mitady olona avy any Antsohihy

61. rurik ( 27/04/2005 14:23)
cutie aiza no mety hanaovana azy?tsy aleo ve eny @atsasadalana dia samy manatona izany e!
62. iartistika ( 27/04/2005 16:45)
eto aminay zany!!cutie io aloha de tena fantatro raha tao antsohihy eh!
63. cutie ( 28/04/2005 04:14)
any amin'i iartistika zany hono rurik a.
za nga mpandeha any ambalabe ry iartistika . :)
64. iartistika ( 28/04/2005 08:00)
fa zà mpandeha any ambalakida sy parkazy...
65. sonwin ( 28/04/2005 13:25)
iartistika> ary elá mihitsy ilay mpanadala an'i cutie kay refa ilay za ts afaka mankany aminy ireny an :evil:
cutie> soa ihany fa nifindra haingana taty isika an :wink: :-*
66. cutie ( 28/04/2005 15:00)
cly sw soa iany (l) :-* :-* :-* :-*
67. rurik ( 28/04/2005 15:24)
cutie sao dia mba hampiady olona aky ndry an.sonwintoneho ny fo e!sady efa mifanalavitra anie ry zareo e! :( :( :(
68. cutie ( 28/04/2005 15:52)
tsy mampiady zany za rurik hihihihi
69. iartistika ( 28/04/2005 18:06)
hihihihi!
70. fijo ( 28/04/2005 21:35)
kalma fa aza iady izany e.zarao ny fitiavana
71. cutie ( 29/04/2005 08:18)
tsy misy miady zany eo fijo , mpinamana daholo ve :wink:
72. sonwin ( 29/04/2005 12:40)
tsy miady eo ka! iartistika nge ka temoin nay e :lol:
cutie c ly ko (l) :*
73. rurik ( 29/04/2005 13:07)
cutie =D =D =D =D ay an hm sonwin izany an
74. iartistika ( 29/04/2005 17:50)
tara be anie rurik zany eh! tsy nahazo invitation nga ianao??
75. cutie ( 30/04/2005 02:27)
rurik aza manahy raha tara invitation, fa ny a'i iartistika sy dadabe mbola ho avy. :wink:
76. iartistika ( 01/05/2005 08:00)
hihihi!! :^)
77. dadabe ( 01/05/2005 08:08)
oay le ! fa zah maninona ????????? :roll: rey razako any ampasana oo,sahin'ireto zaza ireto ny mifanoroka imason'olona marina :{
78. iartistika ( 01/05/2005 09:49)
ny ahy ngamba rurik mihitsy no hangatahiko any am ray aman-dreniny!! (l) (l)
79. sonwin ( 01/05/2005 11:31)
:lol:
80. dadabe ( 01/05/2005 16:18)
tairo ao de ilazao aho fa mbola misy fahefana kely ihany ahafahako manamasina virtoaly azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2245