mitady olona avy any Antsohihy

41. rurik ( 18/04/2005 21:46)
cutie raha pandeha eny akainkin'dry zareo eny ianao dia mety mahay ahy izany e.
42. dadabe ( 19/04/2005 11:13)
sonwin>oay le oainina be zah klezah ve no orhan'ialhy sa iza lety ?? :-D :-D :-D
43. cutie ( 19/04/2005 13:55)
rurik
tsy mpandehandeha any za, lavitra loatra any :)
tsy haiko njy :)
44. sonwin ( 19/04/2005 15:34)
dadabe> oay leity e, iza ka no hanoroka an'ela leity e..ela aza mampitahotsa be fa efa banga be sady tsisy volo :-D :-D ..cutie leisy no :-* a
45. iartistika ( 20/04/2005 17:51)
matin'i bebe am zany elà rolland fa ataovy tsara! :-D
46. sonwin ( 21/04/2005 14:23)
fa aiza zany bebe mamono zany klé? :?:
47. cutie ( 21/04/2005 14:44)
za ary mba gaga sonwin :-* :-*
48. iartistika ( 21/04/2005 17:14)
sonwin> mbola atsy ambadika atsy i bebe! :roll:
49. rurik ( 21/04/2005 19:38)
ao ambadiky sahondra ve :-D :-D :-D :-D
50. Arimalala ( 22/04/2005 08:02)
iartistika>marina ny voalazanao, ary tena hainao tsara mihitsy izy zany an
51. iartistika ( 22/04/2005 16:33)
arimalala> hay ve ianao efa tany ambalatany sy ambalabe eh!! Misy havanay koa mantsy any am pont be any! miampita kely de mandeha tongotra kely! F'zay ndray tao ambalabe no mipetraka...
52. rurik ( 26/04/2005 13:08)
iaristika an ary tsy haianao angaha aho izaho anie nipetraka tao @parcage e!eo akaikin'nyhotel Nenitoa teo!
53. iartistika ( 26/04/2005 17:39)
rurik> haiko enao ka! isika le niaraka nibalady :* (l) :* ,tantara ko ireny ah!!
54. cutie ( 26/04/2005 20:05)
o ry reto a, mety mifankahalala ihany sika reto a. :)
55. fijo ( 26/04/2005 20:36)
mety ho mpinamana daholo ka
56. sonwin ( 27/04/2005 08:16)
sady mpinamana no mifankahalala mihitsy angamba isika e...
57. rurik ( 27/04/2005 14:08)
o ry reto an sao dia pifakatia ary ny sasany fa tsy mifakalala intsony azon'ny elanelatany e aza hitako :-D :-D :-D :-D
58. cutie ( 27/04/2005 14:10)
ka in mou no maharatsy an'zany rurik :-D :-D :-D
59. rurik ( 27/04/2005 14:10)
cutie an andao hifanao fotoana dia @izay mifankahita e!
60. cutie ( 27/04/2005 14:14)
hifanao fotoana aiza rurik??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3291