inona no tsara mitia sa tiavina?
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
21. ari.malala
(
15/04/2005 11:18)
rurik:
raha ny fieritreretako azy dia tsy ny fiere no jereko fa ny fijaliko mitia azy kanefa izy sty tia ahy izay anie no tena mafy e.sady sty ny adidy afaka koa fa ny fijalianao.afa nahita mantsy aho e hi hi hi .indraindray izy tsy hoe tia mampijaly anao fa ianao no mijaly satria ianao no tia .
Eny ê! mafy anie hoa ilay mitia nefa tsy tiana ê! Tsy ianao irery no tratran'io, fa etsaka, saingy mahatsapa soulagement ngeza be zany rehefa nanao iza azo natao fa ilay iray mintsy no nalailay fonosana!
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
22. mamzelkely
(
15/04/2005 13:48)
raha ny ahy manokana dia aleoko mitia na dia ampijaly ahy aza amzay za no mijaly fa tsy ilay olona mitia ana satria na iaraka aminy ary aho dia ijaly izy satria za tsy tia anazy de aleko mitia mangina tot ou tard ve le olona tiko tsy ho tia ahy iany. sa aôna. l'espoir fait vivre les .... miandry aho eee!!!
![](https://avatar.serasera.org/ca4803435a9cf4e5738738070ee01cc1.jpg)
24. BINGOH
(
15/04/2005 14:37)
amiko ny tiavina no tsara satria @ izay tena vokatry ny fon'ilay olona
![](https://avatar.serasera.org/ac8a0fc8628d7d8daa2f4cdf84e68c42.jpg)
25. pisoin
(
17/04/2005 15:27)
BINGOH:
amiko ny tiavina no tsara satria @ izay tena vokatry ny fon'ilay olona
tena mifanohitra isika satria ny ahy de aleoko mitia sady ny fitiavana anie ra tsy mijaly kely tsy tena mamy e!
aleo koa miaraka @olona tinao toy izay ol tsy tinao nefa tia anao: mampijaly azy mantsy ianao @zay
sarotra anefa ny mahita ol tia anao toy ny fitiavanao azy nefa io no tena tsara (misy foana any ho any e! :*
![](https://avatar.serasera.org/ac8a0fc8628d7d8daa2f4cdf84e68c42.jpg)
26. pisoin
(
17/04/2005 15:34)
BINGOH:
amiko ny tiavina no tsara satria @ izay tena vokatry ny fon'ilay olona
marina ihany izany ka!
![](https://avatar.serasera.org/57fb865c79d8262f2c1d1cd75ea94bcf.jpg)
27. palmbeach
(
18/04/2005 08:10)
amiko tiavina aloha dia miaraka aminy aho raha tiko koa izy de miaraka de samy tia zany kou in ndray, zay no tadiavina e! :-*
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
28. poupounesana
(
18/04/2005 16:52)
ny ahy ny hitako han, mandreraka b rehefa hoe misy oll tia anao nefa enao tsy tia azy! ny fo manko ane tsy terena eh! le oll mi-insiste : manjary mampalahelo izy ary mety hahasosotra ihany koa rah vao tena siligoma b
ny tena tsara zany amiko d ny mifankatia
ny tena tsara zany amiko d ny mifankatia
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
29. xxx
(
18/04/2005 17:00)
poupounesana:

fa manina nefaraha tonga dia tenenina fotsiny hoe tsy tiko enao dia samy vita e sa kosa mety misy fitiavana ihnay ao @ le olona de izay no mapatonga zy tsy miteny fahalemena izany tsy masahy milaza tsy masahy miteny izany amiko
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
30. poupounesana
(
18/04/2005 17:14)
misy karazany ny oll ! misy oll manaiky tenenina ary misy zany ny tsy manaiky fa mi-insiste!
fa izy anie efa tenenina hoe tsy tiana eh! fa io koa azo aseho @ny fihetsika e sa ahoana hozy i xxx?
fa izy anie efa tenenina hoe tsy tiana eh! fa io koa azo aseho @ny fihetsika e sa ahoana hozy i xxx?
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
31. xxx
(
18/04/2005 18:42)
poupounesana:
ny ahy ny hitako han, mandreraka b rehefa hoe misy oll tia anao nefa enao tsy tia azy! ny fo manko ane tsy terena eh! le oll mi-insiste : manjary mampalahelo izy ary mety hahasosotra ihany koa rah vao tena siligoma b
ny tena tsara zany amiko d ny mifankatia
fa manina nefaraha tonga dia tenenina fotsiny hoe tsy tiko enao dia samy vita e sa kosa mety misy fitiavana ihnay ao @ le olona de izay no mapatonga zy tsy miteny fahalemena izany tsy masahy milaza tsy masahy miteny izany amiko
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
33. mamzelkely
(
19/04/2005 09:38)
ari.malala:non quand même fa refa ela kosa ve tsss...
mamzelikely> :) de ho sanatria le .... io ve tsika?! :)
:°)
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
34. poupounesana
(
20/04/2005 14:30)
fijo kosa angamba efa tratran'ny nitia oll tsy tia azy d zay no mahatonga azy miteny an'io, hany eh?
![](https://avatar.serasera.org/3d7b4fdb413af46c2f74448224a7cc8d.jpg)
37. perlerare
(
24/04/2005 21:08)
samy mitia d samy tia avy eo,zay no tena tsara sa ahoana hoy nareo (l)
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
39. poupounesana
(
25/04/2005 08:57)
efa hitako misy mitovy longueur d'onde ato zany! mety mihitsy zany ny fampianarana.