Papa mainty tsara hoe???

61. maditra ( 18/04/2005 19:14)
pitchou> haha, ay ve , io resako ambony io mahatonga an'ity fanontanianao ity. OK, marina fa Katolika Romana no manana foibe ao Vatican, fa tsy midika izay fa izay tian'ny ireo Romain ireo ihany no tsy maintsy atao Pape ao. Ny nilazako an'io dia toa misy mihevitra izany manko, kanefa iny Pape Jean Paul II iny tsy Romanina, ary nahagaga olona ihany ny fahalaniany tamin'ny voalohany fa efa izy no lany ka, sady nahay niara-monina tamin'olona izy dia nahafinaritra be ny fitondrany!
Asa iza koa andeha handika vilana an'ity voalazako farany ity.
62. dadabe ( 19/04/2005 12:02)
efa niasa ny Fanahy Masina :D
63. sonwin ( 19/04/2005 18:05)
..dia Allemand ny Pape vaovao, avy any amin'ny firenena foibe sy majorité Protestant..mahafinaritra fa hihatsara hatrany angamba ny fifandraisan'ny samy kristianina
64. booboo ( 19/04/2005 18:52)
atomboy @ samy "kristiana" ato @ forum ara !
65. pitchou ( 19/04/2005 19:13)
mbola vao faniriana izany fiarahan'ny samy kristiana izany ka!
66. Mifenty ( 19/04/2005 21:36)


aza misy mamaly an'ity forum ity tsony ianareo fa tsymitombina tsony le sizé napetrako.


fotsy ny papa ary fotsy hatrami'ny volony.

marina zany , anontanio benoit.
67. dadabe ( 20/04/2005 13:11)
anotanio marina benoit kle
68. Mifenty ( 20/04/2005 15:26)
fiteny vavao lesy radada le oe anontanio Benoit ah

itanlah, tam topokolahy joany paoly de le oe "Andraso eo i Paoly " no fiteny

fa zao ndray am Papa ratzi (Benoit XVI io) de ny fiteny vavao de lasa oe

"Anontanio Benoit" (jeneraly lesy eh).
69. dadabe ( 21/04/2005 07:56)
efa tany dago zah no efa fiteny zany kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1356