Raha tsy hiteny afa-tsy i Masina Maria Virijiny aho...

81. dadabe ( 08/05/2005 13:48)
Narilala>Ambarako aminao marina tokoa fa tena Kristianina aho ary manaradia an'i Kristy ,ary eto aho vao mino fa tsy zakanao ny fahamarinan'ny tenin'Andriamanitra.Izaho tsy mbola nanda fa hoe Kristy tsy nitsangana t@andro fah-3 (mbola ady hevitra vaovao koa io ),fa zaho nanambara aminao ny fahamarinana hoe ny paka=nahafatesan'n'I Kristy fa tsy ny nitsanganana'I Kristy izay fotsiny no ady hevitra eto ,fa ,maninona no tonga hatramin'ny hoe midira ianao fiangonana????hhmmm

Narilala ho anao manokana
vakio :1)I-kor-5 :6-8 voalaza ao fa voavono Kristy paska ho antsika ,fa tsy hoe nitsangana Kristy paska ho antsika,ny fahafatesan'ny Kristy ry narilala no nahafaka ny fahotako sy ny fahotanao ary ny nitsanganany no no nadresenny ny fahafatesana,izay marika fa tsy misy makany @Ray afa-tsy amin'ny alalany irery ihanny satria izy irery no nandresy ny fahafatesana (eliminer avy hatrany ny bouda-mahommet-sns....satria tsy nisy nadresy ny herin'ny fahafatesana).

Asa raha mitovy @baiboly vakiko ny baibolin'i narilala,fa ny ahy ao paska =nahafatesan'i Kristy ,fa ny an'i narilala angamba baiboly novaina hhmm mivavaka ho anao aho mba ahitanao ny fahamarinana (l) (l)
82. Narilala ( 08/05/2005 18:58)
raha ny @ io lafiny io no hivavahan'i dadabe ho ahy dia aza mandany andro sy fotoana @ izany fa izahao efa manana ny finoako tsy ho voaozongozon'ny fampianaran-disonao. raha lafin-javatra hafa dia misaotra anao mivavaka.
Io no efa lazain'i Sonwin anao foana hoe aza songasongaina na dingadinganina io Soratra masina io. Dia nataonao aiza izao ireo teny maro be milaza sy manambara ny atao hoe Paka? Fa angaha io lazainao io fotsiny; na dia ny tao aloha sy ny aorian'io aza tsy vakinao akory. izaho tsy hitanisa aminao eto fa vakio tsarany baibolinao. Manadrama ange ianao sujet momba ny atao hoe Paka eto @ forum dia ho hitanao ny havalin'ny namana azy e! Sao dia mba nisy niongotra kosa ary ny takelaka sasany tao @ baibolin'i Dadabe fa mividiana vaovao
83. dadabe ( 09/05/2005 04:41)
narilala>tsy nisy niongoytra retsy a,ary tsy nisy nanapiana,fa ny mahagaga ahy dia raha vao mba milaza andininy soratra masina na dia kely monja aza ny tena dia misy tsy mahazaka (ohatra narilala :D ),mba mangataka anao aho soakafy ny size mikasika ny paka fa ahita toko sy andininy marina tokoa ianao ,satria ianao ihany no nilaza hoe aza tsongatsongaina ,ka dia ho porofoiko aminao fa hiainga any @testamenta taloha isika ary hiafara hatraty @testamenta vaovao dia ho hita eo (l)
84. ari.malala ( 09/05/2005 09:05)
Izao kosa alo no teneniko @ nareo ê! aza mifanaratsy oe tsy mahazaka ê! zao zao zao fa adihevitra anie no atao eto ê! Dia ho an'i ddabe, za tsy momba an'iza n'iza an, fa tena tsy azo atao ary tena tsy mety kosa anie le manatsongatsonga teny fa manjary manimba ny hevitra tian'ilay teny ampitaina ê! Ekena fa misy an'io voalazan'i dadabe io ao anaty Baiboly ao hoe voavono Kristy paska ho antsika dia aminao ary ê, inona no ilazanao ny andro fahatelo nitsanganany?
85. felampaiso ( 09/05/2005 10:39)
ari.malala:

Miombon-kevitra tanteraka @ maditra aho ary efa voalazany ao daolo ny saika holazaiko. Merci maditra :)
Ho an\'i 1kd100, mbola averiko ihany ilay référence efa nomeko tary ambony tary ao @ Joany 1,1 Au commencement était le Verbe, et le Verbe était en Dieu, et le Verbe était Dieu.2 Il était au commencement en Dieu.\" dia mbola misy koa ny manao hoe \"14 Et le Verbe s\'est fait chair, et il a habité parmi nous\", ka iza ary izany io naka nofo io satria voalaza fa et le Verbe était Dieu Raha tena mino ianao fa misy ny Trinité dia tsy hanasaratsaraka azy toy io ianao, satria indivisible izy.





Ohatry ny mitady ho taitaitra sy ho tezitezitra isika ato izany fa calme tsara aloha dia mba diniho @ saina misokatra sy neutre ity voalazan\'ny boky ity :
- Appeler Marie \" mère de Dieu \" est inexact et constitue un outrage involontaire à la sainte Trinité.En effet, comment Dieu qui est esprit ( jean 4.24 )et qui est éternel peut-il avoir une mère ? MARIE N\'ETAIT LA MERE DE JESUS QUE DANS SON HUMANITE, le sein dans lequel Christ incarné a été formé.\" Tu m\'as formé un corps \", dit-il en entrant dans le monde ( hebreux 10.5 ), et oar la voix prophétique:\" Tu m\'as creusé des oreilles \"( psaume 40.6 )
\" Le mystère de la piété est grand: Dieu a été manifesté en chair,a été justifié en Esprit...\" ( 1 Timothée 3.16 )
- Quant à la virginité perpetuelle de Marie, nous dirons simplement que plusieurs passages de la Bible nous parlent DES FRERES de Jésus :\" Et comme Jésus parlait encore aux foules, voici sa mère et SES FRERES se tenaient dehors, cherchant à lui parler....\" ( Mathieu 12.46 )
\" Celui-ci=Jésus,n\'est-il pas le fils du charpentier ? Sa mère ne s\'appelle-t-elle pas Marie? et SES FRERES Jacques,et Joses, et Simon, et Jude ? Et ses soeurs ne sont-elles pas toutes auprès de nous ?\" ( Mathieu 13.55-56 )
------Il est donc de toute évidence que Marie n\'est pas restée vierge après la naissance de Jésus.De Joseph, il nous est dit en effet :\" Et il ne la connut point JUSQU\' A CE QU\'elle eût infanté son fils premier-né ;et il appella son nom Jésus. \" ( Mathieu 1.25 )

86. ari.malala ( 09/05/2005 12:22)
tsy tezitra ny anton'ilay gras ka :) tsindrim-peo no marimarina kokoa.

Io boky entinao io anie r'i felampaiso dia efa miharihary fa tsy katolika no nanoratra azy ê! ary efa nohazavaiko @ alalan'io andinin-tsoratra masina nataoko gras io ny antony ilazana fa renin'Andriamanitra i Maria. Tsy azo sarahina hoy aho ny maha ANdriamanitra sy maha olombelona an'i Jesoa. efa nohazavaiko ao ambonimbony ao koa io zavatra io. Ary ny hoe virginité an'i Maria taorian'ny niterahany an'i JEsoa indray dia izao no azoko ambara, @ olontsina jody dia rahalahy sy rahavavy no ilazana sy iantsoana ny cousins sy ny cousines. Misy Maria be dia be voatonona koa ao an aty baiboly ao fa tsy specifiée hoe i Maria renin'i Jesoa ve io sa i Maria iza....

87. dadabe ( 09/05/2005 13:34)
narilala>arimalala> :D de ampy a,tsika tsy mifamaly izany fa ady hevitra no atao
ekenareo 2 ve ny hanokafana size vaovao mikasika ny paska (paka,paques)?
sao de hors sujet eo tsika ,satria resaka Maria Virijiny no ato :{ :{
88. ari.malala ( 09/05/2005 13:58)
ary dadabe oa aza manozongozondoha! sa efa tic ny fahanterana? vazivazy fa mannokafa sujet hafa momba ny paka ê!

89. Mifenty ( 09/05/2005 21:40)


Mivadika ôrera le sizé.

noho izany dia ambarako ampabemaso fa mikatona hatreo

ity sizé ity.


Tsy tompon'andraikitra am zé vilana mety hiseho aho

raha toa ka mbola mitohy izy ity.



natao androany 10/05/05 00:36

izaho sy reo papa virtoaly sy ex papa virtoaly retra.
90. ari.malala ( 10/05/2005 05:42)
mifenty, :)

91. isambilokely ( 10/05/2005 06:06)
Nenay Masina Maria ihany ko ... Izy no renin'i Jesoa, ary tsy mbola nisy nahohitra izay ny fiangonana. Izay fiangonana hiorina aty aoriana angaha no hanova izay lesona izay, dia mila mamoaka baiboly vaovao konko ry zareo.

Sa manakory ? Tsy mety ve izay ?

hoy ilay andalana izay hoe :
Masina Maria, Renin'Andriamanitra
Mivavaha ho anay mpanota
Ankehitriny ary amin'ny andro hahafatesanay
Amen


Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
92. marozevo ( 11/05/2005 01:32)
Mifenty ah! Aleo aloha mbola hisokatra kely fa te-hamaly kely fotsiny aho... izany anh. Eny ary e. Merci.
Felampaiso > Azo atao koa ny manoratra boky hafa isan-karazany arakarak\'izay hevitra tianao havoitra. Tsy manova na inona na inona anefa ny fanoratana azy eto, raha tsy soratanao aloha ny anaran\'ilay boky sy ny mpanoratra azy. Ary tsy vitan\'izany koa, fantaro koa ny foto-pisainany... mora fantatra io raha olona efa nanoratra boky nihoatra ny telo izy.
Za aza tena matahotra hoe mety tsy ho kristianina akory aza io mpanoratra io ... Ny Protestant ange manaiky ny virginité eh! Aiza ary ianareo izany ? Efatra ny foto-pinoana mikasika an\'i Masina Maria : Immaculée conception - Maternité divine - Virginité - Assomption. Ny maternité divine sy ny Assomption no tsy itovian\'ny Kato sy ny Protestant. NY an\'ilay mpanoratra citenao anefa toa tsy izany.
Mba mitandrema ihany ka !
93. ari.malala ( 11/05/2005 06:14)
dadabe ô! aiza ilay sujet momba ny paka fa efa miandry ny tenanay ê! maika ho matotra be ndray za ô! :) ;)


94. dadabe ( 11/05/2005 06:48)
eny ary e :wink:
95. Mifenty ( 11/05/2005 13:31)


dia ambarako am-pabemaso ndray araka ny fangatahan'i Marozevo sy ny namana hafa fa misokatra indray ary mitohy ity konklavin-kevitra ity.

aoka tsy hiady sy hifanompa na hifanaratsy be fahatany ianareo ato.

Fifanakalozana hevitra no atao raha toa ka samy kristiana no miresaka.

misy hevitra tsy mitovy (oatra Maria sy ny karazany)ary misy hevitra mitovy (ny foto-pinoana oatra).

Mitovy fa tsy sahala isika koa mifanajà kle.



>mbilo a, aona oà io piblisité io kle.

96. dadabe ( 11/05/2005 16:21)
;-) ;-) ;-) matotra indray mifenty le
97. marozevo ( 18/05/2005 00:03)
Misaotra an'i Mifenty nanaiky ny hitohizan'ity loha hevitra ity. Misaotra ihany koa amin'ny toro hevitra aroso.
Miandry an'i Felampaiso hanamarina na handiso ny referencen'ny boky (na texte) narosony.
98. felampaiso ( 18/05/2005 11:23)
Ity ary ilay réference momba ilay boky é : " Marie, qui-est-elle ?" navoaky ny Bible et publications chrétiennes, 30, rue Châteauvert, BP 335, 26003 Valence CEDEX, ity ny Adresse web : www.labonnesemence.com na www.bpcbs.com
Azontsika atao ny mangataka an'io boky io any @ io adresse io fa omeny antsika maimaimpoana izany.
Ny fanazavana nomen'io boky io araky ny voalazako tany alohaloha tany dia MIORINA @ réferences bibliques daholo fa tsy hoe noforoniko akory
- momba ilay hoe maria virijiny indray dia ekena fa virijiny iMaria no nitoe-jaza an'i Jesoa, fa taorian'izay dia nanana rahalahy hafa i Jesoa , voalaza @ baiboly ny anaran'ireo
- momba ilay assomption dia tsy voalazan'ny Baiboly hoe niakatra any an-danitra i Maria sa mahita toko sy andininy ao ianareo....MILAZA AN'IZANY ? Foto-kevitra an'ny katolika izany aloha hatreto fa tsy misy porofo ara-tsoratra masina.
99. routa ( 18/05/2005 12:11)
felapaiso> tena zay ndrindra koa ny fahafantarako azy , mazava tsara tokoa izay raha amiko .Ny momba an i Marie renin i JESOSY zany an!
100. ari.malala ( 18/05/2005 14:07)
Io resaka references io ilay teneninay foana hoe aza tsongatsongaina @ izay mampietimety ny fiainanareo izy io na hoentina hanoherana bontolo sy hanaratsiana ny hafa! D'accord tsara mintsy ahpo fa misy an'io ao anaty baiboly, fa saingy ahoana ny voalaza eo aloha dia ahoana ny voalaza aoriany! Momba ilay virginité efa nohazavaiko io, (araka ny nampianarina ahy tany @ fandalinam-pinoana) dia araka ny kolon-tsina jody dia rahalahy no iantsoana ny cousins sy ny cousines, ary misy Maria be dia be hoa voalaza ao anatin'iny baiboly iny fa tsy voaresaka hoe i Maria renin'i Jesoa ve sa Maria iza? Raha mamaky tsara sy mahamarika ianao dia avahany tsara ao hoe i Maria Renin'i jesoia rehefa miresaka azy. Ny momba ny assomption, marina fa tsy voalaza ao anaty Baiboly io, fa izay ilay antsoina hoe lovam-panahy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2208