:26)
mamzelkely miova toi raha sendra ahy klé :wink: ..terrible marina :-D :-D
booboo aleo izy hidrague samby maso eo..eo koa nge ny ahitana lay olon-tiana e,sahy manda sa ts sahy!! raha tsy sahy mandá eo imasonao izy de he he he..misy raha tsy milamina ao :lol:
92. booboo ( 04/05/2005 13:17)
sonwin> ouaip ! fa kobay an-kelika ihany ny anà @ io :°) ... :-D :-D
93. mamzelkely ( 04/05/2005 13:52)
sonwin< zany ve mba ampio ary za hiova ee!!! :wink: :-D
94. sonwin ( 04/05/2005 14:51)
ho aza za hanampy anjy :-*
95. mamzelkely ( 04/05/2005 14:58)
sonwin
96. yonikafopl ( 04/05/2005 19:50)
booboo mamzelkely, marina daholo ny teninareo, sonwin ny voalazanao koa nefa tsy diso.:p
Ny ahy koa raha efa mahalala zao le sipa we efa ahy iny nefa izy mbola milingilingy de ataoko mahalala ny anarako we tena fopl marina :-P , fa raha sendra voafitaka indray izy, fa le tiako no tsy mahay mipetraka, de resahako moramora ao ambadika ao kalou le sipa mody alaiko namana , de sokiriko eo, hihihih, de lery kalou no ataoko mangana, ka omeko safidy na le sipa na za, de aleoko miala klee, za tsy hiady am le sipa fa izy aza tsy nahalala, fa rehefa tsy mifanaja de aleo samy miparitaka. Fa ilazako ilay sipa fa efa ana iny fa tsofiko rano ho azy. :cry: :cry:
97. poupounesana ( 06/05/2005 17:15)
yoni!hihihi
sonwin, ampio daol ozany reo sipa reo faenao mahay b han! tandremo enao tsy manampy han :wink:
98. dadabe ( 07/05/2005 08:28)
ka raha manampy izy de maninona injay zao?? :o
lery kousa anie mahay mampianatra e,sa .
...poupou saropiaro ?hhmmm
99. sonwin ( 07/05/2005 16:46)
poupou :wink:
yonikafopl> mety ka :P fa izao raha vao nareo sipa no miseho miady kofa eo imason'i kofa dia vao maika miseho milay ny kofa..tanjemo ihany :wink: conseil d'ami...io mampisafidy io mihitsy vao maika hahaizan kofa an'ilay jeu ka..sa ahoana ry zalahy 8)
100. mamzelkely ( 09/05/2005 06:13)
sonwin< de asivo miseho milay izy de ho hitany ko mahay miseho milay ko ny vevavy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2313