mitady olona avy any Antsohihy

21. cutie ( 14/04/2005 12:00)
hihihihi rurik, ndao aza any ambalabe ny hihinana mosakiky e.
22. sonwin ( 14/04/2005 12:06)
Mitahiry fahatsiarovana tsy mety afaka ao am-poko ny tany Antsohihy tany...ilay toerana nahitako anao ry cutie (l) :* ..hariva somambisamby, diavolana tomaratra aok'izany..indreo izaho sy ianao mifamihina , mmh mamy any izany :-*
23. cutie ( 14/04/2005 12:09)
hihihihi sonwin, sao de tsy tokony atao ato io fa any @ tononkalo :-* :-* :-*
24. Arimalala ( 14/04/2005 12:26)
rurik>raha mahafantatra an'i Patou sy Mireille sy ny tariny enao d mbola havanay daholo reny, cousin sy cousine-ko
25. cutie ( 14/04/2005 12:28)
Arimalala, patou ao @ haute ville ve zany??
Haiko mantsy raha i patou io zany
26. Arimalala ( 14/04/2005 12:33)
cutie>mety izy mihitsy zany, izy botabota iny d fotsy
27. cutie ( 14/04/2005 12:54)
Arimalala
Haiko mitsy patou ka, de mireille kou haiko
28. Arimalala ( 14/04/2005 13:06)
cutie>hay ve e, ary mety mahafantatra an'i Zalifah ko ve enao, iny ko mbola cousine-ko, nianatra tany majunga izy refa afaka bac
29. cutie ( 14/04/2005 13:12)
tsy haiko Zafilah zany Arimalala
Mbola ao Antsohihy ve Mireille?
30. iartistika ( 14/04/2005 15:33)
arimalala> zanak'i soazara io zalifah io eh??
31. hesham ( 14/04/2005 21:01)
Za ndray avy ao Befandriana Nord fa tsy antsohihy .Fa za mahafantatra ola maro ao antsohihy satria tsy manky refa fetin`i Sofia .
Za koa mahalala an`i Patou ary mitsaty aminazy matetika .
Oaaaaazalahy
32. fijo ( 14/04/2005 21:48)
hay ve maro koa antsohihy ato e.za koa teo amin'ny parkage no nipetraka ary mosakiky isankariva teo no tena nahafnaritra ahy.
iza ary no mahafantatra an'i fine be mpivarotra vilia nareo
33. dadabe ( 15/04/2005 02:49)
fijo>hay ve i fine be e,haiko iny le
sonwin+cutie> ekena frera a,sady cutie manja,frera bogosy :-P
34. rurik ( 15/04/2005 08:47)
arimalala haiko ary izaho koa mety hainao hainao ve ry kalidas panao kiraro ireny?
35. Arimalala ( 18/04/2005 10:21)
cutie, mbola ao ihany izy fa efa ela za no tsy naheno vaoavo taminazy fa patou no matetika miakatra aty tanà
iartistika>tsy haiko ny anaran'ny mamany fa ny papany no fantatro : Saïd
hesham>zany mo izy io, za rô mbola zandriny e
36. rurik ( 18/04/2005 12:47)
cutie tena mahalala azy ve ianao (miraillesy ry patou) sa manala fotsiny e?
37. dadabe ( 18/04/2005 13:25)
rurik>izy aza mbola variana mifanoroka be @sonwin kouuuuuuu :cry:
38. cutie ( 18/04/2005 14:51)
dadabe a, bedy a
rurik, tena serieuse za e, za ve de manala azy fotsiny lollllllll
39. iartistika ( 18/04/2005 16:07)
le patou ko fantatro! ny mamany vao maty nisy namono tam roa taona ngamba zay raha tsy diso zà!!
40. sonwin ( 18/04/2005 16:38)
dadabe> aza kozina kosa leisy ny ataonay a :lol:
cutie> taiza moa isika teo fa tapaka ny feeling, niditra tampoka i Dadabe :lol: :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3181