inona no tsara mitia sa tiavina?
41. mamzelkely
(
26/04/2005 12:48)
tratra dray sonwin zany!!! :-D :-D :-D =)) =)) tena tapa tsinahy mitsy fa tsy maintsy vady virtoalin'i sonwin isaky ny dinika ray =)) =))
44. dadabe
(
27/04/2005 13:30)
tairo frera fa inn aza ty menamenatsa ty le :twisted: tsy fidiny ho an'lah anie ny bogosy e ^^
46. ndrena
(
28/04/2005 05:03)
Tsy fitiavana raha mandeha ila e!ny fitia mifamaly ihany no tena izy,ary tokony hibalance tsara koa tsy mavesatr'ila!
47. poupounesana
(
28/04/2005 16:23)
sonwin, :wink:
io njay misy mpampianatsa vaovao! i ndrena io han! ary mahay daolo nareo ato han
io njay misy mpampianatsa vaovao! i ndrena io han! ary mahay daolo nareo ato han
49. ndrena
(
30/04/2005 06:07)
Mazava ho azy ny mavesatr'ila e:tsy mitovy fatran'ny fitiavan'izy roa! ohatra hoe ilay vehivavy tena tia ba an-dralehilahy nefa ilay lehilahy toa tsy dia taitra firy na ny mifanohitra @ izay.
poupounesana an:izaho tsy mpampianatra fa mba mizara izay tsapako e!
poupounesana an:izaho tsy mpampianatra fa mba mizara izay tsapako e!
50. poupounesana
(
30/04/2005 07:36)
ah sonwin bogosy sali!
ndrena, fantatro mitsy enao fa mizara fa enao anie hoà mahay eh! compliment ane zany eh!fa d ahoana anefa avy eo eh, ahoana no atao mba hampitovy aza f tsy hitanila foana hoatran'io?
ndrena, fantatro mitsy enao fa mizara fa enao anie hoà mahay eh! compliment ane zany eh!fa d ahoana anefa avy eo eh, ahoana no atao mba hampitovy aza f tsy hitanila foana hoatran'io?
51. ndrena
(
30/04/2005 07:52)
Azo atao tsara io @ alalan'ny fifanakalozan-kevitra sy ny fijerevana izay tian'ny an-daniny sy ny an-kilany e!tsy tadidinareo angaha ilay hoe:tongo-tapaka,vilany mitongilana,izay tsy mety harenina!
54. dadabe
(
01/05/2005 17:04)
nefa efa kely sisa de ho raikitra :wink:
tairo frera a! poupou anie io e :-P
tairo frera a! poupou anie io e :-P
57. poupounesana
(
03/05/2005 06:09)
ka dadabe kosa lozany mamporisika an'i frera fotsiny! :-D tsy mba mitady zé ifanakalozankevitra @ i ...yoni
58. ndrena
(
03/05/2005 06:14)
Aleo hazava ny resaka ry zareo a:tsy misy fahatezerany mihintsy ary tsy hohita amiko izany fa mba torohevitra ihany ny ahy ary raha latsaka ao anie ka... sao dia ho loza e!