Papa mainty tsara hoe???

1. Mifenty ( 11/04/2005 08:13)
aleo dia anokafana sizé vaovao eto mitsy ty fa otrany miverimberina foana le


Tsy ho possible hoy ny sasany ny hoe mainty ny papa ho lany.

hoy kosa aho:

1) lazaina fa antson'Andriamanitra ny maha lany ny papa iray.

2) dikany : raha tsy possible ny hisian'ny papa mainty ho lany dia tsy miantso ny mainty koa izany Andriamanitra.

3) na koa ilay antso mitsy ny tsy possible am teny afrikana angamba na ilàna famaritana vaovao.

zay ny hevitro fa asa ndray raha misy miziriziry miteny hoe miantso Andriamanitra nefa tsy possible ny papa mainty.
novalian'i Mifenty ny 20/04/2005 15:26
2. xxx ( 11/04/2005 08:22)
hihihihi Mifenty!
Amiko an! de tsy antson'Aa izany ny fifidianana pape,fa izy samy izy ao ihany no manendry azy.Tsy misy hafa oh ny mifidy président de la république io, ary pape= chef d'état du vatican.
3. hery ( 11/04/2005 08:25)
xxx> euh... ho an'ny Mpino, na dia ny président de la république aza dia antson'Andriamanitra ihany koa.
4. dadabe ( 11/04/2005 09:14)
hery>miombokevitra aho t@iny satria hoy ny soratra masina"...Maneke ny mpitondra anareo,fa izay vatendry dia voatendrin'Andriamanitra.."tsy tadidiko ny verse
fa le fifidianana ao vatika klou de tsy antson'Andriamanitra izany e(lava be ny fanazavana fa aleo klou hatreo ihany )




5. xxx ( 11/04/2005 09:22)
hery: marina iou
dadabe:antson'Andriamanitra iou satsia izy nanoumé ny olona fahenjena ifidy .
6. xxx ( 11/04/2005 10:20)
Izaho tsy katolikafa tena protestant hiringiriny saingy mino kosa aho ny asan'ny Fanahy Masina koa amiko dia asan'ny Andriamanitra tanteraka @ alalan'ny Fanahy Masina ny fifidianana Papa, hafahafa angamba izany ho anareo tsy tena mpino ary sarotra ho anareo ny hino izany, saingy izay no zava-misy. Ny Fanahy Masina tsy manavakava-bolokoditra!
7. ravatorano ( 11/04/2005 10:43)
Mifenty>elah tena mahay mifenty marina ah manaiky an elah letsy za.
Za aloha na aoana voalaza eto dia izao ihany mety tsy bmola hiantso Papa mainty ny Fanahy masina satria izy mahalala ny tokony hatao amin ny fiambenana ny zanak ondrin Andriamanitra .
8. routa ( 11/04/2005 10:46)
mifenty :-D ^^ ^^ ^^ ^^
9. dadabe ( 11/04/2005 10:57)
:roll: :roll: :roll:
10. haingo23 ( 11/04/2005 11:19)
Black is beatifull
11. cutie ( 11/04/2005 16:28)
in aza ny iadianareo hevitra @ io papa mainty sa fotsy io .
Miandrasa kely fotsiny de hohitanareo na mainty na fotsy le papa e . lol
12. Mifenty ( 11/04/2005 16:31)


ka ny tena tsy azoko dia ianareo manohitra indray fa antso ny mahatonga ny olona iray ho lasa mpitarika.

ary ho an'ny mino aza dia sitrak4andriamanitra ny antony ahavelomany sy ahafany mamaly eto indray kou


asa klou eh.

De nen-drapierrot ndray de oe tsy mbola miantso maintsy ny fanahy masina.


asa klou le fanahy masina resahina oe itany oe mainty de mbola tsy atsoina na oe fotsy dia antsoiny kle.

Fa na fifidianana aza io . refa ny fanahy masina ve lesy no miasa de tsy ho possible ny mainty le.
13. Merinaforever ( 11/04/2005 16:52)
Ary nahoana indray no tsy mba atao Mame indray aloha no filohan'ny vatikan fa ahoana no de ho Pape foana lé?
14. sonwin ( 11/04/2005 17:16)
Ny Pape na mainty na fotsy mitovy ihany izany amiko fa samy olombelona nofo aman-dra noharian'Andriamanitra. Fanontaniana tsy tokony hipetraka izany hoe ho mainty sa fotsy e!!
Fa na mainty io na fotsy , anay io fa tsy an'ela :lol:
15. Mifenty ( 11/04/2005 17:19)


oujy le

anay io fa tsy an'ela aona le.

Fa tadavin'la haloto fotsiny zany Mamasina nanaovana fihaonana ah?

oujy le
16. sonwin ( 11/04/2005 17:45)
oujy ahona le? :-D
17. sonwin ( 11/04/2005 17:45)
oujy ahona le? :-D
18. pitchou ( 11/04/2005 19:03)
mety tsy ho mainty le papa tsy maninona saingy ilay olona iray fototry ny fivavahany d tsy voasokajy ao anatin'ny atao hoe fotsy hoditra raha tsy diso aho fa any @ ny atao hoe "misy lokony"(na d kely matsatso aza)!
fa nahoana moa? iza no ho nino hoe hisy izany filohan'ny afrika atsimo mainty hoditra izany nefa nisy? iza no ho nino fa hisy izany mainty hoditra hitantanana ny firenena mikambana izany nefa nisy? iza no ho nino hoe mbola hisy izany papa tsy italiana izany nefa nisy? koa nahoana no tsy hino hoe mbola hisy izany papa mainty hoditra izany?
19. ronaldo09 ( 12/04/2005 06:56)
Ilay Papa mainty hisy fa mbola tsy izao aloha fa mbola nofinofy ,misy aza mihevitra fa hisy ny Filoha amerikana mainty(USA no tiako tenenina ) nefa mbola tsy izao izany .Tsy hoe ilay vocation no tsy hampisy azy fa ny cardinal izay miisa 117 no tsy hampisy azy .
Amiko hisy izany fa mbola tsy izao aloha ,aza ampitahaina hoe nisy president Sud africain mainty ny any ange ka ny mainty no maro anisa e !
20. boule ( 12/04/2005 10:38)
zany an ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.347