hasarotapiaro

1. mamzelkely ( 15/04/2005 13:51)
fanotaniana tsotra fotsiny: fitiavana ve ny hasarotampiaro diso tafahoatra sa adalana??? inn ny tokony atao mba ialana aminy?? merci
répondu par fijo le 22/06/2005 20:52
2. cutie ( 15/04/2005 13:56)
tsy fitiavana ny hasarotampiaro diso tafahoatra raha amiko alou e, , ny tokony atao mba ialana aminy de mila ny fahatokisana fotsiny .
3. ari.malala ( 15/04/2005 14:01)
hasarotam-piaro @ antonony dia manisy epice ny fitiavana fa raha vao mhoatra ny antonony dia hadalana ary manimba. Mila matoky tena sy matoky ilay olona miaraka aminao ianao ialanao aminy.

4. BINGOH ( 15/04/2005 14:34)
matoa ny olone iray sarom-piaro dia tia fa saingy hatao @ toerana misy azy ilay izy .
5. poupounesana ( 17/04/2005 15:26)
diso tafahoatra kosa v ny hasarotampiaro d hidika fitiavana! eny eh, fitiavantena angamba kah!
6. yonikafopl ( 17/04/2005 23:13)
za kalou tena saropiaro e, asa na diso tafahoatra na tsia fa tsapako we tiako tena tiako ilay olona matoa aho saropiaro izay.fa zay we ilaina apetraka amin'ny toerana tokony hisy azy ilay izy .ny saro piaro sy ny tsy fahatokisana tsy mitovy, amiko io an
7. pika ( 18/04/2005 07:06)
tsy misy tsy saro-piaro @ tiany saingy kosa raha diso tafahoatra dia fitiavan-tena, everinao fa toy ny hoe zavatrao ilay olona ka mety hivadika nenina indray. adalana e
8. palmbeach ( 18/04/2005 07:35)
Amiko ny fahasarotam-piaro matetika tsy voafehin'ny tena rehefa tena tianao ilay olona fa saingy kosa ilaina ilay mamehy tena. Efa hita fa tena mihoatra ny loha kosa ve tsy hiseho ihany ny farany, fa aleo mieritreritra tsara hoe tokony sa tsy tokony fa ny tena indray no manjary manenina aveo e!
9. tnice ( 18/04/2005 08:25)
ry zareo a! mba misy fanontaniana tiko apetra aminareo aloha ary e! fa ôtran'inona sa ôtran'iza aminareo ny atao hoe hasarotapiaro diso toerana? amiko kosa izany ny fahasarotapiaroko no mandika amiko ny fitiavako ilay olona fa raha itako fa tsy dia saropiaro aho dia fantatro ho azy fa tô mangatsitsika ny fitiavako azy ka tsy dia rarahiako b, loatra ny momba azy fa kosa raha mitombo d, midika misinkiete ny momba sy mahatsara azy aho. Amiko izay fa ny anareo kosa no asa. hhhmm!!! ey mety oe diso ve za @ izany v za @nareo? mba ahitsio aho raha diso an! :wink:
10. mamzelkely ( 18/04/2005 08:39)
marina tokoa fa fitiavana amiko ny hasarotapiaro ka izay indrindra no mahatonga ahy ametraka iio fanontaniana io satria aho mirara ny momba azy nefa lazain'ny olona fa disoaz tia lôtra ono aho ka mety hanimba ahy izany. marina va izany?
11. ari.malala ( 18/04/2005 13:14)
tnice, diso tafahoatra ny hasarotam-piarona raha isak'izay mihetsika ianao hiantso sy hanontanyazy ihany hoe aiza izy, iza no miaraka aminy any.... raha isak'izay misy mifanena @nareo dia hanontany ianao hoa iza iny.......

12. yonikafopl ( 18/04/2005 20:12)
ari malala hummmm, ka raha miaraka zao kosa ve nareo, de misy sipa miresaka aminy tsy fantatrao, nefa tsy presenter ny, de tsy hanontany ve we iza kou iny???
za kalou isan ilay mpanontany we inona kay ataonao ao zao?
13. fijo ( 18/04/2005 22:07)
amiko ny asarotampiaro dia zavatra tsy misy hilana azy.azafady amin'izay voatohina fa tsy itako mihintsy izay hilana azy.rehefa tsy mahatoky dia apetrao,fa aza mijaly hitady lava izao rehetra sy izay hita rehetra.
14. yonikafopl ( 18/04/2005 22:57)
fijo hihihhihih
15. fijo ( 18/04/2005 22:57)
kozy izany e.hampijaly tena eo fotsiny ko
16. yonikafopl ( 19/04/2005 00:17)
de zay zany kou :-w
17. mandrindra ( 19/04/2005 08:36)
miombokevitra amin'i fijo sady ampiako hoe rehefa tsy tianao atao aminao dia aza atao amin'ilay tianao.
18. yonikafopl ( 19/04/2005 08:55)
mandrindra marina zany ka, tsy maninn mihintsy raha izay ataoko aminy no ataony amiko ka, matoa iny ataoko dia tiako ny hanaovany izany amiko koa,
19. mamzelkely ( 19/04/2005 09:30)
miobikevitra aminao mitsy ry yonikafopl fa ny lelà matsy draidray miseho milay de tsy mba mampiseho we mba saropiaro ihany de lasa manana tendance ieritreritra we tsy tia ana akory ity lelà ty =((
20. palmbeach ( 19/04/2005 11:42)
mba ilaina kosa le fahasarotam-piaro amin'ny tokony hisehoany na am lhl na vhv, refa tsy mampiseho an'izay kosa aloha de tsy miraharaha ahy amiko fa raha trop be ndray de vao mainka aza mampiahiahy satria mahana ihany hono ny mpanao ratsy e! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3323