inona no tsara mitia sa tiavina?

61. poupounesana ( 04/05/2005 13:02)
za ato mitsy kah! fa ahoana, saika omenao gato ngah?
62. ndrena ( 04/05/2005 13:58)
Tsy fanahiniana anie dadabe ny naha sora-dehibe an'iny fa aza mieritreritra zavatra hafa e!
63. sonwin ( 04/05/2005 14:50)
ndrena> ileiry io mieritreitra zavatra hafa foana ka
poupou> ie gato sy (l) (l)
64. impr ( 06/05/2005 14:56)
salut!
amiko a! ny mitia no tsara satria misy fomba fitenenana izay miteny hoe :l'amour c'est donner! izay midika fa tsaratsara kokoa ny manome fitiavana olona 1 toy izay tiavina!sady aleo manome dia tsy maintsy misy olona mamaly foana iny rehefa ela ny ela! (l) (l)
65. poupounesana ( 06/05/2005 17:21)
marina zany ry impr.... zany tokoa no tena fitiavana!
sonwin, aiza ny gatoako
66. dadabe ( 07/05/2005 08:31)
dray marina ,aza hitako ka raikitra koa reto marina :{
67. ndrena ( 07/05/2005 13:50)
Rehefa fitia mifandanja aleo handeha ry dadabe a!
68. sonwin ( 07/05/2005 16:41)
poupou> ho avy ts ho ela :wink: (l) :-*
69. mirabel ( 08/05/2005 15:44)
ndrena:

Tsy fitiavana raha mandeha ila e!ny fitia mifamaly ihany no tena izy,ary tokony hibalance tsara koa tsy mavesatr'ila!



mitovy hevitra aminao satria misy ilany latsa-danja ary misy ilany mety manararaotra. Tranga mety hisehoizany fa tsy hoe akory dia izay daholo
70. xxx ( 09/05/2005 06:54)
Fa fitiavan'olon-droa ve ilay izy sa mpinamana koa e. Misy fitenenana izay hoe : tsara kokoa ny manome noho ny mandray. Ny mitia zany no tsara kokoa. Fa ny olona koa aloha mila tiavina e. Mitia na tsy ho tiana aza, milamina ny saina, indrindra amin'ny mpinamana io. Fa ny fitiavan'olon-droa, mitia kanefa raha tsy tiana, de aleo miova lasy ka atao ahoana moa. Tokony fitia mifamaly mantsy nefa tsy izay foana no mety hiseho.
71. sasa ( 09/05/2005 09:23)
xxx ekena
fa elah aloha ry frera sonwin mba tiako ho fantatra hoe firy ny vady sy ny sipa virtoalin\'elah toa tsy vo isa intsony kle
72. ndrena ( 10/05/2005 04:18)
Ny fitiavana dia tsy voafetra na hoe ho an'olon-droa na hoan'ny mpinamana fa iray ihany ny famaritana azy.Raha tsy mifamaly mantsy ilay fitia dia tsy mandeha araka izay laoniny.
73. poupounesana ( 10/05/2005 15:12)
ary marina tokoa zany han
74. fijo ( 10/05/2005 22:02)
fa fitiavana koa ny fitiavana mandeha hila ka.
75. ndrena ( 11/05/2005 05:11)
Fitiavana tsy ampy fatra e!tsy mbola tena fitiavana!
76. sonwin ( 11/05/2005 12:25)
fa ahona ny famarana ny fitiavana ry ndrena?
77. booboo ( 11/05/2005 12:43)
:roll: ... =)) =))
78. mamzelkely ( 11/05/2005 12:48)
alaina ny zinga de ararka
79. ari.malala ( 11/05/2005 12:51)
@ fiainana zareo reciproque ihany no tena izy fa ny tiako tenenina @ le oe n,y mitia no tsara anie mitia à l'image de Dieu ê! Aimer sans détour, aimer sans rien attendre en retour. Tsy mety ho tanteraka io raha ny maha olombelona fotsiny aloha no jerena fa mila ny fanampia'Izy tena Fitiavana.

80. mamzelkely ( 11/05/2005 12:51)
diso dray
alaina @ zinga de araraka anaty tavohangy de asakasakiny isan'ny tavoangy ny fatrany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3736