hasarotapiaro

21. mamzelkely ( 19/04/2005 11:53)
MARINA IZANE EEEEEEE!!!!!!!! =D =D =D =D =D =D
22. booboo ( 19/04/2005 13:44)
hagegena refa diso tafahoatra.Tokony mianatra mahatoky tena (confiance en soi, estime de soi)ny fialana aminy.
23. stephane197 ( 19/04/2005 17:00)
mamzelkely:

fanotaniana tsotra fotsiny: fitiavana ve ny hasarotampiaro diso tafahoatra sa adalana??? inn ny tokony atao mba ialana aminy?? merci

mandainga izay olona tsy saropiaro ! fa ny fomba fampisehoana azy no tsy itovizana. Raha olona matotra tsara d tsy maintsy hainy foana ny mandamina izany fa raha olona tsy ampy fahamatorana dia hiafara @ zavatra ratsy foana io !. , satria anie zavatra ilainao ihany izy io ahafantaranao hoe tia izy na tsia. Mahalasa eritreritra ny olona tsy misy hasarotampiaro. Ilaina fitandremana kanefa izy io.

24. poupounesana ( 20/04/2005 14:16)
zà alou mino hoe saropiaro daolo na iza na iza eh! ny RAD @zanany, ny vady @ vadiny, ny oll 1 @olontiany! saingy tsy mitovy le fanehoana azy! misy moa d tsy mampiseho mihitsy! misy ndray diso mampiseho loatra! d zay e
25. dadabe ( 20/04/2005 14:21)
zah klou saropiaro e
yonika>???njy kounkoui ngah saropiaro? (l) :-*
26. dera ( 20/04/2005 21:54)
azonareo faritana ary ve manao ahoana izanay hasarota-piaro antonony izany
27. poupounesana ( 21/04/2005 06:01)
saropiaro antonony rehefa hoe manontany tena hoe d mba lasa aiza aza zao le olontiako, d manao inona any re izy eh? sao d misy tsy mety ataony ary any ka mety hitarika loza ho azy.sao d hitarika azy @ratsy ary reny namany iarahany ireny! han3, atokisako izy fa izy v tsy hahalala ny ataony eh! rahampitso izy resahiko momba ny ahiahiko fotsiny d milamina!
d miandry présenter-na rehefa mifanena @oll fantany eny andalana na d te hanontany b aza!

saropiaro b rehefa manontany tena hoe lasa aiza ndray ary le olontiako, inn koa zao no ataony any, miarak@ iza koa ary izy? ary ao hoe jerevana ny phoneny hoe iza koa le nandefa sms teo?
d aveo manontany azy mivantana: ho aiza enao zao? @firy mody?antsoy aho refa tonga any@nareo enao! d omeo ahy ary mamanareo!
d iza koa kay iny oll nijery anao maharitra teo iny?(eny andalana io han)fantatrao angah iny? d taiza nareo no nifankafantatra
mbola misy ankoatran'reo kah! fa hatreo ihany alou
28. booboo ( 21/04/2005 06:10)
....dé sady lé gidraina lé oul no manontany no sady misava ny portable-ny etc. terrible !
29. poupounesana ( 21/04/2005 07:06)
ie! terribla!
30. mamzelkely ( 21/04/2005 08:42)
normal kosa amiko ny mifampijery phone satria si on a rien à cacher qu'est ce qui derranger??? :-w za kosa alo tsoriko fa j'aime ca et quand je trouve qlq chose de funny de analako azy donc je trouve ca tena normal be mitsy fa n'empêche za alo tena somary saropiaro b zay ihany fa tsy manin f'efa zatra lery fa te hiala nefa refa miova ny réaction de lazainy fa tsy tia anazy tsony a ka inn tokony atao??? :-w
31. bloum ( 21/04/2005 13:16)
fa maninouna no terribla ? inouna no maha-samihafa ny polisy sy ny oll saro-piaro ? samy manao enquete sy fisavàna ireou! :lol:
32. sonwin ( 21/04/2005 14:56)
fa ny polisy mandamina sy managadra, ary ny oul saropiaro mandroaka sy mila ady
mamzelkely> fa ahona kosa aza zany akisavasaza zany?
33. booboo ( 21/04/2005 15:25)
lé ankisavasa tsy an-kiera io kosa ny anà halako kah ! tonga dé miady :°) (fa tsy misaraka kah !)
bloum>enao ve sady mbola vôkitakita no vo-poser questions 100 ao anatin'ny 1min monja no sady voasava aby ny entanao ! tsy terrible ve zany ? méga et archi terrible !!!!
sonwin>ekena
34. bloum ( 21/04/2005 15:29)
booboo> normal izany satria hoy ny vazà houe: ki m bien chati bien! :lol: :lol: :lol:
35. bloum ( 21/04/2005 15:30)
booboo> normal izany satria hoy ny vazà houe: ki m bien chati bien! :lol: :lol: :lol:
36. booboo ( 21/04/2005 15:49)
bloum>soa zahay fa tsy SM raha zany :-D :-D
37. mandrindra ( 21/04/2005 16:12)
yonikafopl, io anie ny tiako ho lazaina dia miova isaky ny mpifankatia ny lanjan'io e. Tsy misy afaka manoritra hoe hatraiza no fetra. Raha misy afaka manoritra izany marina dia efa navoakany boky izany ary efa trema be izy.
38. fijo ( 21/04/2005 21:28)
ary poupou miverina indroa foana an.fa ratsy wa io hasarotampiharo io ry zareo a
39. mamzelkely ( 22/04/2005 06:41)
sonwin:

fa ny polisy mandamina sy managadra, ary ny oul saropiaro mandroaka sy mila ady
mamzelkely> fa ahona kosa aza zany akisavasaza zany?

an an an miera alo vô maka ka aza matahotra fa za miera fôna ka!!

:lol: :lol: :lol:
40. dadabe ( 22/04/2005 06:51)
ratsy le hasarotapiaro fa efikasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1176