mitady olona avy any Antsohihy

101. rurik ( 09/05/2005 07:44)
mba asio anarana fa sao dia ny ray amandreny sy zanaka na ny pirahalahy no :* :* :* :* ka loza na koa ilay samy be tolamaso :-D :-D :-D :-D :-D
102. iartistika ( 09/05/2005 17:47)
=)) =))
103. fijo ( 09/05/2005 22:09)
io ndray le sary.bedy eo io fa
104. rurik ( 10/05/2005 10:40)
fijo a sary inona no lazainao le nataoko ve sa ilay nataon'i iartistika ? :( :( :(
105. fijo ( 10/05/2005 20:34)
nataonareo ko
106. rurik ( 10/05/2005 20:53)
fijo ka tsy mahazo manao sary izany ve :( :( :( :( :(
107. fijo ( 11/05/2005 19:24)
misy mibedy io ambony io,fa tsy za an
108. rurik ( 11/05/2005 20:36)
=)) =)) =)) =)) =))
109. fijo ( 12/05/2005 20:28)
io fa mbla manao o
110. cutie ( 12/05/2005 22:16)
fijo :-D :-D :-D :-D :-D
111. fijo ( 13/05/2005 04:26)
cutie,ka efa misy mibedy nefa mbola maditra ihany le ankizy ko :oops: :oops: :oops:
112. iartistika ( 13/05/2005 16:13)
mibedy ahona lesy fijo??
113. sonwin ( 13/05/2005 18:48)
cutie cly kay ve njy mbola mifampitady ato Antsohihy ato e :-* (l)
tokony asiana appel amizay hoe iza avy amizay aza ilay tany Antsohihy.
114. iartistika ( 13/05/2005 19:29)
eny hoa lesy!! :-D
115. cutie ( 14/05/2005 21:52)
adino nga za sw cly :-*
116. dadabe ( 15/05/2005 08:57)
toa ho raikitra kounkou kay i iartistika sy i rurik ato ho ato kle,
poun kely aloha lesy a :roll: 8-)
de asio :@ :@ aloha handinihana azy any antsohihy
117. iartistika ( 15/05/2005 09:10)
aleo njay bex,fa mafàna lôtsa any radada ah!
118. cutie ( 15/05/2005 22:10)
dadabe anga reo tsy efa ela no raikitra :wink:
119. sonwin ( 16/05/2005 18:19)
efa tena izy ireo ry bedada a :D

cutie ts adino na oviana na oviana,
na ny tany Antsohihy, na ny ho any aoriana,
njy ihany akia ny ahy an, ho doria,
dia izay ilay hoe tena tia:-* (l) :*
120. iartistika ( 16/05/2005 19:49)
:@ fitiavana re zao eh!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5222