hasarotapiaro

41. yonikafopl ( 22/04/2005 07:06)
dadabe :)
42. mamzelkely ( 22/04/2005 08:04)
dadabe:

ratsy le hasarotapiaro fa efikasy


efikasy tokoa alo le izy satria lasa mitandrina tsara le olona mba tsy andratrs anao sa aôna ???
:wink:
43. haingo23 ( 22/04/2005 08:17)
Samy manana ny degre-ny ny tsirairay fa tsy mitovy ary miankina @ tanjon'ny fitiavana koa.
44. poupounesana ( 25/04/2005 08:29)
ratsy le hasarotampiaro fa manjary tsy authentika ntsony le fiarahana! le saropiaro mitady zé tsy mety foana, le "victime" anle hasarotampiaro ndray manjary manamboatra fietsika hany ka na tsy misy nininn ataony aza d lasa oatran'ny manana air coupable hoazy le oll! ountssoooooo
45. sonwin ( 25/04/2005 08:42)
46. mamzelkely ( 25/04/2005 13:25)
raha tsy manana zvt hireprocher-na izy de tsy tokony hanana air coupable mitsy :wink:
47. sera ( 26/04/2005 10:47)
fa ono oa ny ol tsy saro paro v azo lazaina oe tia :!:
48. mamzelkely ( 26/04/2005 11:50)
normalement ianao raha tia olona ray de tokony ho saropiaro aminy satria ianao sarotiny aminy satria toy ny olona sarobidy eo imasonao izy (hihihi, toy ny poeta mitsy za!!! :-D :-D :-D )
49. dadabe ( 26/04/2005 14:46)
rehefa tsy saropiaro anie =tsy tia izany e !simple :^)
50. fijo ( 26/04/2005 22:52)
za tsy saropiaro nefa tia ka
51. mamzelkely ( 27/04/2005 08:22)
fijo< tsy tena tia tanteraka zany enao!! :wink:
52. sonwin ( 27/04/2005 08:43)
Saro-piaro mety ..fa ny fahatokisana no tokony hasongadina sy tsapan'ilay olona tiana fa tsy ny hasarota-piaro.
53. booboo ( 27/04/2005 08:45)
zay mitsy
54. mamzelkely ( 27/04/2005 12:29)
sonwin
55. dadabe ( 27/04/2005 13:11)
hum io koa fa ho raikitra ny an'i frera sy mamzelkely le (l) tairo ao frera fa tsy fidiny ho an'lah anie ny bogosy e :wink:
56. fijo ( 27/04/2005 21:37)
mamzelkely fa ahoana no hoe tsy tena tia.ny asarotampiaro anie ka aretina e
57. yonikafopl ( 28/04/2005 06:30)
fijo aretina mahasalama io ka!!
mamzelkely za kou de mitovy hevitra aminjy mihintsy
dadabe fa bogosy nga i sonwin io ?? hummmmm :-w
58. mamzelkely ( 28/04/2005 07:34)
tsy aretina zany ny hasarotapiaro fa ra tsy zany de marary daholo ny 99% ny olona eto antany.... :wink: fa araky le lazain i sonwin we mila dozena fotsiny lay izy mba tsy ho lasa aretina justement satrie toy ny exces rht io refa trop de makarary :D
59. dadabe ( 28/04/2005 07:46)
yonika>kou raha bogosy de ahaoana? :twisted:
60. felicia ( 28/04/2005 21:36)
za miray saina amon'i fijo.... :D aretina io,sady fmpijaliana ny olon-tiana no fampijalian-tena,donc tsy fitiavana,rehefa samy adulte re mba ny saina no ampiasaina fa tsy dia ny instint rehetra mety hanimba ny rapport....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3408