hasarotapiaro

101. ndrena ( 10/05/2005 04:29)
Ny fahasarotam-piaro dia fihetsika tsy azo amboamboarina fa miainga avy ao anaty ao.Noho izany mamita-tena izay rehetra mivoana @ izay.
102. poupounesana ( 10/05/2005 15:32)
ndrena, tsy fanahy iniana anie zany ny hasarotampiaro eh! fa ahoana kosa aza no mba anesorana azy e na anenana azy
satria eo ane le olana e
103. sonwin ( 10/05/2005 16:00)
Ny fahatokisana no hanenana azy dia herin-tsaina sy herim-po
104. poupounesana ( 10/05/2005 16:41)
dray dray dray! mora b tokoa ny miteny an'le izy ry sonwin eh! hihihi!
105. poupounesana ( 10/05/2005 16:44)
dray dray dray! mora b tokoa ny miteny an'le izy ry sonwin eh! hihihi!
106. sonwin ( 10/05/2005 16:49)
mora mihitsy ka :D ..fa ndry io nga olona saro-piaro?
107. fijo ( 10/05/2005 21:58)
inona marina moa no maha saropiaro?valiny le zavatra ao aminy.iny no tsy tiana kitihan'ny sasany.nefa aza hadino fa raha tsy ianao no voalohany dia efa voakitika izay ny tao.ka hosarotina atao inona intsony ny zavatra efa voakitika?????????????
108. ndrena ( 11/05/2005 05:06)
Tsy dia izay loatra kosa no mahasaropiaro fa tena fitiavana ilay an-daniny @ lafiny rehetra mihintsy e!
Ary raha izay voalazan'i fijo izay dia tsy hasarotam-piaro fa filan-javatra fotsiny.
109. mamzelkely ( 11/05/2005 08:53)
fijo< ka io na efa vôkitika aza de efa taloha zany fa zao izy alo anao de sarotiny enao satria tinao ary tinao karakaraina tsara 8)
110. sonwin ( 11/05/2005 15:08)
ary karazan'ilay tia an'i koto toi zany an 8)
111. fijo ( 11/05/2005 21:00)
ndrena ka raha fitiavana fotsiny no mahasarotiny ,avelao izy hitsaingoka any fa ny fitiavany tsy hiova fa aminao ihany.
ary raha hoe efa talohano voakitika,amiko efa voakitika izany ka tsy hilana fiarovana intsony
112. ndrena ( 12/05/2005 05:06)
Vakio tsara fijo ny voalazako fa fitiavana @ lafiny rehetra hoy aho fatsy @ilay zavatra nolazainao fotsiny ihany no tokony hahasaro-piaro
113. yonikafopl ( 12/05/2005 05:55)
asa kalou fa za ndray de sarotiny amin'ny tiako eeee
114. mamzelkely ( 12/05/2005 06:54)
za ko ky ry yonik de sarotiny raha vao olona tiko zany!!!! tena masika mihitsy za raha vô kitikiana izy!! tonga de mivadika :evil: mitsy za. :°)
115. sonwin ( 12/05/2005 15:02)
Ny ahy indray raha vao tiako izany dia ataoko tsapany mihitsy hoe mahatoky tanteraka azy aho :D
116. dadabe ( 12/05/2005 16:35)
bebe>ndry ve saropiaro amiko???
mamzelikely 8-) 8-)
sonwin>io lty e mamz a,fa poun kely klou e :{
117. sonwin ( 12/05/2005 16:39)
ary elah leity toa mampirisika ahy foana ah :-D :-D poupoun kely indray no andao anaovana azy e
poupoun kely aloha :wink:
118. sonwin ( 12/05/2005 16:40)
ary elah leity toa mampirisika ahy foana ah :-D :-D poupoun kely indray no andao anaovana azy e
poupoun kely aloha :wink:
119. dadabe ( 12/05/2005 16:41)
tairo ary e
poupoun kely ary e :wink:
120. fijo ( 12/05/2005 20:39)
aza sarotiny izany wa narep sipa fa harary loha eo anie e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6093