inona no tsara mitia sa tiavina?
83. sonwin
(
11/05/2005 15:06)
ari.malala> ekena resipiraoky ihany :D
mamzel> afatrako eo njy fa :wink:
mamzel> afatrako eo njy fa :wink:
84. fijo
(
11/05/2005 21:02)
ari malala ka le andriamanitra aza tsy hitanay nitia anay ko ahoana no hakanay tahaka azy
86. dadabe
(
12/05/2005 16:46)
hafa ahoana kle 8)
iza indray lety no afatra o zany a?pounpoun kely klou e :-P
iza indray lety no afatra o zany a?pounpoun kely klou e :-P
88. poupounesana
(
13/05/2005 07:11)
fijo za koa mitovy hevitra amin'i sonwin njay t@iny
dadabe, inn mitsy az no tsy aritrao amiko? mba tiavo ftsiny aho fa aza d enjehina lava toy izao foana re! :-P ary za tsy azo afatra zany han!
dadabe, inn mitsy az no tsy aritrao amiko? mba tiavo ftsiny aho fa aza d enjehina lava toy izao foana re! :-P ary za tsy azo afatra zany han!
90. sonwin
(
13/05/2005 19:06)
aiza elah ry frera amizao an, misy vaovao milay ato...poupoun kely :D
91. sonwin
(
13/05/2005 19:06)
aiza elah ry frera amizao an, misy vaovao milay ato...poupoun kely :D
92. mamzelkely
(
14/05/2005 07:26)
tsara le reciproque fa ra za alo de aleko za no mitia tena tsy rarahiko na tia ana le olona na tsy fa za efa mahatsiaro sambatra mitia anazy de hita eny fôna anie ra reciprok le izy e!! (l) :wink:
94. mamzelkely
(
14/05/2005 08:23)
eny e!!! za anie manaiky le reciprocité fa ra olona tsy mifanerasera amnao le izy fa hitanao de aôna no hafantaranao ra tia anao ko izyna tsy donc mitia mangina zany enao satri tsy fantatrao na recoprok le fitiavana na tsy... :wink:
95. dadabe
(
14/05/2005 17:20)
ity lesy aho frera a :wink:
poupou a>sanatria amiko ny hanenjika andry ,fa fomba fiteny le hoe poupoun kely :D
poupou a>sanatria amiko ny hanenjika andry ,fa fomba fiteny le hoe poupoun kely :D
96. poupounesana
(
18/05/2005 17:32)
rah le hoe kely alou d inn moa ny hahtaitra ahy @zany ry dadabe, za aza kely kou:-D:-D:-D