Raha tsy hiteny afa-tsy i Masina Maria Virijiny aho...

101. ari.malala ( 18/05/2005 14:15)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Assomption

http://www.cathonet.org/assomption/index.php
102. isambilokely ( 18/05/2005 17:43)
Nenay wa Masina Maria ihany fa tsy mbola nandiso fanantenana izy e, inoana fa tsy handa ny vakaka mandalo any aminy i Jesoa zanany raha hisy ny fangataham-bavaka am-pandalovina any amin'ny Raneny Maria.

mifenty> Tsy pibilisité io fa araka ny voalazan'ny lalana dia izay no izy hono. Tsy maintsy manao sonia raha vao miditra eto, fa zahay mpanao gazety tsinona ko.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiii
www.amontana.com
103. dadabe ( 18/05/2005 18:47)
hmm zany a:p
104. marozevo ( 21/05/2005 00:56)
1 - Virginité : Avant, pendant et après la naissance de Jesus.
2 - Maternité divine
3 - Immaculée Conception
4 - Assomption
Efatra ireo anh ? Ireo no famaritana teolojika momba an'i Masina Maria ho an'ny Katolika. Ny sasany amin'ireo dia verité revelée dans la bible, fa ny sasany kosa vokatry ny fampianaran'ny Fiangonana sy ny fandalinany. Ny Katolika, na iray aza tsy mbola nisy nilaza tamini'ny papa Pie IX hoe "Aza asiana Immaculée izany fa tsy biblika izany e".
Jereo sy halalino ny andininy farany ao amin'ny Evanjelin'i Md Joany ( Filazantsara Jaona) dia ho azonao hoa nahoana no mampianatra ny Fiangonana, ary nahoana no marina ny fampianaran'ny Fiangonana.
Mankasitraka eh.
105. isambilokely ( 25/05/2005 15:35)
Marina izany marozevo anh
Tsy misy anampiana sy analana.
Mbilo
:lol: youpiii
amontana.org
106. dadabe ( 29/05/2005 14:45)
marozevo>omeo hoe le versee fa zah liana be
107. JobeTDM ( 30/05/2005 01:14)
Marozevo :-*
108. marozevo ( 01/06/2005 00:39)
dadabe > Ilay mitadidy verste kosa aloha dia tena tsy kapoakako fa miala tsiny eh... Lazaiko fotsiny ilay izy dia ianao mitady azy.
Maternité divine : (Biblique). Ary ny Masina aterakao dia hatao hoe zanaky ny avo indrindra...
Virginité : Definition dogmatique(Concile d'Ephese).
Immaculée : Definition dogmatique Pie IX (angamba).
Assomption : Definition dogmatique Pie XII
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2325