mitady olona avy any Antsohihy

121. fijo ( 16/05/2005 22:36)
iartistika,ka cutie anie ery ambony efa mibedy amin'ity fampiasanareo sary ity e
122. cutie ( 17/05/2005 03:05)
sw cly:-*:-*:-*:-*(l)(l)(l)(l)
fijo , efa tsy mibedy tsony za zao fa mi-bizz njay :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
123. iartistika ( 17/05/2005 20:30)
fijo> efa tsy bedy tsony:°)
124. fijo ( 17/05/2005 20:35)
eny ara moa ko.
125. sonwin ( 18/05/2005 09:46)
126. fijo ( 18/05/2005 21:35)
i fa faly le
127. iartistika ( 19/05/2005 18:53)
oay lé! io marina fa faly!!
128. fijo ( 19/05/2005 20:40)
dia manomboka ny korana izany ko
129. cutie ( 21/05/2005 03:29)
alefaso ny korana zany fa zahay mianjy :-D
130. dadabe ( 21/05/2005 04:39)
tairo aza ny doboka aponga
dia asakasaky ny maro kilonga
:@:@:@:@:@:@:@:@
131. iartistika ( 21/05/2005 12:30)
o^o:miam::@,tairo aiza ny karapapaka frity le??
132. dadabe ( 21/05/2005 15:06)
o^o:miam::@tairo fa manja
o lety e :entre pa ..elah sy rurik ve ..???sao de tokony ....hhmm
133. cutie ( 21/05/2005 15:57)
in ny dikan'zany karapapaka??
134. sonwin ( 21/05/2005 16:51)
raikitsa korana ato kay e owéee :)
cutie>tairo cly ny salegy anaty lambahoany an, miara-mifono ao isika:-*
135. iartistika ( 22/05/2005 16:41)
:-D:-D,miara mifono ah!!hihihi
136. cutie ( 22/05/2005 18:01)
hihihihihi sw cly , ohtran'ny azoko an-tsaina zany salegy zany.
137. sonwin ( 23/05/2005 09:19)
milay be io ka(l):-*
138. iartistika ( 23/05/2005 17:26)
hihihi,zay le hoe miara misalegilegy!!
139. cutie ( 24/05/2005 01:59)
sw cly :-*:-*:-*(l)(l)(l)tairo aza
140. dadabe ( 24/05/2005 05:59)
dray marina !!!:-@:-@ tsy hanao miotsangana ao anaty lambahoany ve zany le?:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2658